Sao mba nandalo

1. Imahaka ( 19/08/2007 20:02)
Azafady ry mpiserasera o!
Sao mba nandalo teto ilay tiako
Nifamaly izahay mantsy omaly
Ka ny hafatro tsisy valiany! :?
répondu par diamondra27 le 22/08/2007 13:36
2. sitlo ( 19/08/2007 20:11)
3. xxx ( 19/08/2007 20:43)
Inona no mampé ry xxxX ?
4. fasaly ( 19/08/2007 20:43)
misotroa hono aloha ronakoho kely de hiverina izy ...
5. karinah ( 19/08/2007 20:49)
Imahaka: zà aloha tsy mafantatra an' izany:oops:...azafady an!:wink:
6. sitlo ( 19/08/2007 20:57)
xxx> mba falifaly ny foko
7. wooda ( 19/08/2007 20:58)
8. fasaly ( 19/08/2007 21:00)
sitlo: fita wa ! aleo mba falifaly ny kéra toy izay marary na manjomoka....:-P
9. ikalamako ( 19/08/2007 21:26)
nitomany izy nandalo teto,
kanefa aho noferany mafy
tsy hilaza aminao izay ombany
sy ny zavatra izay iafarany :-w
10. sitlo ( 19/08/2007 21:31)
hahaha, ikalamako vao maika manapitrotraka :-D :-D
11. sipagasy ( 19/08/2007 22:07)
Lazao re ry Sakelidalana ô
Fa tiako tokoa izy iny
Tambazako vola ianao re;-)
Raha toa ka milaza ny marina
13. Imahaka ( 20/08/2007 06:47)
karinah:

Imahaka: zà aloha tsy mafantatra an' izany:oops:...azafady an!:wink:



Fantatrao tsara ka :-P
14. Imahaka ( 20/08/2007 06:49)
ikalamako> mba lazao fa omeko bizourk enao e!:(

stilo> memez n lah fotsiny indray ve nefa grave be nge e
15. Angolaina ( 20/08/2007 07:12)
sao de lasa namono tena kosa ary izy fa voan'ny deception tanteraka ? :roll::roll:
16. menalamba ( 20/08/2007 08:36)
Raha toa ka manimanina hono dé ny volon-kelikao randranina ...'zay no hafany teto:^):^):-D
17. ikalamako ( 20/08/2007 08:58)
alefaso klou bizourk iray kamio vao teneniko :-P
18. karinah ( 20/08/2007 11:11)
Imahaka: :roll::-D:-D:-D:wink:
19. kallie ( 20/08/2007 12:18)
tedavo malaky fa sô d efa any anaty rano ar kou
20. sitlo ( 20/08/2007 13:43)
Imahaka> azafady ary eh,
izany hoe nampatsiahy ahy fou hehy izay ilay izy

http://www.dailymotion.com/relevance/search/hehy/video/xz4xz_fouhehypartthree_fun

Tsy nahatanty ny aretim-pitia hono izy ... :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3483