Sao mba nandalo
21. diamondra27
(
20/08/2007 17:23)
Imahaka:
Azafady ry mpiserasera o!
Sao mba nandalo teto ilay tiako
Nifamaly izahay mantsy omaly
Ka ny hafatro tsisy valiany! :?
________________________
oadray re ry imahaka , imahaka ô
nahoana no de nosomparana
lay fitiavantsika
fitiavana feno hasambarana
Zay moa le hira? Hiran'i tsy haiko fa sakeli-dalana no tompon'io hira io
fa tena marina ve alou io sa mampiresaka ndray le imahaka?
I trimobe zao mitady an'i faramalemy ato (jereo atsy @ dinika ambadiak "tia" nosoratan'i kiadi)
efa nareo 2 lahy ve no tafaraka de mbola tsy tafavoaka klé:-P:-P
siks e!:-*
22. Imahaka
(
20/08/2007 19:44)
Angolaina:
sao de lasa namono tena kosa ary izy fa voan'ny deception tanteraka ? :roll::roll:
Tokony hikoz eto ihany izy raha izany mba hitadiavana vaovao :?
23. Imahaka
(
20/08/2007 19:47)
menalamba> za tsy misy volo-kelika fa ilay any asio randraniny raha mbola marary fo izy lol
ikalamako> na tahiry iray aza tsy ananako kay fa efa lasan'ilay kala tsy hita intsony iny ny roa kely mba tao
kallie> ka tsy hitako izy matoa aho manotany eto e!
stilo> aleo marina aloha asia meme kely :-D
diams> tena koz io e! tsy azoko ilay hoe efa 'nareo roalahy :roll:, seven e!:-*

24. Angolaina
(
21/08/2007 06:46)
Imahaka:
Angolaina:
sao de lasa namono tena kosa ary izy fa voan'ny deception tanteraka ? :roll::roll:
Tokony hikoz eto ihany izy raha izany mba hitadiavana vaovao :?
:-D:-D:-D mety lasa nanao formation na ninja any tokyo ngamba ka ! :-D:-D raha tsy zany ve izy mahay manjavona tampoka eo :lol::lol:
25. diamondra27
(
21/08/2007 09:28)
imahaka: de aona zany lé ginagina be ve?
tena namono tena mitsy ve leisy izy?
Nareo 2lahy : trimobe sy imahaka (@ le tantara angano fahiny re e!) samy mitady an'i faramalemy
F'angaha tsy misy namany eto mba azo anontaniana?
siks:-*
tena namono tena mitsy ve leisy izy?
Nareo 2lahy : trimobe sy imahaka (@ le tantara angano fahiny re e!) samy mitady an'i faramalemy
F'angaha tsy misy namany eto mba azo anontaniana?
siks:-*
26. kallie
(
21/08/2007 09:56)
imahaka> ka any amze tany misy rano mety ileteany tedavina... tandremo ko fa ndraindray ny erikerika mahatondra drano, ary samy manana ny rano ilomanosany sy iroboany io :-P
27. Angolaina
(
21/08/2007 10:39)
:-D:-D:-D za alo tsy mino oe etsy @ raon'ikopa izy e! fa mety any @ rano hafa :-D:-D:-D
28. Angolaina
(
21/08/2007 10:40)
:-D:-D:-D za alo tsy mino oe etsy @ ranon'ikopa izy e! fa mety any @ rano hafa :-D:-D:-D
29. menalamba
(
21/08/2007 20:24)
Angolaina:
:-D:-D:-D za alo tsy mino oe etsy @ ranon'ikopa izy e! fa mety any @ rano hafa :-D:-D:-D
Ka rano inona aza ré é?Ranon-dolana? Ranon'aina?Ranon'ivy?....:^):-/:°)
30. Imahaka
(
21/08/2007 20:53)
kallie> rehefa nijery sary rehetra za dia kay mbola variana nanao vacance tany anaty ranomasina izy :-D:-D
angolaina> rano aiza ohatra?
diamondra27> ny namany tsy mamaly daholo e!
Toa lanin'ny vitsika angamba izy fa na ilay forum aza tsy nidirany.
angolaina> rano aiza ohatra?
diamondra27> ny namany tsy mamaly daholo e!
Toa lanin'ny vitsika angamba izy fa na ilay forum aza tsy nidirany.
32. diamondra27
(
22/08/2007 13:36)
sô le lasa @ ranon'Anosy na mandroeza na mantasoa :-D:-D:-D
vitsika inona ô?
ntsonalé imahaka kely e! miverina eo ihany izy refa leo ny mandende any
ary nareo tsy mahay teny gasy sy angano gasy tsony fa lasa rainiboto be an
vitsika inona ô?
ntsonalé imahaka kely e! miverina eo ihany izy refa leo ny mandende any
ary nareo tsy mahay teny gasy sy angano gasy tsony fa lasa rainiboto be an