Sipa gasy manala-baraka ny tanindrazana rehefa aty ivelany

1. xxx ( 16/08/2007 12:01)
Tena mahamenatra fa manalabaraka an'i Madagasikara ny sipagasy rehefa aty ivelany(LaReunion ,France,Allemaigne,Singapour....)Dia saika makorely avokoa ny sipagasy ,ary izay te hitaingina de mitaingina!Za aloha raha mahita sipagasy dia mivadi-dela na mody tsy mahaita fa mahamenatra fa ataon'ny kil fanalana :snif::snif::snif::snif:
répondu par ni81 le 23/11/2007 11:21
2. ikaretsaka ( 16/08/2007 12:58)
misy manao misy tsy manao.. izay tiany io ko
3. evasoa ( 16/08/2007 12:59)
makorely avokoa ny sipagasy


hanky va re e ? :roll::roll::roll::roll::roll:

de ahoana re no nahaizanao nanavaka avy hatrany ny gasy sy ny singapouriana ?

izay te hitaingina de mitaingina


maimaipoana ve ?

LaReunion ,France,Allemaigne,Singapour


dia tsy mba nahita zavatra hafa afatsy ny makorelina fotsiny ve xxx @ fitetezana firenena marobe izany, sa de escales teo @ aeroport fotsiny ka tsy nahatazandavitra ? mba izarao voandalana kolotsaina koa e ! tsy ny fanaratsiana ny vevavy gasy ihany akory no azo anaovana tatitra :wink::wink:
4. kanota ( 16/08/2007 13:30)
Ny anay Sipa Malagasy ary Lehilahy Malagasy. Ny Makorel zavatra hafa fa tsy makorel daholo ny rehetra. Ny zava-misy aloha dia misy vazaha manambady makorel. Safidy io. Manana vava roa izy ka afaka miasa avokoa. Vola miditra izany ka atao ahoana.=))=))=))
5. kelly13 ( 16/08/2007 17:09)
aiza ho aiza eto antany zany allemaigne, allemagne no haiko fa tsy hitako @ saritany zany allemaigne allemaigne zany,aza d may vava sahala @ zao fa mba naterabehivavy ary na makorel izy na tsia azy sy fiainany izany, ra odivanao fanina izy ra mifanena aminao, anao sy fiainanao zany :(
6. fasaly ( 16/08/2007 17:52)
:-D:-D:-Dary tsy koboko io allemaigne io:-D:-D:-D
7. kiadi ( 16/08/2007 18:13)
fa inona zany makorel???? mofogasy ve? sa inona moa le filaza azy @ teny tsy fantatra iny?
8. kiadi ( 16/08/2007 18:22)
hay makasôka kay ilay iz fa tsy makorel le!! sa mokary moa??
9. kelly13 ( 16/08/2007 18:46)
makasôka v tsy pain perdu e? (mofodipaina very):°)
10. dongadonga ( 16/08/2007 18:54)
makosa:{:{
11. dailynews ( 16/08/2007 19:34)
France?? allemagne??? ....aiza kosa dia izy rehetra. mba betsaka ihany ny gasy vavy fanatro any fa ilay fantatrao izany izy daholo?? hmmm.....!!!
12. xxx ( 16/08/2007 20:19)
kay ve ny anabaviny ihany no tantarain'i r.09...eo e! mmhhh tsy mahagaga hihihihi:-D:-D:-D
13. kanota ( 17/08/2007 05:30)
Ny ataon'ny anabaviny sy ny reniny no mampalahelo azy dia ny vehivavy Malagasy rehetra no velesiny.
14. kelly13 ( 17/08/2007 05:34)
xxx:

kay ve ny anabaviny ihany no tantarain'i r.09...eo e! mmhhh tsy mahagaga hihihihi:-D:-D:-D



pan, any zany! maty i r.09 :-D:-D
15. kanota ( 17/08/2007 05:39)
Angaha tsy hainao fa ny eo akaiky no ohatra voalohany? Nefa ilary mihinana ny vidin'entan'ny anabaviny sy reniny ihany=))=))=))
16. sipagasy ( 17/08/2007 09:02)
mmhhhh ary tena marina ny tenin'i xxx io ambony io sy ny an'i kanota ann hihih aiza tokoa moa ny ahafantarany raha tsy nahita ohatra akaiky azy izy hihih, izay izany ilay hoe mivelona @ hatsembohan'ny sasany hihihihih;-)
17. kanota ( 17/08/2007 10:40)
Tsy vitan'ny mivelona @ faha-petsan'ny sasany fa mbola manaratsy indray. Tsy hoe mamporisika ny fanaovana Makorel akory fa tsy ny Malagasy ihany no be manao io. Misy ny manao fa tsy izany no hitifirana ny malagasy rehetra. Izaho mahita lehilahy Malagasy nanaraka vazaha lehilahy tany Alamaina (tsy haiko ny manoratra azy an =))=))=))) faly nahazo vola betsaka ka izay ve no ilazana fa mivarotra aoriana daholo ny lehilahy Malagasy. =))=))=)). Anontanio bazylou fa hainy tsara io=))=))=))
18. sipagasy ( 17/08/2007 14:16)
!seen ra bazyl klehh hihihihi:lol:
19. xxx ( 17/08/2007 18:52)
kelly13:

xxx:

kay ve ny anabaviny ihany no tantarain'i r.09...eo e! mmhhh tsy mahagaga hihihihi:-D:-D:-D



pan, any zany! maty i r.09 :-D:-D

r.09 ny anadahindreninareo

20. kelly13 ( 17/08/2007 19:15)
:oops::oops: reninay tsy manana anadahy fa miala tsiny ooooo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2343