Tsy marina mihitsy io resaka io fa ny tsirairay manana ny safidiny! Ary jereo ange mankanesa eny tsaralalana harivariva e! tovovavy kely dia efa manao makorelina fa asa na tsy ampy ny hijejoana na ahoana. Ary matoa misy ireo dia misy koa ianareo lehilahy no mividy azy ireo. Efa taona maromaro aho no teto andafy fa tsy ny malagasy rehetra no manao makorelina akory fa ireo efa zatra io asa io ihany