Sipa gasy manala-baraka ny tanindrazana rehefa aty ivelany

21. ronaldo09 ( 17/08/2007 19:23)
xxx:

kay ve ny anabaviny ihany no tantarain'i r.09...eo e! mmhhh tsy mahagaga hihihihi:-D:-D:-D

O ry xxx a!Aza mba mifanala baraka fa tsy misy ato amin'ny namana manana peudo r.09 fa azoko antsaina fa izaho no tian-drangahy ho tenenina eo!Ampidiro amin'io lohakelinao ry xxx fa izaho dia mbola tsy nampiasa io xxx io hatramin'ny nidirako ho namana izay efa 5 taona izay !Tsy misy tokony hatahorako ka hiafenako amina xxx Mazavaaaaaa!!!!!Raha lehilahy manana ny mahalehilahy anao mivoaha tao amin'io xxx io fa aza miafina.
Ianareo koa ry kelly13 aza dia manaraka izay ataon'olona adala toa an'io xxx io......

22. kelly13 ( 17/08/2007 19:37)
:-D:-D:-D:-D

ronaldo09>ka mampimé nge le izy e, d aiza klou no ahalalanao oe "lhl" io xxx io e? :-P
23. ronaldo09 ( 17/08/2007 19:50)
Za aloha tena tsy mahalala na lahy izy na vavy fa aleo atao lehilahy satria io no mahavoafehy azy !Fa raha vehivavy aloha za ndray tsy hiady amim-behivavy zany fa aleo mangina e!Mino aho fa lehilahy io ....
24. kiadi ( 17/08/2007 20:08)
mety sarimbavy io :-D:-D:-D
25. kelly13 ( 18/08/2007 05:01)
nen'i kiadi hafa fôna :-D:-D:-D
26. Jeankely ( 18/08/2007 05:19)
Tsy misy milaza ny fanaovana Makorel ho tsara na izany aza lainga raha ny Malagasy no be Makorel amin'ireo toerana ireo. Ny tena zava-marina dia betsaka ny mitovy endrika amin'ny Malagasy ary tsy hainao mihintsy raha tsy misokatra aminao ny vavany. Raha sarin'olona na tarehy avy Indonesia, Singapore, Vietnam, Myanmar, Malaysia, na Thailand aza dia betsaka mitovy ny Malagasy. Ireo no tena be makorel fa tsy ny Malagasy. Izaho mino fa na io xxx io aza rehefa mahita makorel Korean, Japanese mihazakazaka manandrana=))=))=))
27. kiadi ( 18/08/2007 21:24)
kelly> izay no hitiavanjy anah ohh???:-D:-D:-D
28. kelly13 ( 18/08/2007 21:29)
zay mintsy :-D:-D:-D
29. kiadi ( 18/08/2007 22:12)
hay ba misy pitia ihany zah :lol::lol::lol:
30. dibbah ( 16/09/2007 12:54)
ka izay no efa iadivan'ny fanjakana @ fanasarotana ny visa nefa ry zavavy vazaha taratasy indray ko
31. xxx ( 03/10/2007 13:20)
f'angaha moa refa hoe manambady vahiny dia tsy maintsy hoe makorel lazainao , ohatra olona nifankahita tao aminy toeram-piasa na tao aminy ecole ohatra dia hoe makorel ve? ny fitiavana sy ny anjara izany fa tsy hoe fomba ratsy akory , tena mbola tery saina be ilay mpamorona sujet kanou!
32. soanja ( 04/10/2007 04:06)
xxx:

Tena mahamenatra fa manalabaraka an'i Madagasikara ny sipagasy rehefa aty ivelany(LaReunion ,France,Allemaigne,Singapour....)Dia saika makorely avokoa ny sipagasy ,ary izay te hitaingina de mitaingina!Za aloha raha mahita sipagasy dia mivadi-dela na mody tsy mahaita fa mahamenatra fa ataon'ny kil fanalana :snif::snif::snif::snif:


xxx> tsy manome tsiny anao aho raha malahelo saingy atao ahoana fa izay zany ny zavamisy hitanao.
Zah zao ry xxx de manana namana mikarakara taratasy hanaokatra bizn resaka fivarotan-tena (Malagasy izy vehivavy) any singapour, zany hoe izy no hanao mpanelanelana. Malahelo dia malahelo ny tenako saingy atao ahoana fa izay ilay safidy mahaolombelona. Tsy anjarantsika ny hitsara ireny olona ireny fa miezaka kosa ianao mba angatahiko aminao mba hampianatra sy hanabe tsara izay vitanao ny Malagasy any Gasikara any mba tsy ho voan'ny marivosalosana na fitapitaka na tahak'izany ka mora ahodin'ny hafa ho entam-barotra.
Adidinao , adidintsika ny mampianatra ny tanora fa sarobidy ny vatana sy saina ary fanahy. Aza manaiky andevozin'ny vola zany fa amin'ny farany fesona ihany.
Koa tsy vitan'ny alahelo fotsiny ilay izy amin'izao fotoana angamba fa mila arahin'asa.
Raha manana programa ianao azonao anampiana ireo efa amperianasa dia ho faly izahay mihaino izay atolotrao. Ankoatr'izay dia amboary ny saina fa tsy ny teny fandatsana mantsy tsy manampy n'iza n'iza akory. Mahereza hatrany mitazona ny mahaMalagasy mamirapiratra. :-*:-*


33. Mandefitra ( 04/10/2007 05:15)
soanja:
Adidinao , adidintsika ny mampianatra ny tanora fa sarobidy ny vatana sy saina ary fanahy
=D

=
34. arialy ( 04/10/2007 15:30)

mapime koa lay mpamorona le sujet, dia ho makorel dolo ze vhv gasy mivoaka ny gasikara?? misy masera anie reny e :lol:
ary raha misy makorel aza de izay zany no mbô tiany ka atao akory e!
fa aza mi generaliser kosa
35. dibbah ( 04/10/2007 16:37)
manin ko nefa ny makorel e ilaina @ andro sarotr reny
36. volltige ( 05/10/2007 11:00)
hoan'ilay nanokatra sujet, izaho tsy makorel akory et makorel est un grand mot, misy moa tena manao be tsisy otrany zany nefa tsy hita fa miafina , ny tena voakina moa dia ny eny aminy sisin-dalana. Misaotra an-andriamanitra aho aloha tsy voatery manao anio asa io, na dia aty ivelany aza,satria amiko dia manana courage ireo vhv ireo na dia eo aza ny coté "facilité", mety mba tsy mora ihany ny mi)gérer any ilay coté hoe vo-souiller , na regard ny olona, plus vulnérables satria tsy à l'abris ny olona ratsy ary firy firy moa no voa anizany eto la réunion nefa raha izay no azo ivelomana sy andefasana ho kaly sy fin de mois any dago!!!!!akory atao, ilay nanokatra sujet kosa ve afaka manome asa sahaza azy ireo mba tsy ampivadidela anao rehefa misy mahita miaraka aminy.
Misy tsy fidiny hoa azy ny mahazo anireo vhv ireo, misy ss l'aile d'un proxénète mihintsy ka ny sasany dia voatazona ny papier, ny sasany dia ny vadiny no ni-promettre monts et merveilles nefa indrisy aviheo, ny sasany dia sitrapo mihintsy aloany ametrahana ny tongotra aminy sol étranger.
Ho fehany ny mitsikera hono no zavatra mora indrindra atao!!!
Ilay nanokatra sujet io dia karazany ilay miebohebo rehefa tsara ny namamany na honorable, fa ra lazaina fa iray tanindrazana aminy ireo ankizy KéRé aminy Télé dia ho lazainy koa fa vazaha izy fa tsy gasy!!!!!!!
37. Boaygasy ( 05/10/2007 12:37)
Milaza i xxx fa makorel dolyny sipa any ivelany, izany hoe izy koa izany!
38. arialy ( 10/10/2007 18:43)
dibbah
tsy oe le iz ilaina am andro sarotra ny resaka , fa le oe tsy nahita fika itadiavambola afa ts izay le sipa mbo hiainany.
ka tokony ts hisy ny tsikera fahatany raha tsy oe ahita kandra ho azy ireo le xxx mpamorona le sujet.

fa na de zany aza aleo asiana tsiky iany e :)
39. Jeankely ( 11/10/2007 10:57)
Midika ve izany ry arialy fa rehefa tsisy kandra dia io no ampiasaina? Mandiso tantara tanteraka ny milaza fa be makorel ny vehivavy Malagasy. Misy daholo ny firenena rehetra hoy aho ary tsy mendrika mihintsy ny fanaovana makorel na mampidibola aza. Ataoko fa olona tsy dia mivelatra loatra raha hoe tsisy hevitra dia ity misy lavaka fa ity no hiasana. Ny saina no voalohany. Mahavita zavatra ary afaka miasa foana fa tsy io mihintsy no voalohany. Na mahazo volabe mikararana aza ny makorel angamba tsy asaina manao izany ny tanora. Rehefa mahazo fiara ve ny makorel nefa vizana ny mpamafa lalana dia tokony apetraka hoe manaova makorel? Misy ny manao io fa misy koa no mampiasa ny sainy. Rehefa zanaka makorel aloha dia io no hitany fa haingana.Tsy ny rehetra
40. xxx ( 11/10/2007 11:47)
jeankely= fille fa tsy garçon! ny fomba fanoratra dia ixxx mihintsy!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4809