vacance à Mahajanga

1. fasaly ( 13/08/2007 20:21)
Nilay be ry zareo ny tany mahajanga a! tsy nisy otrzany e!:-P:-P:-P
ho avy eo daholo ny namana rehetra nandeha hanao tatitra eto fa zà aloha afa-po e! am eritaona ndray zany e! alefa eo ny sary rehetra:-P:-P:-P
répondu par fijo le 30/08/2007 21:12
2. Papoose ( 13/08/2007 21:56)
tsara zany!zahay ko mba te hahita sary mafy!sady tokny mba asiana blog manokana ho an'ireny fihaonana reny:wink:
3. ratonga ( 13/08/2007 22:48)
fasaly::-w:-w:-w:-P:°);-):-D:-D=))=))=))
4. sasa ( 14/08/2007 04:26)
fasaly hi hi hi hi hi
tsy mbola misy tatitra satria tsy mbola nande :-D:-D:-D:-D fa na izany aza hilay be io vacance any majunga io satria betsaka ny ankizy hande
5. mamzelkely ( 14/08/2007 05:38)
sasa fa rôvina mo le izy :°)
6. ftma ( 14/08/2007 05:40)
fasaly: mbola tsy 1 avril anie isika e, sasa aza mbola tsy nanao valizy :-D:-D
7. aloalo ( 14/08/2007 07:08)
voan'i fasaly t@ iny ! zay efa nanantena clip indray, fa hitako milay ny fiarahana tany an !
sary koa d ampy e !
8. fasaly ( 14/08/2007 07:56)
:oops::?:-D:-D:-D:-D:-D
sasa nanofy aho zany:oops: fangah moa tsy izao mois d'aout izao?????:wink:mety ho tratrako izany fa mba tsy am nofy....:-P
9. ftma ( 14/08/2007 08:04)
fasaly: toa 23 atr@ 30 aout ilay izy ko
manonofy marina njy :-D
10. fasaly ( 14/08/2007 08:06)
:-D:-D:-Dtsssssss tena nanofy aho zany fa ny daty voalohany kosa aloha dia tsy io e!:wink: fa manja be lay nofiko fa na izany aza miandry nytaititra avy amin'ny namana miampy sary manja beuh!;-)
11. Fiffi ( 14/08/2007 08:15)
fasaly:

Nilay be ry zareo ny tany mahajanga a! tsy nisy otrzany e!:-P:-P:-P
ho avy eo daholo ny namana rehetra nandeha hanao tatitra eto fa zà aloha afa-po e! am eritaona ndray zany e! alefa eo ny sary rehetra:-P:-P:-P
fasaly: heu..nga tsy mbola am faran'volana zao akia io ?:roll:


12. fasaly ( 14/08/2007 09:02)
mba prématuré aky ny ahy a!:-P
13. mamzelkely ( 14/08/2007 09:14)
tokony apidirina couveuse zany izy ry fasaly aa :-D:-D
14. Fiffi ( 14/08/2007 09:18)
fasaly:

mba prématuré aky ny ahy a!:-P
tratra njay zah tam iny :{:{ :-D:-D:-D:-D aza vendrana hiany hoa an ! :-D:-D:-D:-D:-D


15. fasaly ( 14/08/2007 09:20)
:-D:-D:-D:-Dmamz: mba tiko hafindra ato ndray aky iny resaka mahajanga iny fa efa mibotsina be lay dinika raika etsy ambany de ela be vao misokatra ny aty amiko nefa zà liana be ny hanaraka anlay izy:wink::-D:-D:-D:-D
fa zà tokoa anie nihevitra fa ny 13 13 15 no vancs mahaanga e!:oops:
16. mamzelkely ( 14/08/2007 12:23)
tô nisy fanemorana le izy k fa ts haiko le daty ra ts miverina mijery za :-D
17. naritsimba ( 14/08/2007 12:30)
23-30 Aôut ilay izy eh!
18. ari.malala ( 14/08/2007 12:35)
mbola mijery zedezil ny oul e ;)
19. mamzelkely ( 14/08/2007 12:53)
za ts maharaka ze de jules zany mits :-D:-D
20. ari.malala ( 14/08/2007 12:58)
:-D:-D:-Dfa ze de iza no araknjy ky.:-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6341