vacance à Mahajanga

41. mamzelkely ( 17/08/2007 08:37)
eo de mifapipasy bol eo njay nareo aa :°)
42. naritsimba ( 17/08/2007 09:21)
zà aloha hatramin'izao dia mbola baraingo?
43. ari.malala ( 17/08/2007 11:42)
mamzelkely a, mbô manao passé 10 ky aaaa:-D:-D ndry no michaume:-D:-D:-D:-D:-D
44. mamzelkely ( 17/08/2007 13:16)
:-D:-D apihorohoroko eto ty tany ty fa ataovy :-P:-D:-D
45. fijo ( 17/08/2007 21:08)
nareo koa de mihorohoro be tssss;aleo hilamina fa toa hikorontana izy izany
46. fasaly ( 17/08/2007 21:32)
ka nandalovan'i fijo ve tsy hihorohoro8):-D
47. mamzelkely ( 18/08/2007 05:50)
:-D:-D fijo wa tsisy milam zany eo apihorohoroko eto aa :-D:-D
48. ari.malala ( 20/08/2007 14:43)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D fa manin no hampihorohoro e:-D:-D:-D:-D:-D milamina wa fa tsisy n'inon'inona anie eo e!:P
49. sasa ( 21/08/2007 04:41)
iza indray izany nampihorohoro tany izany:-D:-D:-D:-D:-D:-D
fijo :-D:-D:-D:-D
50. ari.malala ( 21/08/2007 07:16)
:-D:-D:-Di mamzelkely io mitady hampihorohoro tany io koo :-D:-D:-D
51. glou ( 21/08/2007 08:12)
resa-pi horohoro, tsy azoko mihintsy:roll::roll::roll:
52. mamzelkely ( 21/08/2007 10:42)
glou ka eo njina tsika zao mitady explication :-D:-D
53. fijo ( 21/08/2007 20:50)
ka aza mitady horohoro fa aleo hilamina e
54. ari.malala ( 22/08/2007 06:34)
zany hon ky ry mamzelkely a, milamina injy fa ts mila mampihorohoro zany sa njiko nivadika ho terorista?:^):^)
55. mamzelkely ( 22/08/2007 07:25)
kely sisa 8-):-D:-D
56. diamondra27 ( 22/08/2007 10:10)
tonga soa avy any mahajanga akia fasaly a!

nitondra crème baobab ho ahy ve njy ke fanadiovana tarehy?
57. fasaly ( 22/08/2007 10:25)
:-D
58. fijo ( 22/08/2007 20:49)
fasaly an,tonga sahady ve???
59. fasaly ( 22/08/2007 21:10)
fijo tonga sahady fa tara r zareo e!:-D
60. fijo ( 23/08/2007 20:01)
kay ,za vao hande ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4208