vacance à Mahajanga

21. glou ( 14/08/2007 14:00)
:roll::roll::roll:
22. ikaretsaka ( 14/08/2007 14:41)
ty fasaly ty tena mpamporona tssss
23. ari.malala ( 14/08/2007 14:47)
nareo kou tssss! mba manala azy le akamanay d memezanareo, nareo an :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
24. ikaretsaka ( 14/08/2007 14:50)
ka tsy mahatanty anefa anie ry ari rehefa jerena ny taille basse-ny ary ambadika ary e
25. fasaly ( 14/08/2007 15:48)
ikaretsaka::-D:-D:-D:-D ka efa hoe mba tiko afindra ato ndray lay resaka mahajanga fa efa lasa lavitra km maro lay etsy ambany de ela be vao misokatra n y ahy:?:-D:-D:-D
zà ngefa mety mahatratra an'io vacs mahajanga io raha mbola hafindra mois de septembre lay izy:-Pkozy zany e!:P
26. fasaly ( 14/08/2007 15:49)
ika: de tena tsy tantin'toi mitsy zany lay taille basse nay ve:roll::-D:-D:-D
27. fasaly ( 14/08/2007 16:30)
glou:

:roll::roll::roll:

fa manin no manao an'io:?:?
fa we mba te hahalala ny resaka majunga zà kay wain be aho fa tsy ny 13 14 15 lay izy fa efa novaina :-D:-D:-D de miandry ny tatitra manaraka zany:?
zao izao raha mba mois de septembre de tratrako tsara mitsy jangil mè bon! tsy anjara:?
sa aon aky ry sasa sy mamz....? ari.malala???


28. fijo ( 14/08/2007 21:34)
fasaly an,nendry wa aza alefa aloha toa io
29. fasaly ( 14/08/2007 22:55)
:-D
30. fijo ( 15/08/2007 18:16)
ka izany ko
31. sasa ( 16/08/2007 04:18)
mamz 23 au 30 Aout le izy, za zao efa manomboka manamboatra valizy
FAsaly lasa aloha loatra mintsy ny anjy k'efa hoe atao miaraka alefa wa koa, am sept izany miandry anjy izahay sy mamz ary i ari,
fijo :-D:-D:-D mahita raha mintsy elah ity
32. ari.malala ( 16/08/2007 06:06)
ika, :-D:-D:-Dtadiavinao atao in ndray mou zao taille basse n'ol zao e! :-D:-D:-D:-D:-D:-D

fasaly a, miaraka alefaso hono ky ny andry sy fijo ary sasa a! =))=))=))=))=))=)) fa za alou miandry andry am septembre e!;) tsy andriko ery!
33. fasaly ( 16/08/2007 13:29)
ka i fijo aza efa tsy any madà tsony amzany koa inona no azo alefa miaraka eo:°):-D:-D:-D
34. mamzelkely ( 16/08/2007 13:39)
fasaly andao asaina miverina izy de miaraka tonga nareo amizay eee :°):-D:-D sady atao mafana be ange ny fihaonana eee :-D:-D
35. ari.malala ( 16/08/2007 14:56)
hum, hum hum!!... hisy raha donko eto niany... hisy hiaraka ho tonga sy hafana, tsy maintsy hitranga iany le we horohorontany ra zany kle=))=))=))=))=))=))tonga d kopy fijo ra maita an'ity!
36. fijo ( 16/08/2007 19:47)
ndry wa aza manao resaka vokansy eto.
37. fasaly ( 16/08/2007 20:26)
:wink: mbo tantarao zao resaka vokansy zao ry fijo alou sao mba misy sopapa hanalàna voly am tena ouiiiii! fa anay anie mboa tsary nanao vokansy fa mbola handeha e!:-D:-D:-D:-D fa in ndray aza no nataon 'i fijo sy ari.malala tany:-D:-D:-D:-D:-D
38. fijo ( 16/08/2007 21:35)
niresaka de nihorohoro ny tany ko
39. mamzelkely ( 17/08/2007 07:03)
:-D:-D azavao alou zany resaka horohorotany zany eee :-D:-D
40. ari.malala ( 17/08/2007 07:50)
=))=))=))=))=))tsisy n'inon'inona nataon'i fijo sy ari.malala tsy taiza tsy taiza:-D:-D:-D fa aleo i fijo no hanazava azy fa za ts mahay miresaka fa tapaka ny tsinaiko:-D:-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6417