Mahaiza mitia

1. fetrakens ( 08/08/2007 06:25)
Ny fitiavana mafàna dia izay ilay tena ilaina sy ankafizina :-*kanefa ihany koa mandoro rehefa tsy voatandrina.Tsarovy fa izay milalao afo dia mety ho may!!
répondu par Angolaina le 17/08/2007 09:45
2. yandah ( 08/08/2007 06:34)
raha mbola zaza no milalao afo no azo antoka fa may izany woue raha mbola zaza eo @ fitiavana no milalao azy de simba tanteraka
Mila fahamatorana tanteraka ny fitiavana sady tsy kilalao ko ny fitiavana no marina satria ny fianan'ny olona no iantefany.
3. princesseN ( 08/08/2007 08:44)
ie zay alou eh!mila fahamatorana zany hoe mitia zany
ny fitiavana nge ka afo eh!dikan'izany de hoe,tsofy tsofy matetika iany mba tsy ho faty de lemo lemo rano iany koa rafa mihoatra be ny hafanafanana eh!
tandremo fa "l'amour est proche de la haine"
4. lancia ( 08/08/2007 08:57)
fetrakens:

Ny fitiavana mafàna dia izay ilay tena ilaina sy ankafizina :-*kanefa ihany koa mandoro rehefa tsy voatandrina.Tsarovy fa izay milalao afo dia mety ho may!!



io de marina
5. simplex ( 08/08/2007 09:33)
fetrakens:
Ny fitiavana mafàna dia izay ilay tena ilaina sy ankafizina kanefa ihany koa mandoro rehefa tsy voatandrina.Tsarovy fa izay milalao afo dia mety ho may!!
hafatra hoan'ny zaza amam-behivavy :)
indrindra ireo tsy ampy taona :P
6. Fiffi ( 08/08/2007 09:53)
fa tsy ho an'lhl koh ve ?
7. princesseN ( 08/08/2007 09:55)
simplex>>nga ny lhl tsy ao anatiny eh:?::?:
8. simplex ( 08/08/2007 10:33)

Fiffi, princesse,
ie ao izy
fa efa fantany zany, sady izy tsy mora manadino :roll::°);-):-P
9. Fiffi ( 08/08/2007 11:04)
simplex:

fa efa fantany zany, sady izy tsy mora manadino :roll::°);-):-P
simplex: heu.....na ny vavy koh aza anié tsy mora manadino zany an !


10. tywa68 ( 08/08/2007 12:01)
Hoy i Yandah :
Mila fahamatorana tanteraka ny fitiavana sady tsy kilalao ko ny fitiavana no marina satria ny fianan'ny olona no iantefany.


Mampatsiahy an'ilay efa vosoratra atsy @ilay sujet-nao ty e ? :wink:
11. simplex ( 08/08/2007 12:45)
Fiffi:
simplex: heu.....na ny vavy koh aza anié tsy mora manadino zany an!
kou ahoana no adinony hoe lelah tsy boka eritaona:roll::):P
12. Fiffi ( 08/08/2007 13:30)
simplex: heu...aiza akia zany ? tsy naharaka njay zah zany an !
13. simplex ( 08/08/2007 15:18)
io eeeee :roll:
14. Jeankely ( 09/08/2007 08:59)
Mahaiza mitia ary mahaiza koa tiavina sa iray ny dikan'ireo?
15. Angolaina ( 17/08/2007 09:45)
tsara ny mahay mitia ary tsara ihany koa ny mahay tiavina ka ! izay mifankatia koa ange no mahay miara-dia e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.8686