Mahaiza mitia
1. fetrakens
(
08/08/2007 06:25)
Ny fitiavana mafàna dia izay ilay tena ilaina sy ankafizina :-*kanefa ihany koa mandoro rehefa tsy voatandrina.Tsarovy fa izay milalao afo dia mety ho may!!
novalian'i Angolaina ny 17/08/2007 09:45
2. yandah
(
08/08/2007 06:34)
raha mbola zaza no milalao afo no azo antoka fa may izany woue raha mbola zaza eo @ fitiavana no milalao azy de simba tanteraka
Mila fahamatorana tanteraka ny fitiavana sady tsy kilalao ko ny fitiavana no marina satria ny fianan'ny olona no iantefany.
Mila fahamatorana tanteraka ny fitiavana sady tsy kilalao ko ny fitiavana no marina satria ny fianan'ny olona no iantefany.
3. princesseN
(
08/08/2007 08:44)
ie zay alou eh!mila fahamatorana zany hoe mitia zany
ny fitiavana nge ka afo eh!dikan'izany de hoe,tsofy tsofy matetika iany mba tsy ho faty de lemo lemo rano iany koa rafa mihoatra be ny hafanafanana eh!
tandremo fa "l'amour est proche de la haine"
ny fitiavana nge ka afo eh!dikan'izany de hoe,tsofy tsofy matetika iany mba tsy ho faty de lemo lemo rano iany koa rafa mihoatra be ny hafanafanana eh!
tandremo fa "l'amour est proche de la haine"
4. lancia
(
08/08/2007 08:57)
fetrakens:
Ny fitiavana mafàna dia izay ilay tena ilaina sy ankafizina :-*kanefa ihany koa mandoro rehefa tsy voatandrina.Tsarovy fa izay milalao afo dia mety ho may!!
io de marina
5. simplex
(
08/08/2007 09:33)
fetrakens:hafatra hoan'ny zaza amam-behivavy :)
Ny fitiavana mafàna dia izay ilay tena ilaina sy ankafizina kanefa ihany koa mandoro rehefa tsy voatandrina.Tsarovy fa izay milalao afo dia mety ho may!!
indrindra ireo tsy ampy taona :P
9. Fiffi
(
08/08/2007 11:04)
simplex:simplex: heu.....na ny vavy koh aza anié tsy mora manadino zany an !
fa efa fantany zany, sady izy tsy mora manadino :roll::°);-):-P
10. tywa68
(
08/08/2007 12:01)
Hoy i Yandah :
Mampatsiahy an'ilay efa vosoratra atsy @ilay sujet-nao ty e ? :wink:
Mila fahamatorana tanteraka ny fitiavana sady tsy kilalao ko ny fitiavana no marina satria ny fianan'ny olona no iantefany.
Mampatsiahy an'ilay efa vosoratra atsy @ilay sujet-nao ty e ? :wink:
11. simplex
(
08/08/2007 12:45)
Fiffi:kou ahoana no adinony hoe lelah tsy boka eritaona:roll::):P
simplex: heu.....na ny vavy koh aza anié tsy mora manadino zany an!
15. Angolaina
(
17/08/2007 09:45)
tsara ny mahay mitia ary tsara ihany koa ny mahay tiavina ka ! izay mifankatia koa ange no mahay miara-dia e
