Fanitsina ny lohateny "fahotana ve fitiavana"

1. yandah ( 06/08/2007 10:28)
Miala tsiny raha anisy fanitsina kely @ ilay lohateny ny tenako fa lasa mifangaro b lôtra any @resaka finona ny resaka nefa tsy dia tiako lôtra ny milalao io lohahevitra iray io.

Aleo atao tsika woue "diso ve ny oul iray raha mitia mihaotra ny 1 izy na miaina izany izy na tsy?"

Misaotra antsika.
répondu par princesseN le 08/08/2007 08:28
2. diamondra27 ( 06/08/2007 10:53)
ra tsy asiana resaka finoana fa @zao de ny hamaliako azy:
refa milalao fitiavana de manome alahelo ny 1 foana ianao raha tsy fidèle, mety hitarika haine le amour nomeny anao iny na vazansy
donk aleo ianao ihany no mamaly hoe: diso sa tsia ve zany manome alahelo ny sasany izany.

Fanontaniana: hafiriana no hanaovanao ilay fitiavana olondroa ireo?
De refa afaka iny andro iny ka lasa ny mamy de ahoana, ahifika ve le olona?


ahoana koa aza aloha no tsy hidiran'ny resaka finoana nefa ianao miteny hoe: fahotana sa tsia?


3. diamondra27 ( 06/08/2007 10:57)
mety hoe: raha mbola eo ampiandrasana ny safidy kosa angamba no tianao lazaina eto @ le dinika sa hoe: tena efa manana olontiana iray ianao , efa niaraka taminao de te-hitia olonkafa indray?
4. naritsimba ( 06/08/2007 11:07)
Safidy ho an'ny rehetra io:
Ohatra 1: Solomona mpanjaka, na dia nanambady maro aza dia nolazaina fa nanana ny lazany.
ohatra 2: Andrianampoinimerina mpanjaka teto Madagasikara, na dia voalaza aza fa nanambady 12 dia na isika ankehitriny ary dia samy manaiky sy nidera azy fa mpanjaka hendry izy.

Raha ireo ohatra ireo no dinihana dia misy itovizany, fa ny fotoana nitrangany no samihafa.

Anjaran'ny tsirairay no mandinika. Raha i Solomona mpanjaka izao no jerena, dia vokatry ny nanambadiany hafa firenena(jentilisa) no nahavoa azy.
Raha Andrianampoinimerina indray anefa dia nentiny nakana fanjakana ny nakany vady maro.

Noho izany dia miankina @ zavatra ataonao no mahamety na tsia, ary indrindra koa miankina @ vanim-potoana itrangan'ilay atao hoe : FITIAVANA.
Raha kristiana no mijery dia tsy mety io voalaza io, fa raha olon-tsotra dia tsy mampaninona azy rehefa tsy manakoronta ny fiaraha-monina.
5. hery ( 06/08/2007 11:27)
Mba hahitanao ny tena valiny (efa napetrako atsy ambadika atsy) dia eritrereto toa izao ilay fanontaniana.

Diso ve ny vadinao raha mitia olona hafa ankoatra anao.
Diso ve ny dadanao raha mitia olona hafa ankoatra an'i mamanao.
Diso ve ny mamanao raha mitia olona hafa ankoatra anao...

Miankina amin'ireo no hilazanao hoe

Diso ve ianao raha mitia olona roa
6. Fiffi ( 06/08/2007 11:40)
mazava be ny valiny.....
7. imeva ( 06/08/2007 14:33)
Ohatra ny mitovy ihany ry ireto ilay dinika roa. :)

Amiko, afaka atao ny mitia olona 100 raha misy. Fa saingy tsy mitovy ireo. "Admiration" andraisana azy. Ary mifalia raha mahita olona azo ho-admirena ianao amin'izao andro izao. Na lahy, na vavy, na antitra na tanora dia azonao admirena daholo.

Dia mifalia koa ianao raha misy olona, na iray monja aza, mi-admire anao.

Fa aleo sarahina mihitsy ny hoe: admirer, aimer, interessé(n'importe quelle raison: sexuelle, honneur et royauté, materialisme, celebrité, ...).

Betsaka ny olona, tsy ny gasy ihany, no manafangaro an'ireo. Ary betsaka ny tokatrano no miorona, ataoko hoe fahatany, amin'ny iray amin'ireo. Rehefa sendra ny olana dia manontany tena hoe aiza ilay fitiavana. Kay ilay izy tsy nisy akory fa sariny ihany.

Fa raha tena fitiavana tsy misy tambiny no antony iarahanao amin'ny olona iray. Dia sarotra aminao ny hiaraka aman'olon-droa izany.
8. tywa68 ( 06/08/2007 14:38)
yandah:

Miala tsiny raha anisy fanitsina kely @ ilay lohateny ny tenako fa lasa mifangaro b lôtra any @resaka finona ny resaka nefa tsy dia tiako lôtra ny milalao io lohahevitra iray io.

Aleo atao tsika woue "diso ve ny oul iray raha mitia mihaotra ny 1 izy na miaina izany izy na tsy?"

Misaotra antsika.


Tsotra ny ahy ny lazaiko : Aza atao amin'olona ny tsy tianao atao aminao :wink:
9. imeva ( 06/08/2007 14:42)
tywa68> tsotra tokoa satria ianao tsy namaky angamba.

yandah:
isika tonga de lasa lavitra b ny saina
fa raha ohatra ary woe mba ajanon-tsika hatreo amin'ny le fitiavana mitempo irery ao am-pony ao ny azy????
10. ikaretsaka ( 06/08/2007 16:28)
sika tonga de lasa lavitra b ny saina
fa raha ohatra ary woe mba ajanon-tsika hatreo amin'ny le fitiavana mitempo irery ao am-pony ao ny azy????


Ny fitiavana izany tonga dia miaraka amin'ny asa ko! tsy fitiavana ny fitiavana ts'isy asa hoy i Rabelais izay
11. cutie ( 06/08/2007 16:33)
Fanitsina ny lohateny "fahotana ve fitiavana"

Tsy fahotana ny fitiavana
ny olona no manova azy ho fahotana :lol:
12. imeva ( 06/08/2007 17:34)
fa ny an'ny alika izay hitany orokoroany daholo :lol:
13. cutie ( 06/08/2007 17:36)
:-D:-D:-D:-D:-D
14. imeva ( 06/08/2007 17:37)
ikaretsaka:
Ny fitiavana izany tonga dia miaraka amin'ny asa ko! tsy fitiavana ny fitiavana ts'isy asa hoy i Rabelais izay


azon'ikaretsaka azavaina lalindalina ve? Inona ilay fitiavana tiana tenenina? amour sa passion
15. Fiffi ( 06/08/2007 17:50)
ikaretsaka:

Ny fitiavana izany tonga dia miaraka amin'ny asa ko! tsy fitiavana ny fitiavana ts'isy asa hoy i Rabelais izay
nga ? :wink::-D:-D:-D


16. ikaretsaka ( 06/08/2007 18:27)
izany hono ko...
fitiavana mangina ve...
maninona tsy tonga de tenenina hoe tiako ianao r'ianona an!
hampijaly do eo fotsiny nefa ilay 1 tsy mahalala akory

na tsy miraika aza izy .. tsara raha mba atao ho fantany ko
17. tywa68 ( 06/08/2007 19:22)
Imeva : namaky aho ary gaga fa toa fitiavan'alika no resahinao angaha ??
Tsy miala @io efa voasoratro io aho hoe = aza atao @ olona, ny tsy tianao atao @nao !

Koa raha tia olona maninona no miafina na tsy miteny aminy, satria fantatrao fa tsy tena fitia haharitra ilay izy :lol: sa avy eo d tenenina hoe tsy mety f'andao hisaraka efa avy nanao ny natao ? d zany foana no averina, andramana, manoatra ny manandrana sakafo, zay azo ariana raha tsy tiana, fa ny olona raha tsy tiana, manahirana raha efa nitia anao, satria tsy nosakananao à temps, dia ho ariana koa zany sa ? tsy kilalao ny sentiments e.
18. Fiffi ( 06/08/2007 19:29)
ikaretsaka:
na tsy miraika aza izy .. tsara raha mba atao ho fantany ko
hay ve eh ! ka "asa" no nolazain'toi tetsy ambony koh ! sa asa io ? :-D:-D:-D


19. naritsimba ( 07/08/2007 05:20)
Ny fitiavana amiko dia iray ihany fa ny fomba fanehoana ilay fitiavana no misy karazany maro, anjaran'ny tsirairay no maneho izany @ olona izay heveriny fa tiany, ny iraisan'ny fitiavana rehetra dia ny hoe: tsy manisy ratsy ny hafa, ary tsy mieboebo.
20. yandah ( 07/08/2007 06:13)
misaotra betsaka fa tena mahafinaritra ahy ny fandraisanareo anjara.

Raha mitia olona iray enao dia efa zavatra maro no tokony efa mandalo ao andohanao aho.

1) Nisy alouh ny zvt nahasarika ano @ lay olona iray (bika, fanahy , na zvt hafa ) dia izay no niteraka ilay afom-pitiavana tao aminao.

Mbola tsy azo lazaina ho tia ianao nefa amizay amiko aloha fa mbola tsy tsapanao ny vokany ilay tena hoe mitia olona.

Fa ny fitenenano @ilay olona iray hono "Tiko enao" ary dia karazana fifanarahana iray na contrat . Nefa io fifanaraha io tsy manakery raha tsy miverina any aminao izay fitiavana natolotrao izay.

Amizay fotoana izay sarotra ny mifanome tsiny raha misy ny tsy fetezana satria nifanaraha teny ambohalohany. Nefa andraikitrao no mitaiza ilay fifanaraha na ilay fitiavana.

Raha tena fitiavana marina no ao aminao dia tokony tsy anahirana ny hitaiza azy, ary tsy tokony hisy olana izany.

Araka ny teninin'ny naritsimba hoe miakina @ toerana misy ny tsirairay no maha diso na tsy ny fitiavana.

Nisy fanotanina napetraky hery woue diso v ny olo tinao raha mitia olona hafa?

Miakina @ilay fifanaraha ihany io araka le nolazaiko tetsy ambony


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0499