Fanitsina ny lohateny "fahotana ve fitiavana"
21. imeva
(
07/08/2007 09:02)
marina izany
tywa68> Tsy izay no tiako tenenina ka.
22. princesseN
(
08/08/2007 08:28)
ny olona de tokony anana safidy tokana hatrany @ zvtr ataony,tsy mety alou amiko le manana olon-tiana anankiroa eh!raha tsy oe anga efa misy fifanarahana tokoa eo @izy roa mifankatia nefa ilay olon-droa nifanaraka eo iany fa ahoana kosa àry ilay olona tsy nifanaraka @zany?ka moa tsy diso iany àary ve ny olona 1 mitia olona 2?
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.0471