Île de la tentation.......
1. Fiffi
(
05/08/2007 19:31)
Tena variana zah ry zareo mijery an'io emission ao am TF1 io an .....de lasa ny heritreritro hoe le couple tena nifankatia be ery de tsy nahatana fa de tratran'le "tentation" marina...de rava daholo le fikasana rehetra natao....
iza no manaraka an'io emission io ?
http://ile-tentation-06.skyrock.com/
http://iledelatentation.tf1.fr/iledelatentation/
iza no manaraka an'io emission io ?
http://ile-tentation-06.skyrock.com/
http://iledelatentation.tf1.fr/iledelatentation/
répondu par niainalynx le 17/09/2007 10:29
2. Herimiafina
(
05/08/2007 19:54)
Bedin-drabainina daholo izahay menakavy sirtout ry bavy vatany vao mamadika canal hipalaka ireny klé. De refa tsy eo ileiry vao mangalampihinana hatramin'ny xxl. mba kaozy e! :^)
3. Fiffi
(
05/08/2007 20:12)
:-D:-D:-D de ahoana raha tratra klé ? :wink::-D:-D
non fa ny nahagaga anaha hoa de le hoe ohatran'tsy misy manafé-tena le olona fa tratra daholo ?:roll:
non fa ny nahagaga anaha hoa de le hoe ohatran'tsy misy manafé-tena le olona fa tratra daholo ?:roll:
4. Herimiafina
(
05/08/2007 20:15)
Izay no alehany any kah, rehefa samy leo iny dia any no fika hisarahana tsy misy marary, ny ambiny cinéma daholo. Mba kaozy e! :-D:^):@
5. Fiffi
(
05/08/2007 20:18)
heu....nefa nisy an'le bandy iny de nilaozany le île fa tsy nahatanty izy hoe tratran'le tentation ny fiancée-ny koh ! mety misy ny cinéma fa misy tena marina kosa le izy an !
6. fasaly
(
05/08/2007 20:36)
ny zavatra tsikaritro ao am l'ile de la tentation dia ny bandy no tsy mahatanty dia rehefa mamaly faty lay sipany de tsy zakany:x
7. Fiffi
(
05/08/2007 20:40)
fasaly: toa iray ftsn no hitako tsy tratran'le izy an ! de nilaozany le île ?
8. fasaly
(
05/08/2007 20:44)
tam eritaona iny tsy tratra iny de nivady ireo fa tamity toa samy mbola ao dool fa ny bandy no manao vlou de refa valian'ny sipa dia tsy mahatanty dool
9. Fiffi
(
05/08/2007 20:47)
fasaly: le "Ben" no tena hitako fa tsy rariny mintss ny nataony...asa raha hitandry iny ?
10. Herimiafina
(
05/08/2007 20:52)
Fiffi:
heu....nefa nisy an'le bandy iny de nilaozany le île fa tsy nahatanty izy hoe tratran'le tentation ny fiancée-ny koh ! mety misy ny cinéma fa misy tena marina kosa le izy an !
Tsy hain'ileiry angamba fa afaka tamin'ny gadrany izy dia tokony hifaly. Zarany aza tany no nipitsika ilay sipa toy izay rehefa any an-tanana klé. :-D
Ny mety ho blem raha efa mpivady, mandoa pansiô alimantera klé. :-D:^):@
12. miou
(
06/08/2007 05:21)
ataon'ndry lerony fanoloana ny eo antanana ko anie le ziy ndraindray eh,
mety milay marina ra asiana an'reny eto @tanàna anh, sa ahoana ?
mety milay marina ra asiana an'reny eto @tanàna anh, sa ahoana ?
14. sakaizakely
(
06/08/2007 07:57)
za ndray ry Fiffi de tsy mijery an'ireny fa ny tsapako @ ankapobeny dia toa samy kaira gros boeufs dol na vavy na lahy samy mora roritina @ ambany foitrany doly no manao an'ireny émission ireny tena tsy manitona ahy ny mijery azy.
tsy hitako mits hoe inn no tena mba fototr'ilay émission.
nena aleoko mijery Arthur, Ruquier, Ardisson, MOF na Cauet farafahalikamatiny. Au moins mba misy imehezana na mba ahalalana ny zavamisy rehefa tsy naharaka infos tontolon'ny herinandro iny. Sa ahoana ouz nareo ?

15. Fiffi
(
06/08/2007 08:26)
sakaizakely:hoe jusqu'où le tentation kah ! le fitiavana an'le olontiana devant io tentation io;...
tsy hitako mits hoe inn no tena mba fototr'ilay émission.
18. lancia
(
06/08/2007 09:09)
za kou lony anisan'ny manaraka an'io émission io fa mety misy cinéma iany le izy e, amzay mba be mpijery, fa raha za manokana lo tsy manao an'io za:-D:-D
maty eo ny foko kely
maty eo ny foko kely
19. menalamba
(
06/08/2007 09:23)
Hoy ilay namako mananasipa vazaha izay rehefa naontaniako nédala hoe;"mba manao ahoana hoy aho ireny sipa vazaha ireny?"Dia hoy ny navaliny ahy hoe;"oha
try ny nahatongavany teo @ ialahy teo ihany no lalany @ ianahy koa".Donky aleoko ihany gasy izany! Na mifandramatra indraindray aza mbola mahay mifandefitra ihany:^)
try ny nahatongavany teo @ ialahy teo ihany no lalany @ ianahy koa".Donky aleoko ihany gasy izany! Na mifandramatra indraindray aza mbola mahay mifandefitra ihany:^)
20. sakaizakely
(
06/08/2007 09:50)
menalamba
tsy hitako ze hidiran'ny maha vaza sy gasy @ zany
jerevo fotsiny ireo resaka fitiavana eto @ serasera, na samy tsika gasy aza misy dia misy ny tsy valahara. Rehefa sendra ny tiana sy tia, na gasy iny na vaza na maizina dia izay, fa inn ity mijery lokombolonkoditra ity ? :{:{:{:{:{
tsy isika gasy ihany no mahay mifandefitra. Fanamboniantena be izany 8-)8-)8-)8-)
nefa tsy marina akory, fiaretana no betsaka ny an'ny ankamaroany