Île de la tentation.......

41. tywa68 ( 08/08/2007 14:31)
ny ahy koa ry sakaizakely aleoko io Desperate Housewives io : mampiomehy !
42. sakaizakely ( 08/08/2007 15:34)
tywa68

miady am piesiko zany tia DH izany fa etsy :-*:-*:-*:-*

Iza no perso tena mba tian'i tywa ?

Nenà Mike Delfino tena mampte hikarepodrepoka kely ahy.

Ny tena halako indray dia Lynette fa migafy foana, na ny vadiny, na ny namany, na ny mpiray vodirindrina. Ity saison 3 ity moa dia tena lasa lavitra mits, mampté hanisy boksa :{:{:{:{
43. tywa68 ( 08/08/2007 16:17)
sakaizakely : zaraintsika 2 zany ilay plombier aloha e :lol: :-*

tena marina ny analyse-nao : samy manana ny maha-izy azy ireo e : ary tena misy situations comiques mihitsy ! d efa eo aloha ny jeudi e ! nefa taloha Envoyé spécial foan no jerena !
44. wooda ( 08/08/2007 22:25)
Esy eh le alina eh! :°)

Fiffi->Izaho panaraka an'io fandaharana io taloha fa nahita zavatra hafa dia nanadino eh!
45. xxx ( 09/08/2007 11:27)
kelly13:

quote]kelly13: foronina dhl ve izany h@ R&R ohatra, ny asany, ny tranony,.....ireny


oudryyy, tsy azo foronina nga? otran'ny oe manao film oa reo, manao casting etc...


ny tentateurs sy ny tentatrices no comédien(ne)s, ny sisa kosa non hoy aho


toy izany kou ireo "protagonistes", ms bon, nareo mahita zany fa tena ny fiainandry zareo no asehony eo, za tsy mino nefa! samy manana ny teboky ny fahitany

aleoko lavitra mijery "le bonheur est dans le pré" refa samy hijery karazana "debilité" iany!
[/quote]


tsy ny zavatra miseho mandritry ny fandaharana no foronina, fa ianao angaha tsy manaraka ny fiatombohany ? ny presentation'ny couple, aseho daholo na ny fianankaviany aza, ohatry nytélé réalité rehetra, tsy maintsy misy ny présentation @ 1° beeee, fa enao kou izany tsy mpanaraka fa mitsaingoka fotsiny!!


46. kelly13 ( 09/08/2007 11:31)
na manaraka oa za na tsy manaraka d amiko reo d mpilalao tatara (acteurs sy actrices), otran'ny forcer-nao zany za hitovy hevitra aminao, za nge tsy mi forcer anao hitovy hevitra amiko e! hoy ianao oe "marina zay voalaza ao" d anao zay, hoy aho oe "za mahita fa acteurs dol reo" d ahy zay, samy manome ny heviny io. basta

ary toa mitady kzitina za zany??? :-w:-w=))=))
47. sakaizakely ( 09/08/2007 12:07)
tywa> za prems de tsy ankizara ;-)
ze tonga taloha ihany :-D:-D:-D:-D

kelly13> ngodé manaizana toi ? :P:P:P
48. xxx ( 09/08/2007 12:30)
kelly13: tsy manery zah ka...
49. Fiffi ( 09/08/2007 14:48)
wooda:

Fiffi->Izaho panaraka an'io fandaharana io taloha fa nahita zavatra hafa dia nanadino eh!
de inn njay zao no jerendry ? :-D:-D:-D


50. kelly13 ( 09/08/2007 18:15)
petitesakaiza>indrisy mantsy ry tapatsôsisy, mdrrrrr

xxx>saika hiova XL mantsy za ra noterenao teo
51. Fiffi ( 09/08/2007 19:24)
kelly13:

ary toa mitady kzitina za zany??? :-w:-w=))=))
aiza koa akia ? :)


52. niainalynx ( 17/09/2007 10:29)
Ny ahy ndray ny hevitro dia zao : miseho ho vedette zay milalao amin'io dia kay natombony ! Aleo miala fakampanahy raha azo ialana fa adama sy eva aza voafitaka ka maika isika olombelona taty aoriana zay nandova ota hoy ny baiboly : aleo haialana hoa .
Ny sipa na vady anie tsy hoatran'ny akanjo ka soloina isan'andro e Sa ahoana ry reto a ?????:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0468