Île de la tentation.......

21. xxx ( 06/08/2007 10:07)
xxx> zah nmpanaraka île de la tentation8)8)8), ny haiko d tsy comédiens izany ny mpandray anjara ao satria aseho eo dhl ny momba ilay candidat, càd ny momba azy ,presque tout! zah aloh tsy mino anizany oe comédiens izany ny mpilalao @ iny eh!:P
22. menalamba ( 06/08/2007 11:11)
Ka vazaha aloha no hitako eo @ ilay fandaharana dia lazaiko ka .Tsy misy resaka volokoditra mihintsy izany sakaiza an!Ekena fa mety misy fitongilanana @ gasy ny fitiavako satria gasy aho.Ary tsy izaho mihintsy no andeha hilalao afo sahala @ ireo ao @ fandaharana ireo ..:-/
23. rhina ( 06/08/2007 11:24)
ka ny vazaha ne r reto olona vetaveta fiaina e
tsy manana ny fomba amampanao tahaka tsika izy.
ny azy ary mahafaly azy reny
reny no atao hoe : tsy ampy tsony ny fakampanahy d mamorona fakampanahy ho an'ny tena e!!!
fa zaza miad r reto a to nareo ndray no to mtady iady
sa lasa otran'iny koa ty resaka ty

zay an endry tsara
24. Fiffi ( 06/08/2007 11:38)
rhina:

:roll: vetaveta fiainana ahoana kosa zany ? raha manao an'io ve de hoe vetaveta fiainana ? :roll::roll:

25. kelly13 ( 06/08/2007 11:47)
xxx>lolll azo foronina nge ny mombamomba azy rehetra e, aiza no tena ahalalanao fa verité vraie no lazainy ao? :°)

26. Fiffi ( 06/08/2007 11:51)
sakaizakely:

tsy isika gasy ihany no mahay mifandefitra. Fanamboniantena be izany 8-)8-)8-)8-)
nefa tsy marina akory, fiaretana no betsaka ny an'ny ankamaroany
io kosa aloha de tena marina an !

27. xxx ( 06/08/2007 12:33)

sakaizakely:

tsy hitako mits hoe inn no tena mba fototr'ilay émission.

tsy hitako mihintsy koa ankoatry ny hoe fiarahana efa tiana ho ravàna tokoa. Izany no tena hoe efa leon'ny miaina angamba dia on tente le diable .

28. Fiffi ( 06/08/2007 14:10)
hoe jusqu'où no mahafehy-tena koh !
29. karinah ( 06/08/2007 14:11)
menalamba:

Hoy ilay namako mananasipa vazaha izay rehefa naontaniako nédala hoe;"mba manao ahoana hoy aho ireny sipa vazaha ireny?"Dia hoy ny navaliny ahy hoe;"oha
try ny nahatongavany teo @ ialahy teo ihany no lalany @ ianahy koa".Donky aleoko ihany gasy izany! Na mifandramatra indraindray aza mbola mahay mifandefitra ihany:^)
menalamba: izany oe, tonga teo aminao izy nanome fitiavana izany:?: dia niala dia tsy nisy intsony, ka izay koa anie no tokony ho izy à fitiavana e! fa izaho indray aloh dia mahita fa matoa lé couples mandray anjara dia misy doutes izany à fifandraisan'izy ireo, donky tiko ilay fandaharana satria na iza na iza mafantatra fa tsara fona ny mafantatra oe hatraiza ny fitiavan'ny olon-tinao anao? mahatohatra fakam-panahy ve sa tsia? raha tsy matanty an'izay dia mazava ho azz fa tsy mankasitraka.:^)

30. sakaizakely ( 06/08/2007 15:53)
rhina:

ka ny vazaha ne r reto olona vetaveta fiaina e

nga ? 8O8O8O8O8O8O
vetaveta fiaina @ ahoana ?

ary ahoana ny amin'ireo ankizy any amintsika mi partouzy, mandrongony, manao amin'oul tsy fantatra sns... (forum gasy hafa, tadiavo)
Izany ve no fomba amampanaon'ny malagasy ?

tsy manana ny fomba amampanao tahaka tsika izy.

ahoana izany ?

fa zaza miad r reto a to nareo ndray no to mtady iady

f'iza no miady ? Ny hevitra no ampiadiana eto knou 8-)8-)8-)
31. sakaizakely ( 06/08/2007 16:04)
menalamba:

Ka vazaha aloha no hitako eo @ ilay fandaharana dia lazaiko ka .Tsy misy resaka volokoditra mihintsy izany sakaiza an!Ekena fa mety misy fitongilanana @ gasy ny fitiavako satria gasy aho.Ary tsy izaho mihintsy no andeha hilalao afo sahala @ ireo ao @ fandaharana ireo ..:-/

Za koa dia mitovy hevitra aminao, tsy andeha hilalao afo toa an'ireo sady tsy exhiber-ko @ tele koa ny couple-ko e !

Ny itovizantsika koa dia ilay fitongilanana @ gasy hoatran'ny tena, fa saingy ny ahy, tsy nataoko critères de sélection fotsiny le izy, de lasa nifatratra any am le zoulou e :-D:-D:-D:-D

Zany hoe misy fotoana ihany, rehefa mihaino hira mampandefa eritreritra ireny de mba manonofy hoe raha mba kopy an'izany tononkira zany manko lekely io an...
32. fasaly ( 06/08/2007 16:20)
ny tsikaritro hatramzay n-di ry zareo lehilahy be taona ndray no tsy de matotra am lay resaka couple noho ny bandy kely taona....tondé voasarika nalay tentatrice avy hatrany de tsy mahataty fa miravoravo:-P
33. xxx ( 06/08/2007 17:08)
kelly13:

xxx>lolll azo foronina nge ny mombamomba azy rehetra e, aiza no tena ahalalanao fa verité vraie no lazainy ao? :°)

kelly13: foronina dhl ve izany h@ R&R ohatra, ny asany, ny tranony,.....ireny???:idea:

34. xxx ( 06/08/2007 17:21)
menalamba:

Ka vazaha aloha no hitako eo @ ilay fandaharana dia lazaiko ka .Tsy misy resaka volokoditra mihintsy izany sakaiza an!Ekena fa mety misy fitongilanana @ gasy ny fitiavako satria gasy aho.Ary tsy izaho mihintsy no andeha hilalao afo sahala @ ireo ao @ fandaharana ireo ..:-/
Ka mbola tsy vita in'innn daholo koa ny ankamaroany, noho izany mbola azo atao hoe malalaka à izay tiany hatao avy, na ny efa vita aza: matoa mandeha any dia samy mbola tsy mifampatoky tsara ny fitiavany avy angamba, na kou mila kônfirmasiô izy ny @ fetran'ny fitiavan'ilay iraika; izany akory tsy midika oe milalao fitiavana izy ireo fa mety matahotra ny ho déçu(e)s rehefa tena anatin'ilay tokantrano.
Kelly13: ny tentateurs sy ny tentatrices no comédien(ne)s, ny sisa kosa non hoy aho!8-):-D:-D

35. Fiffi ( 06/08/2007 17:26)
possible io ry xxx an ! fa na izany aza , heu....aleo dien'mbola tsy vita mariage marina no misy an'zao sinon.......
36. Herimiafina ( 06/08/2007 17:55)
Ny ahy izao i Madagasikara no mba tena ïle de la tentation-ko, saingy zah mbola tsy te handrangitra devoly aloha amin'izao satria miditra ampengonana aza indrindray mbola tsy vitako klé. :-D
37. Fiffi ( 06/08/2007 17:58)
Herimiafina: dainn koh njy an ! :-D:-D:-D hadrangitra devoly iza njay zany ? :-D:-D:-D:-D
38. kelly13 ( 08/08/2007 06:45)
quote]kelly13: foronina dhl ve izany h@ R&R ohatra, ny asany, ny tranony,.....ireny[/quote]

oudryyy, tsy azo foronina nga? otran'ny oe manao film oa reo, manao casting etc...

ny tentateurs sy ny tentatrices no comédien(ne)s, ny sisa kosa non hoy aho

toy izany kou ireo "protagonistes", ms bon, nareo mahita zany fa tena ny fiainandry zareo no asehony eo, za tsy mino nefa! samy manana ny teboky ny fahitany

aleoko lavitra mijery "le bonheur est dans le pré" refa samy hijery karazana "debilité" iany!
39. Fiffi ( 08/08/2007 09:19)
kelly13:
aleoko lavitra mijery "le bonheur est dans le pré" refa samy hijery karazana "debilité" iany!
heu....ka tany am vac akia de mi-zapy chaine de nenjera tam io ...de mba nijery ....

40. sakaizakely ( 08/08/2007 14:13)
kelly sy Fiffi>

tsy atakaloko Desperate Housewives ny débilités-nareo :-P:-P:-P:-P:-P

Sady za manana saison 3 ;-);-);-)
nanana nèreuhhhhhhhhhhhhhhhh
:-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0718