education seksouel
1. sakaizakely
(
30/07/2007 15:28)
Bandikely manontany an'i dada
Fa inona daholo hoa ny rantsantanana itony, tonga de 10 be zao ve ? Atao inn daholo kay ireo ?
Misy asany daholo ireo, hoy ny rainy
Ny fanondro, ampiasaina rehefa te hanondro zavatra
Ny ankihibe, natao hanampy ny rantsana hafa hitazomana zavatra, toy ny sitlo ;-)
Ny manarapoana natao fasiana peratra rehefa manambady ny lhl satria manaraka ny vadiny izy
Ny ankihikely natao fikaokaorana ny sofina rehefa mangidihidy
Ny fanondro adala indray dia rehefa lehibe hanambady elah vao teneniko an'là ny fampiasa azy
Nandalo ary ny taona. Lehibe lekely dia nanambady tovovavy tsara bika tsara tarehy sns...
Ny alina mialoha ny volantantely dia nanontany ny dadany izy hoe tadidin'i dada moa le resantsika fahiny iny ? Lazao amiko am zay ary hoe inn ary no fampiasaina ny fanondro adala
Zao ary, hoy dada. Anio alina dia hanao :*:*:*:* sy *** (censuré) nareo mivady, de ho vizaka elah rehefa ela nefa izy mbola hitady. Dia alaivo ny fanondron'là, henjano tsara, de...

répondu par jajaf401 le 15/09/2007 07:24
2. sakaizakely
(
30/07/2007 15:31)
de tondroy amin'iny ny vatankandriny ary lazaovy izy hoe : Ry vhv, matoria am zay fa ampy zay !
7. kelly13
(
30/07/2007 18:22)
poikany, nampimé kou, :-D:-D
d mbola niampy sitlo nivadika kisoa b solonify vao maika kou tapaka ny intestins (gros su greles) hahahahaha