education seksouel

21. karinah ( 31/07/2007 14:07)
oooh! tsy vao sambany ve ny mandefa ny hatsikana sy lalao toa izao i sakaizakely ry princesseN?
sakaizakely: tsy ratsy kosa ah! :lol::-D:-D:-D:-D
22. wooda ( 01/08/2007 18:43)
:idea:
23. princesseN ( 02/08/2007 09:40)
karinah>>ngamba!mba efa bien éduqué kosa le zaza zany eh!:-D:-D:-P
24. Herimiafina ( 02/08/2007 23:07)
sakaizakely:

Bandikely manontany an'i dada

Fa inona daholo hoa ny rantsantanana itony, tonga de 10 be zao ve ? Atao inn daholo kay ireo ?

Misy asany daholo ireo, hoy ny rainy

Ny fanondro, ampiasaina rehefa te hanondro zavatra

Ny ankihibe, natao hanampy ny rantsana hafa hitazomana zavatra, toy ny sitlo ;-)

Ny manarapoana natao fasiana peratra rehefa manambady ny lhl satria manaraka ny vadiny izy

Ny ankihikely natao fikaokaorana ny sofina rehefa mangidihidy

Ny fanondro adala indray dia rehefa lehibe hanambady elah vao teneniko an'là ny fampiasa azy

Nandalo ary ny taona. Lehibe lekely dia nanambady tovovavy tsara bika tsara tarehy sns...
Ny alina mialoha ny volantantely dia nanontany ny dadany izy hoe tadidin'i dada moa le resantsika fahiny iny ? Lazao amiko am zay ary hoe inn ary no fampiasaina ny fanondro adala

Zao ary, hoy dada. Anio alina dia hanao :*:*:*:* sy *** (censuré) nareo mivady, de ho vizaka elah rehefa ela nefa izy mbola hitady. Dia alaivo ny fanondron'là, henjano tsara, de...


Tena tsy ny inverse ve retsy no tokony ho izy kosa klé? Rehefa vizaka ny fanondro nefa izy mbola mitady dia ampiasaina ny "tsy fanondro". :-D:@
25. princesseN ( 04/08/2007 10:17)
Herimiafina>:-D:-Dfohy kely nge ny ankihibe eh!ny akihikely ndray kely loatra,:-D:-D
26. Fiffi ( 04/08/2007 14:38)
:-D:-D:-D:-D
27. miou ( 05/08/2007 13:54)
ary ra ratsatongotra ndray de ahoana ?
28. Fiffi ( 05/08/2007 20:42)
vao maika fohy :-D:-D:-D:-D
29. princesseN ( 06/08/2007 10:09)
:-D:-Dratsy be kosa raha rantsatongotra eh!:-D
30. mandrindra ( 09/08/2007 11:24)
efa nanandrana izany le
31. jajaf401 ( 15/09/2007 07:24)
Ary raha atambatra ho rantsana iray izy jiaby de iny no ampiasaina !!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.158