education seksouel

1. sakaizakely ( 30/07/2007 15:28)
Bandikely manontany an'i dada

Fa inona daholo hoa ny rantsantanana itony, tonga de 10 be zao ve ? Atao inn daholo kay ireo ?

Misy asany daholo ireo, hoy ny rainy

Ny fanondro, ampiasaina rehefa te hanondro zavatra

Ny ankihibe, natao hanampy ny rantsana hafa hitazomana zavatra, toy ny sitlo ;-)

Ny manarapoana natao fasiana peratra rehefa manambady ny lhl satria manaraka ny vadiny izy

Ny ankihikely natao fikaokaorana ny sofina rehefa mangidihidy

Ny fanondro adala indray dia rehefa lehibe hanambady elah vao teneniko an'là ny fampiasa azy

Nandalo ary ny taona. Lehibe lekely dia nanambady tovovavy tsara bika tsara tarehy sns...
Ny alina mialoha ny volantantely dia nanontany ny dadany izy hoe tadidin'i dada moa le resantsika fahiny iny ? Lazao amiko am zay ary hoe inn ary no fampiasaina ny fanondro adala

Zao ary, hoy dada. Anio alina dia hanao :*:*:*:* sy *** (censuré) nareo mivady, de ho vizaka elah rehefa ela nefa izy mbola hitady. Dia alaivo ny fanondron'là, henjano tsara, de...
novalian'i jajaf401 ny 15/09/2007 07:24
2. sakaizakely ( 30/07/2007 15:31)
de tondroy amin'iny ny vatankandriny ary lazaovy izy hoe : Ry vhv, matoria am zay fa ampy zay !
3. sakaizakely ( 30/07/2007 15:31)
tsssssssss

toa tsy mampme rehefa avadika teny gasy klé
:x:x:x:x
4. sitlo ( 30/07/2007 16:04)


taolana ny nify :-D
5. kiadi ( 30/07/2007 17:22)
i sitlo ve io mémé be io?
6. sitlo ( 30/07/2007 18:22)
emoticon io hahaha, gonf gonf
7. kelly13 ( 30/07/2007 18:22)
poikany, nampimé kou, :-D:-D

d mbola niampy sitlo nivadika kisoa b solonify vao maika kou tapaka ny intestins (gros su greles) hahahahaha
8. sitlo ( 30/07/2007 18:35)
*** (censuré)
9. kelly13 ( 30/07/2007 18:42)
*** (non censuré)
10. sitlo ( 30/07/2007 18:44)
*** (ilay fomba malalaka tsy misy bedy) :-D
11. kelly13 ( 30/07/2007 18:50)
hitako no nisy sujet oe "kivy ny fokon'olona" hihihi
12. sitlo ( 30/07/2007 18:51)
:-D :oops: :°)
13. kelly13 ( 30/07/2007 19:01)
8):@
14. sitlo ( 30/07/2007 19:03)
tena kivy tokoa ve? :°)
15. kelly13 ( 30/07/2007 19:05)
ôtran'ireny mifika vôsary makirana reny oa :°)
16. sitlo ( 30/07/2007 19:07)
kay za mahay manome vitamine C virtoaly koa :°)
17. kiadi ( 30/07/2007 19:49)
tssssss!!!
18. sitlo ( 30/07/2007 19:53)
manao feona atody endasina koa ry kiady izany :-D
19. princesseN ( 31/07/2007 07:48)
netinety kosa iny ray iny an!:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
20. ari.malala ( 31/07/2007 07:55)
:-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0089