Fantatrareo ve ny produit

1. nyna ( 28/07/2007 13:49)
Sali sali daholo nareo!

Zaho ry zareo tena mba anisan'ny gaga tamin'ny efficacitén'ny produit "HERBALIFE".Fantatrareo ve io produit io.
zaho mba maniry ny te hizara aminareo ny momba io produit io ho an'izany liana.

Orin'asa mamokatra produit de nutrition izy io:

- nutrition interne: minceur,prise de masse musculaire,stabilisation de poids,...

- nutrition externe: soin du visage sy corps

- akoatra ny produit madinidinika manodidina ny nutrition ihany.

Ny Produits rehetra dia à base de plantes daholo (soja, aloé,camomilla)

inona no mba hevitrareo!!
répondu par princesseN le 04/08/2007 09:25
2. fasaly ( 28/07/2007 14:17)
misaotra nizàra fa raha resaka mampahia uizany aleoko mande am regime tsotra, izany hoe manena ny sakafo hanina sy manao sivana zay tsy tokony ho hanina...matahotra anreny produit reny zà:-P

ny soin de visage ndray de mbola tsy nanandrana koa fa tsy de tia miova soin fa fidèle am produit ampesaina hatrizay ka hatramzao....raha senja misy oul manotany ahy produit de ho proposéko azy io tkt!:-P
3. mignone ( 28/07/2007 14:32)
efaa henoko ilay izy fa ny efficacité any no tsy aiko aloha , na any am gazety aza feno ny pub ny !
4. booboo ( 28/07/2007 16:58)
Zà tsy mahatoky an'ireny raha manao "vente pyramidale" ireny donky ratsy beee mihitsy ny hevitro momba an'i Herbalife ! :-w:-w:-w
5. Papoose ( 28/07/2007 18:04)
mba proposeo ahy hoe le izy fasaly i?:D
6. nyna ( 28/07/2007 19:22)
misaotra anareo namaly!

ie! marina aloha fa betsaka ny scéptique vao miresaka produit minceur, .... fa chez Herbalife il se base surtout sur l'habitude alimentaire.Izany hoe ny tanjona dia ny hanazarana ny olona ny @ sakafo équilibré, sy ilain'ny vatana (efa miova be mantsy ny fomba fisakafoanan'ny olona aty @ tany mandroso, io no anton'ny obésité mazàna)

Eto dia tiako ho sitonina ireo izay efa manana mauvaise habitude alimentaire na koa olona avy niteraka (nahazo kg maromaro)na situation maro hafa koa, ka tsy mahavita manaraka ny régime tsotra araka ny voalazan'i "safaly".

Akoatr'ireo nefa dia misy koa ny produit mi-developpé muscle ho an'ireo mpanao fanatanjahantena,...Fa tsy hoe produits minceur ihany no ataony.

boubou> avy aiza aloha ny source-nao, ity misy lien manazava ny atao hoe "Vente pyramidale", alors que Herbalife lui même redistribue 70 % de ses bénéfices à ses vendeurs, donc loin d'être dans ce trou.
http://fr.wikipedia.org/wiki/Vente_pyramidale
(remarque kely fotsiny, ny Vente pyramidale anie ka ilégale en France, nefa zareo manana siège soa aman-tsara en France), fa raha tena intéressée ianao dia mbola azoko omena fanazavana.
7. nyna ( 28/07/2007 19:34)
désolée "fasaly" diso tsipelina ilay pseudo fa aza tsiny!

si non, ito misy ny lien direct momba ilay société HERBALIFE (izay manova ny fiainako iray manontolo amin'izao fotoana izao)
http://fr.herbalife.fr/informations-herbalife-france.php
tsy an-tery fa ho an'izay liana ihany!!
8. sakaizakely ( 28/07/2007 21:42)
Manontany ny hevitry ny namana ianao ka ataoko angamba fa malalaka ny olona hilaza izay heviny na dia tsy liana aza.

Izaho dia anisan'ny tena tsy tia sy tsy mankasitraka ny produits Herbalife ary tena tsy atokisako mihitsy. Ny sources vitsivitsy :

http://www.vivelesrondes.com/travailadomicile/vendre_herbalife.htm
http://www.prevensectes.com/herba1.htm
http://www.confidentielles.com/ttopic-16028-regime-herbalife-----.htm indrindra ny an'i isalarousse nahalany 1250 € tanatin'ny 9 volana (3 sachets/j) nefa tsy afapo t@ résultat azo.

Au pire, rehefa handany vola ihany, aleo mijery nutritioniste satria iny mampianatra anao tsara ny fomba fisakafoanana équilibré, no tsy ho lafo be toy io ohatra etsy ambony io.

ny tena tanjon'ny mpivarotra produits herbalife dia mazava ho azy fa varotra hiverenan'ny investissement nataony, fa tsy manana formation en nutrition izy, ka raha sanatria misy olana (carences ohatra na allergie) dia tsy afaka hanampy ilay clientes mihitsy ilay mpivarotra. Ary rehefa mihinana produits herbalife dia voatery mihinana an'iny à vie raha tsy izay very maina ny ezaka atao.

Efa nandeha t@ France2 ny débat mikasika ny Herbalife sy ny système de distribution. Raha te hivelona en tant que distributrice, il faut vendre bcp et ne pas être le dernier maillon de la chaîne. nefa hono efa saturé ny marché http://www.vivelesrondes.com/travailadomicile/saturation_distributeurs.htm

Mikasika ny produits (ingrédients) http://www.vivelesrondes.com/travailadomicile/produits_herbalife.htm
mampatahotra ihany ary tsy mampite hanandrana. Amiko tokony hitandrina ihany ianao @ fihinana ny produits. Asa firy volana izao no nampiasanao ny produits Herbalife. Mety ho mbola zazavao @ système ianao fa tokony maka recul kely aloha.

Izay aloha fa dia mirary soa
9. blaby ( 28/07/2007 22:39)
:arrow: http://www.dailymotion.com/video/x18isr_le-willi-waller-2006_fun
:roll::roll:
10. booboo ( 29/07/2007 00:46)
Manontany ny hevitry ny namana ianao ka ataoko angamba fa malalaka ny olona hilaza izay heviny na dia tsy liana aza.

eka ouz !

Nyna > "booboo" fa tsy "boubou" :wink:(olona samy hafa ny tompon'ireo pseudos ireo manko). Avy t@ reportage n'ny France2, 2 taona lasa angamba izay no nanatsoahiko io hevitro manokana io. Miampy ny tranga fohy² niainako, mody hoe zao sy zao ny fandehan'ny remunération nefa rehefa fehezina dia zay tenin-dreo tamiko izay mihitsy no atao hoe "vente pyramidale" :roll:...re-hevitro manokana ee
11. kallie ( 29/07/2007 12:39)
8O aleko bouta kely eto iany ka, miena iany io refa mikotrana.
12. Rafotsy ( 30/07/2007 11:20)
Nyna : zah mpanaraka @ forum régime & diététique ao @ aufeminin.com , ary io zavatra tianao amidy aminay gasy io dia lazaindry copines ao hoe herbe à C.A C.A !
Ary misy milaza aza ao hoe sahala misy accoutumance izany hono ! Ka raha aty France isika , raha misy problème poids , tsy aleo ihany ve nutritionniste , sady rembourser ny Sécu iny no mampianatra antsika ny équilibre alimentaire @ produit naturel rehetra !
Ny ahy aloha raha vao misy investissement ankoatra ny sakafo any an-tsena dia efa tsy lasako e ! Hevitro manokana koa io an !
13. fasaly ( 30/07/2007 11:23)
tsy de mamely reny wa sady mbetika tsy mety amnao lay produit de misy effet 2daire lay izy
14. sakaizakely ( 30/07/2007 13:14)
Rafotsy> nenay indray ataonay hoe herbaprout :-D:-D:-D:-D

Ny ahy aloha raha vao misy investissement ankoatra ny sakafo any an-tsena dia efa tsy lasako e ! Hevitro manokana koa io an !


Marina tokoa ny anao. Ny ahy na reny complément alimentaire any @ farmasia ireny aza tsy vidiako

fasaly> le effet secondaire io mitsy no tena atahorana

kallie>
aleko bouta kely eto iany ka, miena iany io refa mikotrana


eka ouz :-D:-D:-D

fa nena na tsy mikotrana aza miala foana ;-)
15. kelly13 ( 30/07/2007 13:39)
hum, za kou efa no contacter-n'ireny mpivarotra produits herbalife ireny d nande tany @ ireny reunion d'information-ndry zareo ireny (@ zay ny reunion ataony c tjs ds de grands hotels a quelques etoiles an) fa otran'ny nanana impression zany za oe "sao sanatria tafiditra @ secte". milaza ny revendeur oe en 4 mois za d nahavita benefices (je dis bien benefices) de 1million d'euros! c là que ca m'a fait tiqué oe mampiesona kou reto, afaka 1 mois a 2 mois d lasa superviseur etc... tsy ho tafavôka velona eto fa ny lalana mody no nasiko olona (zay mou le fiteny). ny commercial mahay miteny, mahay mampiresaka fa tandremo sao sodoka ka tafahitsoka ao. ny efficacité ny produits klou tsy haiko fa "oenobiol cherie" dol zany amiko e, c a dire, fampiesonana
16. sakaizakely ( 30/07/2007 13:51)
rangitra nyna de tsy te hiverina intsony nyna fa septika daholo isika menakavy ka tsy hisy kil ho azy de naleony niala pa :-D:-D:-D:-D

tsisy afatsy ny mihinana fruits et légumes 5 isanandro e ! ahena ny menaka, mikotrana de zaiiiiiiiiiiiiy
17. sakaizakely ( 30/07/2007 13:54)
kelly13>
en 4 mois za d nahavita benefices (je dis bien benefices) de 1million d'euros!


k'inn no mbola mitady kil indray ? maninn tsy mankany Bahamas mitono tena eny ambony fasika sy milalao rano ? tokony tsy mila miasa intsony ?
Te hampiesona marina 8-)8-)8-)
18. mamzelkely ( 30/07/2007 14:01)
aleo bota kely ihany ka hihihi :-D:-D marina ny an kallie
19. tywa68 ( 30/07/2007 14:27)
sakaizakely : aleoko mikotrana eto @ clavier miresaka :-D sady mihinana paiso, na goûters mihanahàna :-D

Kelly13 : toa secte no nahafantarako an'io koa asa !
20. tywa68 ( 30/07/2007 14:29)
hita mihitsy hoe tsy te-hahazo million nareo =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0082