Fantatrareo ve ny produit

41. kelly13 ( 31/07/2007 12:41)
nyna>zay no niheverany hi appater-na oul fa tsy nandaitra, tamiko alou du moins
42. fasaly ( 31/07/2007 15:23)
mazotoa aky ry nyna a! ny anay revena am efa mahazàtsa ihany klou! sady efikasy amiko lay mahazàtra;-)
43. ikaretsaka ( 31/07/2007 15:52)
za aloha tsy minomino ity Regime regime anareo ity e. tena ts'isy ohatran'ny fitozoana @ sport ihany. marina e!
Ary rehefa hoe sport dia sport tena sport fa tsy le taitaitra fotsiny dia mihena dia tsy manao intsony
za 87 90Kgs eo no normal, (izany hoe mifanentana amin'ny halavako izany e)
nisy fotoana aho narary dia lasa tsy nikotrana intsony dia lasa133 kgs!
mba nanao regime fa e e e! ohatran'ny baolina: mihinana dia miverina, tsy mihinana dia mihena kely !
Tsy afaka manao sport mitontotontona intsony aho noho ilay taolana mbola tsy mahitsy tsara dia nanajanona tanteraka ny basket, dia niverina nanao cyclisme, ilay cyclisme isan'andro mahavita 100 km plus ireny an!
Niverina 87 aho izao ... za tsy nifady lilil mihitsy anefa!
44. nyna ( 31/07/2007 16:32)
ikaretsaka> raha mba toa anao daholo ny fomba fisainan'ny olona dia tena tsara sady tsy lanilany vola @ régime ny olona fa sauf que tsy otranao daholo dia lasa atao fitadiavam-bola ny mamporisika @ fanenan-tena.

za ndray tsy mbola nanao régime zany hatr'izay niainako fa ny kg mba azo t@ niteraka aza 3 mois après dia efa tsita tsony.fa ny dévépolement muscle no mba nataoko t@ ilay produit HERBALIFE fa interessant enfin oana io!

Misaotra anareo @ famporisihana e!
45. fasaly ( 31/07/2007 17:32)
muscle azo avy am produit aloha tsy voako e! aleoko mikotrana de hafa mitsy ny effet ny:-P
46. sakaizakely ( 01/08/2007 16:27)
nyna> de inona marina ary no tena niova t@ fiainanao raha mba azonao velabelarina eto fa mba mahaliana anay ?
47. nyna ( 01/08/2007 21:59)
betsaka ny zavatra niova ka!

- ohatra fotsiny ny hoe miasa aho fa tsy misy patron mibaiko fa ny saiko no patron-ko (tsy misy stress na pression,famonjena lera,obligation au travail,...)

- Ny asa ataoko asa mba mitaky résultat visible à l'oeil nu, zany hoe tsy miandry @ faran'ny taona comme les bilans d'entreprise. tena essentiel io satria mba hitanao ny valin'ny effort nataonao.

- NY karama mifanentana @ zava-bita sy ny fahazotoana,ary mbola mamporisika ahy hiasa be- be kokoa mihotra ny omaly.

- Ary ny zava dehibe amiko ny fahafahako mba manampy ny hafa raha toa ka mila ahy izy (l'objet des produits HERBALIFE)

- Manginy fotsiny ny tsy fialako ato an-trano, ny fikarakarako ny zanako maraina -atoandro -hariva rehefa tsy en rdv exterieur aho (30% de mon temps), ma liberté quoi
48. nyna ( 01/08/2007 22:07)
sakaizakely:


momba ny herbaprout indray, vao hitanao fotsiny hoe mapiasa grands moyens izy hanintonana ny olona de poritra izy izay fa mila mailo tsara.

Za ndray klou tsy mbola voasarik'ireny e ! Raha marina ve fa mora ny mahazo vola araky ny lazainy tsy efa fantatry ny vahoaka hatry ny ela ? tssssssssss,



efa miha-fantatry ny vahoaka fa tsy ny olona rehetra koa anie no recruter ao e! misy critère de sélection fa anga tsy fantatrao?

ary mbola avantage ho an'ny distributeur HERBALIFE raha mampiasa grand moyen izy fa tsy maso mivandravandra no hitsenany ny olona hiasa ho azy.

Fa io araka ny efa nolazaiko tery ambony tena miankina betsaka @ image omen'ny distributeur fa HERBALIFE c'est juste entre autre un grand fournisseurs de produits de bien être fotsiny.
49. princesseN ( 04/08/2007 09:25)
de mampahery nareo zay mila mampiasa zany ô!fa mila fiharetana an!zay le "IL FAUT SOUFFRIR POUR ETRE BELLE" de mazotoa eeh!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0587