Mamono fitiavana sa fahazarandratsy no sarotra hialana?
1. rahiratra
(
02/07/2007 06:28)
Dia tsy tahotra tsy henatra ny vehivavy ato no manambara fa manambady nefa misaina lehilahy hafa ary manao fitiavana ivelany. Izany no atao resaka ho velabelarina. Fahazaran-dratsy ny mitsabaka ivelan'ny trano na lahy na vavy ka raha miara-matory amin'ny vadinao ianao ary ny vadinao no mitaingina anao nefa ny lehilahinao no hisainanao dia izay no tena hoe ratsy. Mila misaina ny lehilahy raha izany no toetra avoaka sy velabelarin'ny vehivavy hoe sarotra vonoina ny nataondry zalahy azy tany ivelany.
répondu par kanota le 04/07/2007 05:39
2. rush
(
02/07/2007 06:55)
rahiratra:fa inona no hidiranao @ izany e?nangalatra ny vadinao nga ry zareo sa inona?izay mahatsara ny fiainanao atao fa aza variana manenjika ny hafa a!mba velabelaro ny saina dia mba mivoatra fa tsy alehany izany e!ny vadin'ny hafa nanaovany an'izany aza tsy taitra ka inona ary ity?
Dia tsy tahotra tsy henatra ny vehivavy ato no manambara fa manambady nefa misaina lehilahy hafa ary manao fitiavana ivelany. Izany no atao resaka ho velabelarina.
3. rush
(
02/07/2007 07:01)
rahiratra:ny vehivavy ato iza moa izany r'ise a?ianao?lahy aloha sa vavy ianao e?
Dia tsy tahotra tsy henatra ny vehivavy ato no manambara fa manambady nefa misaina lehilahy hafa ary manao fitiavana ivelany.
4. xxx
(
02/07/2007 08:02)
eny tokoa ho aho?
dia dinika aiza ato izany novelabelarina izany? :roll:
rahiratra:
Dia tsy tahotra tsy henatra ny vehivavy ato no manambara fa manambady nefa misaina lehilahy hafa ary manao fitiavana ivelany. Izany no atao resaka ho velabelarina.
dia dinika aiza ato izany novelabelarina izany? :roll:
5. rahiratra
(
02/07/2007 09:00)
Tsy hitanareo ve io ambany io hoe "Sarotra ny mamono fitiavana". avy eo hoe efa manambady ary miaraka amin'ny lehilahy hafa. Izay fa aleo ry zareo izany mba hamely fa ny lehilahy koa miseho milay dia aleo samy milako ivelan'ny trano no hitafa izany e.
6. rush
(
02/07/2007 09:13)
rahiratra:ka aiza ny olanao @ izany e?avelao izy hanao izay tiany fa izay ahatsara ny fiainanao atao e!inona ary ity miditra @ fiainan'ny olona ity?
avy eo hoe efa manambady ary miaraka amin'ny lehilahy hafa.
7. rahiratra
(
02/07/2007 09:22)
Resy ny akama ary e. Revy tranainy koa moa ny anay ka tena sahala ny tsy nety taminay ilay mivoy resaka vetaveta ivelan'ny fanambadiana. Kinanjo efa revy mivoatra izany izao ka izay resy izahay tamin'iny. Aleo marina izy anao ary izay tsy manao aoka hianatra.
8. diamondra27
(
02/07/2007 13:26)
rahiratra : tsy de mazava tsara ange le izy fa mba tantarao omeo ohatra we ho fanazavana.
Ahoana koa ary zany manome hevitra de mitsoaka 'zany?
matoa ianao nanoratra io de mba mety misy moraly tianao ampitaina ka mba zarao izany moraly zany aloha.
Ianao izany ve rehefa misy mi-contré aminao @ fiainana de manaiky foana ianao fa tsy mijoro @ hevitrao? Mety hahasoa ny hafa anefa ilay izy eny fa na dia 1% ihany no voavonjinao de efa izy izay.

9. xxx
(
02/07/2007 13:48)
za ry Rahiratra dia mitovy fijery aminao. Saingy aleo tokoa mangina sy tsy miteny fa jereo aza moa ity valin-teny mahazo anao vao mamoaka hevitra koa.
Hafa mihitsy amin'ny olona sasany ato ny atao hoe: mivoatra, mivelatra, malalan-tsaina, sy ny sisa e.
diamondra27> raha manohy ny heviny i Rahiratra dia inoako marimarina fa ho avy eo daholo izy rehetra hanao tambam-be azy.Mbola santionany fotsiny io nosoratan'i Rush io.
Manao xxx indray aloha no mety amiko eto.

10. xxx
(
02/07/2007 13:53)
rush:
[fa inona no hidiranao @ izany e?
ka inona no itantarana fiainana eto raha tsy avela hidiran'ny hafa? :roll:, matoa mitantara eto dia afaka maneho ny heviny momba iny daholo ny be sy ny maro ary tsy voatery hitovy hevitra aminareo milaza azy fa mivoatra!!!
11. diamondra27
(
02/07/2007 14:09)
xxx: za koa mba gaga de aiza no maha dinika an'izany raha tapenambava ny olona?
Ssssss tsy mety zany aloha amiko fa izay tian-drahiratra ihany e!
atsipy ny teny eny atandroky ny mahalala atsipy ny tady eny an-tandrokin'ny omby...
De alefaso ny dinika ...
Ssssss tsy mety zany aloha amiko fa izay tian-drahiratra ihany e!
atsipy ny teny eny atandroky ny mahalala atsipy ny tady eny an-tandrokin'ny omby...
De alefaso ny dinika ...
12. lanto
(
02/07/2007 16:14)
xxx:
diamondra27> raha manohy ny heviny i Rahiratra dia inoako marimarina fa ho avy eo daholo izy rehetra hanao tambam-be azy.Mbola santionany fotsiny io nosoratan'i Rush io.
:-) hainao tsara !!!!
13. rush
(
02/07/2007 16:44)
rahiratra:o ry lanto,diamondra27,ry xxx a!tsy hoe manampim-bava akory aho fa mba vakio tsara aloha ny zavatra nolazain'i rahiratra a!NY VEHIVAVY ATO hoy izy!ka iza ary izany vehivavy ato izany e?maninona nefa raha lazaina hoe misy vehivavy ry zareo dia tahak'izao sy izao a!
Dia tsy tahotra tsy henatra ny vehivavy ato no manambara fa manambady nefa misaina lehilahy hafa ary manao fitiavana ivelany.
14. marylou
(
02/07/2007 16:49)
rush:ka aiza ny olanao @ izany e?avelao izy hanao izay tiany fa izay ahatsara ny fiainanao atao e!inona ary ity miditra @ fiainan'ny olona ity?
[quote=rahiratra] avy eo hoe efa manambady ary miaraka amin'ny lehilahy hafa.
_______________________________________
:-D:-D:-D..olana izany ry Rush a! sady natao hovelabelarina angamba le loha hevitra fa tsy natao hotoherina be fahatany kosany é.
Amiko koa aloha dia Olana izany satria maninona raha miala sy misaraka @ ilay vady tsy tiana intsony dia vita!! (raha tena tsy tiana):^):^):^)
15. rush
(
02/07/2007 16:51)
"rahiratra":
Dia tsy tahotra tsy henatra ny vehivavy ato no manambara fa manambady nefa misaina lehilahy hafa ary manao fitiavana ivelany.
"rahiratra":sady milaza izy fa NY VEHIVAVY ATO, no hoe efa specialiste @ io ny maro!dia hapetrako ny fanontaniana hoe iza izany >>>>vehivavy ato >>>>>>maro>>>>>>efa specialiste izany?dia izaho ve no tokony hangiana ry lanto,diamondra27,ry xxx?
ilay hoe mitia ivelan'ny trano no mba nahalasa saina ahy. Kay moa izany efa specialiste amin'io ny maro
18. diamondra27
(
02/07/2007 20:39)
:-D:-D:-D
amiko rehefa mahatsiaro tsy voakasika aho dia raharahako ze lazain'olona
de raha voakasika indray aho ; ohatra ka sanatria we manambady aho ka manao io lazainy io dia omeko azy ny antony de zay , tsy mila kabary.
Ohatra hoe: satria mba mitady plaisir any ambadika fa le vady tsy ampy tsony fa efa routine ohatra etc etc...
dinika azo iadivan-kevitra ange io lazainy io aloha e!
ny olana eto @ dinika serasera dia izay foana : on s'arrête avec les détails, nefa mety hevitra hafa no tian'ilay olona lazaina dia hafa ny andraisana ay dia mitohana eo ilay dinika

19. rahiratra
(
03/07/2007 06:32)
Niverina indray aho ry akama. Efa nolazaiko hoe revy tranainy ny ahy ka na izaho mijanona ao antrano na miala araka ny tenin'ilay iray manao xxx io. Ka ity fivoarana sahala ny voalazan'i "diamondra27" hoe "Ohatra hoe: satria mba mitady plaisir any ambadika fa le vady tsy ampy tsony fa efa routine ohatra etc etc..." dia tena veribe ny tenanay fa ireo mihintsy ilay nolazaiko hoe tsy tahotra tsy henatra fa dia hoe mitady plaisir ary leo ny routine. Inona no hanambadiana raha izany fa tsy aleo miodikodina eny foana na efa miketrona daholo aza ka mbola misy afaka milako dia eny miodikodina eny.
Mety ho tsara izay ho an'ilay olona fa ny mampalahelo dia ity izy miodina "internet" ka ireo sipa vao mianamitia no sendra io dia asa izay fiafarany.
Miala tsiny diamondra27 fa efa trainy ny akama e. Dia mazotoa mahazo plaisir ivelany oooo

20. xxx
(
03/07/2007 13:25)
rahiratra:
Dia tsy tahotra tsy henatra ny vehivavy ato no manambara fa manambady nefa misaina lehilahy hafa ary manao fitiavana ivelany.
Miombonkevitra aminao e. indrisy e! :cry:
Soa fa misy koa ny tsy toa izany rahiratra a! Mahafantatra ahy mantsy matoa milaza e :-* :-*