Mamono fitiavana sa fahazarandratsy no sarotra hialana?
21. imeva (
03/07/2007 13:40)
Ilay izy aloha misy marina hiany ny an'i rahiratra fa saingy nogeneralizeny: "Ny vehivevy eto" no tena mba tsy nety kosa.
Ary manaraka izay, aza malaky mitsara ilay olona fa misy antony tao matoa izy ireo mankany ivelan'ny tokatranony. Raha io voalaza eto ambany io no antony dia ratsy tokotrany. Fa mety koa hoe manao toetra tsy zaka rangahy ao atrano, dia mba mitady olona izy izarany ny alahelony, na mety tia hisaraka mihintsy izy fa mbola mitady olotiana aloha.
Izay no fahitako azy fa raha tsy tianareo dia atoray aty amiko hiany.
Tsy resak'olona manana olana ao antokatrano no voresaka. Rehefa miseho mandripaka any ivelany moa ny lehilahy atao ahoana fa mba darohan'ny hafa koa ny azy. Fa ny resaka notovozindreo dia hoe "manambady aho ary mitia olona hafa ary tsy miala any aminy mihintsy ny fitiavako. Dia ao ny hoe raha tsy hitandry aky ilay olona tiandry dia ny vadindry atao calin calin ary izy eritreretina. Mba hisainao raha lehilahy ianao hoe maka tsirony ramatoa nefa lehilahy hafa no hisainany. Lesona fanambandiana maloto. Satanic version.
Makorel mahazo internet ve tsy ny resaka fanaovana vetaveta ivelan'ny trano sy fanambadiana no lazaina fa mety. Azony atao tsara aza ny mivarotra @ internet. e-commerce=))=))=))