Rainivoanjo sy ny tantarany..

1. naughtyboy ( 23/06/2007 09:19)
samy naheno ny momba an'iny kofa iny daoly mo sika na i mahaleo aza mihira an'io ra tsy diso aho ,ny tiako fantatra de angano ve izy io sa tena nisy ary ra nisy mbo zarazarao eto zay mahalala de ao ko ty resaka madirovalo ty nisy tokoa ve io fa tsy tsara manko ny miaina @ honohono..
répondu par mpisotrtoaka le 02/07/2014 10:28
2. fasaly ( 23/06/2007 10:29)
amiko otran'ny hoe tsaho fotsiny hanakorotonana ny saimbahoaka ireny sa????:-P
3. sympa ( 23/06/2007 11:17)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Divers/joconde.gif[/IMG]
4. naughtyboy ( 23/06/2007 12:47)
iee mety ho izayle izy fasaly nefa ahoana ra tena nisy? io no mahalasa saina ahy..
iza njay ty vedety @ sary avokany sympa ty e:-D kely loatsa le sary ka noeveriko fa tsy rainivandro,lery mantsy tsy fotsy fa gasy
5. fasaly ( 23/06/2007 13:23)
hihih! lay sarin'i suympa kou mampmé!
ny mpanao gazety aza tsy namaoka ny sarin'i rainivandro zany mitsy ry notty a!:-P
6. marylou ( 23/06/2007 13:38)
naughtyboy: dia asa reh ! :lol::-D:-D:-D
7. naughtyboy ( 23/06/2007 16:58)
nisy manko oul nilaza reny niteny fa nivadika totozy ,nanjavona sns ary karazana mpisam profesionely lery (illusionist) nefa eto misy mahalala fa ho avy eo ny fahamarinany reny:)na tsia
8. pissoa ( 23/06/2007 17:13)
:-D:-D:-D

za aza mbola tsy naheno ny tantaran'zany fa le hiran'i Mahaleo ihany no haiko koa ! :oops:
9. naughtyboy ( 23/06/2007 17:23)
oul niresadresaka fotsiny no naenoko an'reny ry pissoa::-D ka tsy mety le mifanambaka samy lehibe fa de aleo adiadiana ihany:)ry lerony reny zao mety mahalala an'io(Mahaleo)
10. ikaretsaka ( 23/06/2007 18:09)
Tena ni existe lery ary bandy avy any aminay (Antsirabe)
Ilay hoe miova sy mivadika ho totozy sns aloha tsy haiko, fa ilay lery hoe mpangalatra, indrindra t@ fangalarana vam, citroen DS 21 taloha ireny, no tena specialite an'ny akama!
t@ izahay mbola kely izany an.. 10 taona tany ho any!
Maty voan'ny Tetanosy tany Nosilava i lery...
11. pissoa ( 23/06/2007 21:18)
hi hi hi !

Dia marina koa izany ilay teninkira hoe renin-drainivoanjo ?! :-D:-D:-D
12. cute ( 23/06/2007 22:36)
ikaretsaka:

Tena ni existe lery ary bandy avy any aminay (Antsirabe)
Ilay hoe miova sy mivadika ho totozy sns aloha tsy haiko, fa ilay lery hoe mpangalatra, indrindra t@ fangalarana vam, citroen DS 21 taloha ireny, no tena specialite an'ny akama!
t@ izahay mbola kely izany an.. 10 taona tany ho any!
Maty voan'ny Tetanosy tany Nosilava i lery...


ary mba lehibe tany bira ihany aho fa tsy nahafantatra hoe avy any izy anh!!
ilay hiran`ny mahaleo no nahenoko io tantara io!!
13. tslem ( 24/06/2007 06:23)
tena marina io fa i mamanay dia nahita mitsy hono,efa notantarainy taloha fa tsy d noraharahiko loatra ilay tantarany , fa andraso fa ho anontaniako tsara izy refa miresaka izahay raha tadidiko ny manontany azyd teneniko am naught:°)
14. agoago ( 24/06/2007 06:58)
Tena nisy mihintsy Rainivoanjo, fony mbola kely aho mpanasa lambanay izay no reko mitantara an'izy io foana.Vao haingana ta@ gazety iray teto andrenivohitra, nisy gadra niaraka ta@ leiry mitantara ny exploit ta@ zany fotoana, io rangahy io nilaza hoe nipetraka teny Anosizato izy.Izay zany ho aho no nahatonga an'ilay mpanasa lambanay nitantara an'izy io foana satria nipetraka teny Anosizato io ramatoa io.Ilay niara-nigatra taminy nitantara hoe nalefa tany Anosilava tokoa marina ry zareo.Tsy tadidiko tsara ny fitantaran'ilay mpiara-migadra fa hoe efa notazomina be izy fa afaka foana.Gazety vao tsy ela mihintsy io.
15. fasaly ( 24/06/2007 07:41)
raha tantara loatra aho tsy mino ka! ary mbola velona any ngah hono:roll::-P
16. naughtyboy ( 24/06/2007 09:44)
toa oe matiny tetanosy ony zany oe mety nisy ihany tko le tantara..
17. ikaretsaka ( 24/06/2007 11:51)
cute:
ary mba lehibe tany bira ihany aho fa tsy nahafantatra hoe avy any izy anh!!!

Mbola zazakely ianao t@ izany!

fasaly> ny nahitako azy t@ izany andro izany dia bandy Bron Bron izay lery, t@ izany koa mo afanao ny lava volo ( taona 79 tany izany)

ilay hiran`ny mahaleo anie tena izy e, ry zalahy anie ka tao Antsirabe no niforona e.
io Ohatran'ny tantaran'i Bob sy Carter ihany e, rehefa lasa elabe any aoriana any dia lasa legende sisa!

I Madirovalo indray dia tanana any akaikin'Ambato Boeni any! malaza @ fomban-drazana sy ny Ody gasy ny olona ao! (efa eeeela koa izany fa fony mbola mpandende rakaretsaka)
18. naughtyboy ( 24/06/2007 12:04)
rakaretsaka, mandende mahita raha kah..:wink:efa nahita an'i rainivandro mintsiny aza:)
hay nisy ko ny madirovalo de ahona tsara ny momba ny
le biby b mampatahotra avy any anaty rano lazainy mahaleo tena nisy ko v io
19. naughtyboy ( 24/06/2007 12:58)
misy mantsy ny inculturation na ignorance tsy fahalalana ngamba ao amitsika ao dago ao ,mety karazambiby exotic hafa noho ny rehetra oh.de iny fa
tompoina anaterana zv eny nefa de misy ko ny heriny maizina zay tsy azo odiana tsy hita na tsy mpino2 foana aza za
20. fasaly ( 24/06/2007 21:15)
ika: hay enao efa nahita maso azy mitsy8O de tena manjavona waz ve lery:roll::roll:

naughtyboy ary any aminareo any be angatra be koa an! hitako tam tv...brrrrrrrr matwatsa aho raha mande any....:{:{:{:{:{
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3791