Ô rey olona a ! RAINIVOANJO izany tena nisy teto Madagasikara izany ! Tovolahy kinga sy fetsifetsy teny Anosizato teny izy io ary nanana sipa teny Andavamamba sy Anosipatrana ! Raha tsy nampirafy izy ts tratran'ny pôlisy miits satri ny vadiny ihany no nanoro ny paika hisamborana azy ! Legende réel tena nisy ho an'ny Malagasy io ary aza ariana fa PATRIMOINE ho antsika ny fananana an'izany ! Nahoana ny Roméo et Juliette inoan'i Fasaly nefa mbola ts nahita maso an'izany akory ! Aza atao valalan'amboa re ka ny tompony indray no tsy hino a ! Aza atao toy ny tanindrazan'ny Malagasy ka ny VAHINY indray no hampanofy amintsika e ! AM-BAVA HOMANA AM-PO MIERITRA ! Sady za efa mamo !