Rainivoanjo sy ny tantarany..
21. naughtyboy
(
25/06/2007 10:37)
nisy documentaire reny angatra sy phenomene paranormale reny niseho @ tv taty fa misy trano itoerany fianakaviana 1 manotolo zay efa maty ary tsy hita maso daoly reo oul reo nefa heno tao Yorkshire tanana lehibe ao afovoany angletera ary reality tv mo no fiantsony zareo an'io tsisy trucage mintsiny zany e nahavariana b ahy na ny vazaha tko aza de mahafantatra ny fisiany reny na ny scientist na reo meduim nanatrika teo,tsy nisy nahazava an'io fa samy nahatsapa ny fisiany le zv.
fasaly ra oh.oe ho avy aty fasaly tsy olana fa efa nandefasako email daoly reny tsy hivoaboaka ary nampiko oe za ko ty hiambina le namako:D:°)
fasaly ra oh.oe ho avy aty fasaly tsy olana fa efa nandefasako email daoly reny tsy hivoaboaka ary nampiko oe za ko ty hiambina le namako:D:°)
22. fasaly
(
25/06/2007 11:05)
:-D:-D:-Ditako tam tv fa be matotoa be any kou! :{:{brrrrrrrrrrrrr fa izaho aloha tena tia ahita ani'zany matotoa izany na izany aza e! mbola tsy nahita mantsy sady tsy dia mino loatra8O
23. naughtyboy
(
26/06/2007 10:57)
ka le izy ane tsy ho hitanao mintsy satria matotoa e nefa asa kalo ze efa nahita:roll:
24. fasaly
(
26/06/2007 19:32)
an a an ka! tena hita maso ka! nahita aho sol par terre an! dia misy sarin'ilay oul nipetraka tao taloha miseho am sol otran'ny sary vongana mitsy mivoaka tsikelkely lay sary:{:{:{
25. fasaly
(
26/06/2007 19:35)
rush: noheveriko fa lay raika io ihany no manararaotra miafina hoe izy ihany no sitlo:-D
29. naughtyboy
(
26/06/2007 20:01)
ny masonao zany no nahita an'io matotoa io de ahona fietseponao t@ zany natahotra v sa tsy nivaky loha fotsiny sa ahona?:roll:
30. fasaly
(
26/06/2007 20:08)
tam tv fa tsy hitan'ny masoko ka!
mahavarina fa maha te ahita reel mitsy fa sady matahotra iany fa hifikotra be zà raha reel e:-D
mahavarina fa maha te ahita reel mitsy fa sady matahotra iany fa hifikotra be zà raha reel e:-D
31. naughtyboy
(
27/06/2007 12:05)
ra za kalo de arakaraky ny fisehony fa to tsy ny matotoa rehetra akory de mampatahotra ,nisy sary itako t@ boky zay fa alika ndray no matotoa t@ io
efa maty ela b le alika de naka sary ny tompontanana
nivoaka t@ sary oazy le alika tsy hita maso:) tena kozy io an
efa maty ela b le alika de naka sary ny tompontanana
nivoaka t@ sary oazy le alika tsy hita maso:) tena kozy io an
33. naughtyboy
(
27/06/2007 17:39)
=))masoko 2 zao no nahita an'io t@ boky fa marina otrany manjavona tko le sary mihoatra ny oul hafa rehetra teo
35. tess
(
27/06/2007 19:09)
tsy mi teha-tany izany ilay alika hita tam boky ve ry naughtyboy?????:-D:-D:-D tsy niatona kely zay ny tongony lay maototoa alika veuh!:-D
36. Stretch
(
27/06/2007 19:38)
Zay mazoto mamaky ary fa ty mbô hitako tao ao ,:wink:
Mieux, on était allé voir sa famille à Anosipatrana.
Au début, la famille de Rainivoanjo était réticente à parler de lui. Pour ses frères, Rainivoanjo est une honte. Selon eux, ils ont dû chercher des femmes ailleurs car personne ne voulait d'eux sur place. Nous n'avons jamais pu avoir le véritable nom de Rainivoanjo. Nous savons simplement qu'il se prénomme Alphonse Pierre. L'histoire de Rainivoanjo est intéressante à plus d'un titre. Il était issu d'une famille aisée qui rivalisait avec une autre dans le quartier. Au début, il volait pour déstabiliser la famille concurrente à la sienne, puis les riches afin d'aider les pauvres. Finalement, il était devenu un bandit quand, pour éviter la police, il n'a pu assister à l'enterrement de son père. Quant à son mythe de magicien capable de se transformer en animal pour échapper aux arrestations, sa famille nous a assuré que c'était juste des coïncidences, Rainivoanjo n'utilisait pas de gris-gris, quoique une sorcière du quartier nous a affirmé le contraire. Nous avons choisi d'opter pour la version de la famille.

37. sympa
(
27/06/2007 21:36)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Animaux/tete-de-tigre.gif[/IMG]
38. naughtyboy
(
28/06/2007 10:50)
ahona ndray ty biby masika ty ry sympa misaotra stretch a mifandray2 daoly alo le tantara atr@ zao ra resaka exploit nataony lery ny tsy fantatra sisa de ny mazy2 ra marina na tsia
40. naughtyboy
(
29/06/2007 19:18)
eka ouz fa le bob sy carter reto defa itako nalaza ko ry lerony(outlaw) avy any @tanana asa na 7 taona ngamba t@ zany mikotrana teo mahamasina,fa ahoana ry zareo ny moba le biby mampatahotra lazainy mahaleo any anaty honahona ao madirovalo?tena nisy v..