fetin'ny fahaleovantena - Allemagne
![](https://avatar.serasera.org/e358bf645a205cf15efa983b5517d945.jpg)
1. rebecca
(
11/06/2007 07:55)
Asabotsy 30 Jona manomboka amin’ny 06 ora hariva : hisakafo sy hitotorebika ny Malagasy sy ny fianakaviany miaraka amin’ireo Sakaizan’i Madagasikara sy Havan-tsy mahafoy.
Ny toerana : ao amin’ny efitrano fandihizana ao amin’ny Hôtel du Centre Français
Müllerstraße 74
D-13349 Berlin
Miala eo amin’ny U- Bahnhof Rehberge, mandeha an-tongotra 100 metatra isika dia tonga amin’ilay toerana.
Any izany ny fihaonan'ny namana eto Allemagne raha misy ato.

répondu par Bita le 19/06/2007 17:38
![](https://avatar.serasera.org/02ea2ae2a237c042285e093e6972eaa9.jpg)
3. nani
(
11/06/2007 13:39)
Misaotra an i Rebecca ! fa efa hita ihany koa ilay filazana ao amin madagasikara.de
Any zany mihaona raha tsy misy ny sampona
![](https://avatar.serasera.org/9818e2287e76d37753313e255e2428a2.jpg)
4. melody
(
11/06/2007 13:48)
mazotoa daholo izany ianareo any allemagne dia manaova fety sambatra:-*
![](https://avatar.serasera.org/a6043505b6300e50dce8afc245e232dc.jpg)
5. rakaroka
(
13/06/2007 05:56)
Manja akia izany an!,:-w:-w:roll::roll:
Mifanindry @ ny fotoana iray izay izy ity fa hitsoriahana naka "eurocar" @ manaraka!
Dia mirary fahombiazana e!:-*:-*:-*
Mifanindry @ ny fotoana iray izay izy ity fa hitsoriahana naka "eurocar" @ manaraka!
Dia mirary fahombiazana e!:-*:-*:-*
![](https://avatar.serasera.org/22aa8a373f989e8cc940049dd5563056.jpg)
6. Bita
(
19/06/2007 17:38)
Ka hatramin'ny firy? raha ohatra ka tonga @ 12 alina ve mbola mahatratra?