Asabotsy 30 Jona manomboka amin’ny 06 ora hariva : hisakafo sy hitotorebika ny Malagasy sy ny fianakaviany miaraka amin’ireo Sakaizan’i Madagasikara sy Havan-tsy mahafoy.
Ny toerana : ao amin’ny efitrano fandihizana ao amin’ny Hôtel du Centre Français
Müllerstraße 74
D-13349 Berlin
Miala eo amin’ny U- Bahnhof Rehberge, mandeha an-tongotra 100 metatra isika dia tonga amin’ilay toerana.
Any izany ny fihaonan'ny namana eto Allemagne raha misy ato.