Famantarana ny Hazo Fijaliana
1. ari.malala
(
06/06/2007 11:42)
Hono hoa ry reto, tena tsy maintsy @ tanana havanana ve ny fanaovana ny Famantarana ny Hazo Fijaliana? tsy izany mantsy, fa rehefa mivavaka aho, ka matory eo antrotroako na mampinono an'i Ambinintsoa, ka refa aty @ tanako havanana izy no minono na matory dia @ tanana havia izany no manao ny Famantarana ny Hazo Fijaliana aho, toraka izany koa refa @ fotoanan'ny Evanjely, ka tsy mety ve ny nataoko?
répondu par marozevo le 18/06/2007 17:11
2. ikalapeta
(
06/06/2007 12:06)
:roll: raha tsy fidiny ve de haninona?, fa za koa mba te hafantatra raha toa ka misy antony manokana ny hanaovana anazy @ tanana havanana .:idea:
3. marozevo
(
06/06/2007 12:54)
Tsy voatery amin'ny tanana havanana mihitsy ka. Tsy misy fampianarana na iray aza milaza fa tsy maintsy tànana havanana.
5. marozevo
(
06/06/2007 13:07)
Tsy misy fisaorana, mazotoa mivavaka ary enga anie ho tsara taiza ny zanakao.
Ny zava-misy fotsiny angamba dia satria betsaka ny olona "droitier" noho ny "gauché".
Ny zava-misy fotsiny angamba dia satria betsaka ny olona "droitier" noho ny "gauché".
6. marozevo
(
06/06/2007 13:09)
Tamin'ny 1976 no nahitako Maopera "gauché". Tanana havia daholo no manao ny zava-drehetra : Famantaran'ny hazofijaliana, mizara komonio, mitso-drano. Gaga aho tamin'izay dia nanontany Mompera hafa, dia izy no nilaza io tamiko.
Mbola velona any la Réunion le Mompera "gauché" fa ilay nanontaniako efa maty.
Mbola velona any la Réunion le Mompera "gauché" fa ilay nanontaniako efa maty.
8. ikaretsaka
(
06/06/2007 14:38)
za koa kavia, dia na izao aza indraindray dia mifamadika.fa ny intentions ny ahy no ataoko fa mitondra azy.
T@ izahay mbola kely koa dia nasaina namaky ny tantaran'ireny olomasina ireny, ary mbola fataoko hatramin'izao, St Jean Chrisostome dia niteny hoe "rehefa miala ny trano na manao zavatra iray, dia aza adino ny manao famantarana ny Hazo fijaliana. fa sady fahasoavana, no tehina, no fiarovana."
Nony tany Bresil indray andro izay dia manao "amin'ny anaran'ny ray ny olona rehefa hanao zavatra (jereo ireny mpanao baolina ireny) .. dia nanontaniako dia io tenin'i St Jean Chrisostome io no naveriny tamiko!
ary marihinafa tsy natokana ho an'ny katolika ihany ny famatarana ny hazo fijaliana

9. marozevo
(
06/06/2007 16:11)
Ny teny hoe "amin'ny anaran'ny Ray sy ny Zanaka sy ny Fanahy Masina" dia iombonan'ny Kristianina rehetra, sy izay fivavahana manaiky fa Andriamanitra dia tokana fa misy "prosopon telo" ao aminy.
Ny mampiavaka ny Katolika fotsiny dia arahiny fihetsika hita maso io tenim-pinoana io.
Ny mampiavaka ny Katolika fotsiny dia arahiny fihetsika hita maso io tenim-pinoana io.
10. Fiffi
(
06/06/2007 16:25)
ari.malala:tsy voatery....ohatran'fahazarana fotsiny ny fanaovana an'io am tanana havanana....nahagaga anaha koh tam fikarakarana ny 1ère communion-ny ankizy de niteny ny mpampianatra hoe am tanana havanana...
Hono hoa ry reto, tena tsy maintsy @ tanana havanana ve ny fanaovana ny Famantarana ny Hazo Fijaliana?
11. Fiffi
(
06/06/2007 16:26)
ary hono hoa an ! efa nahita an'ireny olona ireny zah hoe "hatsangano aza ny tanana havanana raha tsy mandainga enao....de ahoana io ?
12. marozevo
(
06/06/2007 16:27)
Fiffi > Aza heverina hoe olona mandalina be daholo ny mpampianatra katesizy. Mba misy tsy fahalalana koa ao aminy, fa ny finiavany no tena zava-dehibe. Tsy mampianatra diso akory raha niteny io.
13. Fiffi
(
06/06/2007 16:30)
marozevo: tsy zany akia fa nahalasa saina anaha io noho zao dinika eto zao an ! de raha ohatra ka misy afaka mamaly anaha an'ity hoe
"Fiffi":
ary hono hoa an ! efa nahita an'ireny olona ireny zah hoe "hatsangano aza ny tanana havanana raha tsy mandainga enao....
14. marozevo
(
06/06/2007 16:37)
Angaha moa tsy hoe "manangàna tànana"? Iny indray toa fanao eny rehetra rehetra eny koo... Resaka fanamafisana fotsiny iny, fa tsy voatery hifandray amin'ny resaka fivavahana.
15. pissoa
(
06/06/2007 18:19)
marozevo:
Ny teny hoe "amin'ny anaran'ny Ray sy ny Zanaka sy ny Fanahy Masina" dia iombonan'ny Kristianina rehetra, sy izay fivavahana manaiky fa Andriamanitra dia tokana fa misy "prosopon telo" ao aminy.
Ny mampiavaka ny Katolika fotsiny dia arahiny fihetsika hita maso io tenim-pinoana io.
Marina !
amin'ny lafiny betsaka mihitsy dia mampiavaka ny Katolika io fihetsika HITA MASO io !
Za koa kavia ... dia manao Famantarana amin'ny tanana havia :-D:-D:-D
16. dailynews
(
06/06/2007 18:57)
ari.malala:
Hono hoa ry reto, tena tsy maintsy @ tanana havanana ve ny fanaovana ny Famantarana ny Hazo Fijaliana? tsy izany mantsy, fa rehefa mivavaka aho, ka matory eo antrotroako na mampinono an'i Ambinintsoa, ka refa aty @ tanako havanana izy no minono na matory dia @ tanana havia izany no manao ny Famantarana ny Hazo Fijaliana aho, toraka izany koa refa @ fotoanan'ny Evanjely, ka tsy mety ve ny nataoko?
ny toe ponao izay mivavaka no hitan Atra fa tsy ny fombafomba n ny tananao avy ety ivelany.
17. xxx
(
06/06/2007 19:17)
Na izany aza dia tsy maintsy misy fitsipika arahina ihany, indrindra moa raha geste iombonan'ny rehetra. Toy ny ao am-piangonana ihany io misy fotoana hitsanganana, misy fotoana hipetrahana. Misy fotoana hihainoana ary misy fotoana hihirana.
Izay no atao hoe : litorjia. Ny vavaka tsy dimension personnelle ihany fa comunautaire noho izany misy convention ao. Miala tsiny @ ilay vary amin'anana.
Izay no atao hoe : litorjia. Ny vavaka tsy dimension personnelle ihany fa comunautaire noho izany misy convention ao. Miala tsiny @ ilay vary amin'anana.
18. marozevo
(
06/06/2007 19:22)
Ankoatra izany, dia manana dimension sacrementelle koa ny "teny sy fihetsika atao miaraka".
Dimension sacrementelle = Lafiny ahitana famantaram-pamonjena.
Ohatra : Mikopa-mosoara ireo olom-boavonjy.
Dimension sacrementelle = Lafiny ahitana famantaram-pamonjena.
Ohatra : Mikopa-mosoara ireo olom-boavonjy.
19. Fiffi
(
06/06/2007 20:20)
ohatra zao le rehefa manao ny vavaka nampianarin'ny Tompo Rainay izay any an-danitra.....sokafana ny tanana roa....
20. ikaretsaka
(
06/06/2007 22:47)
fiffi> fanitsiana kely.
Rainay Any an danitra ny an'ny katolika ka (ts'isy izay)
Ohatran'ny hoe Rakoto any Antsirabe=1 ihany ny Rakoto any Antsirabe voakasika
Fa raha miteny ianoa hoe Rakoto IZAY any antsirabe=rehefa any antsirabe ka manana anarana hoe Rakoto dia voakasika aby!