Famantarana ny Hazo Fijaliana
42. marozevo
(
10/06/2007 20:35)
Ny toe-tsaina toy ity no tena heveriko fa tsara ka mendrika halain-tahaka :
Ndao fa làlana e....
Tsy misy tsiny re Tompoko ô !
azafady fa diso domaine aho eeee
miala tsiny tompoko o
Ndao fa làlana e....
Tsy misy tsiny re Tompoko ô !
43. xxx
(
10/06/2007 20:45)
Mpandefa : pissoa [ Valio ] 08-06-2007 23:58:23
Lohateny : Re : Famantarana ny Hazo Fijaliana
Aminay dia tena manan-danja tokoa ny zavatra hita maso ry xxx fa tsy ampy anay ilay mody hoe ao ampo ao ampo ireny ! Izahay tsy "Kristianina anaty" fotsiny ihany, fa Kristianina ety ivelany ihany koa ary tsy ny "fo" fotsiny no tinay hitiavana an'i Kristy sy ny hazofijaliany, fa ny "tenanay" koa. Ary i Jesoa ny anay tsy avelanay "ao amponay" fotsiny, fa entinay eny amin'ny fiainana andavan'andro koa. Satria ny aminay IRAY MANONTOLO no tianay hanarahana an'i Kristy fa tsy AMPAHANY amin'ny tenanay fotsiny. Ary geste isan'ny kely (raha raisina amin'ny asa ataon'ny vatana) ny famantarana ny hazo fijaliana ataonay. Ka raha ny kely aza tsy vita ...
Misaotra pissoa a. Tena nisy nodinihako io zavatra nolazainao io.
Hanenika ny fiainantsika hatrany anie i Kristy! Amen.
44. ikaretsaka
(
12/06/2007 04:13)
marozevo> na samihafa aza ny akondro sy ny paiso, ilay izy ireo hoe samy voankazo no nandraisako azy.. dia tany aho no namelabelatra!:oops:
45. marozevo
(
12/06/2007 08:34)
Tsy diso anie ilay famelabelaranao fa tsy mamaly mivantana ilay resaka fotsin y araka ny fahitako azy eh.
46. ari.malala
(
13/06/2007 07:35)
Ary hono hoa e, isika dia afaka ivavaka na aiza na aiza, ka raha eny an-dalana ve, chargé daolo ny tanana roa, no manao Famantarna ny Hazo Fijaliana fa ao am-po, tsy maninona sa tsy maintsy arahina ilaya geste iny?
48. xxx
(
13/06/2007 09:06)
ari.malala: raha resaka vavaka no atao dia esory ao an-tsaina ny hoe: tsy maintsy. Fitiavana no mitondra anao. Ary ilay tianao sy tia anao dia mahita na dia ny ao am-ponao miafina indrindra aza. Ka aza atao manahiran-tsaina ny tsy fahafahanao manao famantaran'ny hazofijaliana.
Hanenika ny fiainantsika hatrany anie ny fitiavan'i Kristy! Amen.
Hanenika ny fiainantsika hatrany anie ny fitiavan'i Kristy! Amen.
50. ikaretsaka
(
13/06/2007 20:34)
ari> sady tsyhoe 24h/24 sy 7j/7 akory ny tananao dia charge be foana...
fa rehefa tsy charge dia ataovy koa
fa rehefa tsy charge dia ataovy koa
51. ari.malala
(
14/06/2007 06:07)
ika, eny e, fa refa le eny andalana anie no nanontaniako e!:) fa refa tsy chargée ny tanako de ataoko ka!:) ary ataoko @ fo tokoa!
52. marozevo
(
14/06/2007 23:12)
Chargée ny tànana....
Dia mety koa hanontany ny olona hoe, satria tokony hisakafo, ka indraindray tsy avelan'ny dokotera noho ny antony manokana... dia ahoana.
Fehiny : signe de Croix, généralité.
Tanana chargée : Exception, na koa hoe "cas particulier". Ny olona mitady porofo handisoana hevitra amin'ny alalan'ny ohatra "cas particulier" no atao hoe "casuistique".
Dia mety koa hanontany ny olona hoe, satria tokony hisakafo, ka indraindray tsy avelan'ny dokotera noho ny antony manokana... dia ahoana.
Fehiny : signe de Croix, généralité.
Tanana chargée : Exception, na koa hoe "cas particulier". Ny olona mitady porofo handisoana hevitra amin'ny alalan'ny ohatra "cas particulier" no atao hoe "casuistique".
55. marozevo
(
15/06/2007 18:32)
Hitsodrano antsika anie Andriamanitra mahefa ny zavatra rehetra.
Ny Ray, ny Zanaka sy ny Fanahy Masina.
(sady manao famantaran\\\'ny hazofijaliana)Amen.
Hitantana ny diantsika anie i Kristy.
Isaorana anie Andriamanitra.
Ny Ray, ny Zanaka sy ny Fanahy Masina.
(sady manao famantaran\\\'ny hazofijaliana)Amen.
Hitantana ny diantsika anie i Kristy.
Isaorana anie Andriamanitra.
56. ikaretsaka
(
18/06/2007 06:08)
Hira famaranana ataontsika (tantara tena nisy):
Miara mizotra isika ho any ....
handeha hody!
Miara mizotra isika ho any ....
handeha hody!
