Joyeux Anniversaire pissoa

7. booboo
(
27/05/2007 07:15)
Joyeux tsy non-anniversaire Pissoa ô ! hihihihihihihi. Mirary soa boooooooooooobaka beeeeeeeeeeee mitsy mitsy dia hombam-pahasalamana hatrany kounkou. Dia bôna bôna refa himotika dia lé kôkam-bilany anà :°).
:-*:-*:-*:-*:-*:-*
:-*:-*:-*:-*:-*:-*

9. rush
(
27/05/2007 10:55)
tratrin'ny fitsingerenan'ny taona nahaterahanao izany e!mahazahoa izay iriana e!

10. hery
(
27/05/2007 11:01)
Tratry ny fety zany Pissoa... Tiako be ilay tononkalo http://pissoa.blaogy.com/post/9/2941

12. pitoussy
(
27/05/2007 11:42)
Happy bday njy :-*
mirary soa bdb
nametraka hafatra za tatsy @ blaogy fa ohatra ny tsy nety fona :P
mirary soa bdb
nametraka hafatra za tatsy @ blaogy fa ohatra ny tsy nety fona :P

20. rakaroka
(
27/05/2007 22:32)
Tara akia, fa dia mirary soa indrindra! Ho tratry ny mitsingeringerina:-*:-*:-*(l)(l)(l):-*:-*:-*