Joyeux Anniversaire pissoa

41. Fiffi ( 29/05/2007 15:25)
wata: [size=7]ohatry zao ve akia mety ?[/size]
42. pissoa ( 29/05/2007 17:01)
Ari.malala : mankasitraka e ! tsy tara mihitsy ny firariana ka ;)

Pimaso : misaotra indrindra ! dia mirary soa ho anao koa !

Fiffi sy Wata : mody henjy njay refa bedesiko an !

xxx + Karinah : tsy io ny hifandirana eo fa za aza tsy miraika ^^^^^^
s :wink:
43. sitlo ( 29/05/2007 17:05)
seriezy be hono eh :-D
44. sonwin ( 29/05/2007 17:13)
karinah>:°), aleo aza fa ataoko an'izao indray e:

Pissoa,Herzlichen Glückwunsch zum Geburtstag

mbola faux ihany ve?

Pissoa :wink:

hoy i xxx :-D, ilay voalohany naha-tezitra be an'i Karinah fa tsy ilay mifanditra aminy akory:^):P
45. pissoa ( 29/05/2007 17:25)
sitlo : mandrakariva :-D:-D:-D

misaotra be amin'ilay sary ery ambony e ! hi hi hi ! toa voadingana ianao tamin'ny namaly teo ... tsy hita fa venansy kely omaly e :oops::oops::oops::-D

s : mamerina im-betsaka manana ny antitra e :wink::-D
46. sonwin ( 29/05/2007 17:31)
ié,manana ny antitra tokoa toi satria ty namanao ty ange ka efa mahazohazo taona mihitsy e:^):-D:wink:

H.S kely aloha
karinah> mpanao mot à mot be ny dictionnaire google ka mila fitandremana ny fampiasana azy :°), dia aza tezitezi-poana intsony :P
47. xxx ( 29/05/2007 18:09)
pissoa:

xxx + Karinah : tsy io ny hifandirana eo fa za aza tsy miraika ^^^^^^
ka misy intrus foana e! http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m46213c7d0e038 tsy maintsy izy foana no manisy olana!


48. Fiffi ( 29/05/2007 19:03)
pissoa:

Fiffi sy Wata : mody henjy njay refa bedesiko an !
pissoa: zah sy wata anié ka henjy be an ! sa tsy zany akia wata ? :):-*:-*:-*:-*


49. karinah ( 29/05/2007 20:30)
sonwin: yes, izay vao kôpy toi an !!

de efa novalina ve le nosoratako tar?:-P:wink:
50. Fiffi ( 29/05/2007 21:00)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/F%EAtes/BALLOO%7E1.GIF[/IMG] [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/F%EAtes/fete-champagne-4821.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/F%EAtes/dansent.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/F%EAtes/feux-artifices-2748.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Musique/0012.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Musique/bananboite.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Musique/0051.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Musique/dj-platine-92374.gif[/IMG]
51. pissoa ( 29/05/2007 21:30)
Fiffi : njy angambany fa i wata alou tsy henjy e :-D:-D:-D

Wata, aza kapohina za an :-P:-D:-D:-D

Fiffi toa mbola mifety be foana ? :-D:-D:-D ity ny anjy :oops::-D

52. sitlo ( 29/05/2007 21:31)
oway le glasy misy petara eh
53. watafon ( 30/05/2007 09:41)
Fiffi : zany mitsy k !:-*:-*:-*
pissoa : hazavao ny tianao lazaina fa tsy azoko aloha e! naditsa taiza mou za io zao ? :-D:-D
54. Fiffi ( 30/05/2007 16:29)
pissoa: :miam::miam::miam: misaotra akia an ! :):-*:-*
wata: zany angé hoa eh ! taiza koh njy no nadiditra teo ? :-*:-* :)
55. pissoa ( 30/05/2007 16:49)
wata :-D:-D:-D kay tsy elah fa Fiffi tampoka le niantso mafy be hoe Pissoa aaaaa teo ... manaitra zaza :-D:-D:-D

Fiffi : dr :-*

sitlo ^^:-D:-D:-D
56. Fiffi ( 30/05/2007 17:33)
dray ! dray ! dray ! kay tokotrany moh zah le nikikika teo iny ? :{:{:{ :-D:-D:-D:-D hitako no farina be ny feoko ato ! :-D:-D:-D:-D
57. pissoa ( 31/05/2007 00:47)
taovy fôna eeeee ! :-D:-D:-D:-D:-D

tsisy feo hiresahana eto tsony njy :-D:-D:-D
58. sitlo ( 31/05/2007 01:28)
pissoa moa miondana informatika?
[center][/center]
59. pissoa ( 31/05/2007 01:42)
thx e ! :-D:-D:-D:-D:-D

raha mipipy am-pandrina io de tena fesona kle :-D:-D:-D
60. Fiffi ( 31/05/2007 05:16)
:-D:-D:-D de sitlo no manasa avy eo koh :-D:-D

pissoa: fa tena marina fa tena marary ny tendako ato klé ! :{:{ fa io kalou le fihovan'le andro an ! aiza ve koh 7° fotsiny zao !:{:{
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2891