Joyeux Anniversaire pissoa

21. watafon ( 28/05/2007 04:01)
pissoa: aiza ihany ndry e? sa mbola manao fety hatramin'izao ?:-D:-D
22. Fiffi ( 28/05/2007 06:40)
pissoa aaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaa :-D:-D:-D:-D
23. watafon ( 28/05/2007 07:18)
fiffi:-D:-D:-*
24. Fiffi ( 28/05/2007 09:14)
wata: :* ka tsy hita foana izy koh ! humm.....de tena milay be zao fety ao zao an ! :)
25. andry08 ( 28/05/2007 10:34)
Joyeux anniversaire i pissoa:-*:-*
26. maditra ( 28/05/2007 14:36)
Happy Birthday to youuu
Happy Birthday to youu
Happy Biiiirthday to Pissoa
Happy Birthday to youu
hou hou hou
=D=D=D=D

Hint: feon-jaza kely regny mihira dia arahin'ny orakorak'olo maro be. :)
27. pissoa ( 28/05/2007 16:22)
Sali daolo !

misaotra be dia be anareo rehetra mahatsiaro sy manoratra ... na eto amin'ny Forum, mailaka, hafatra na Blaogy ! Dia mirary soa antsika rehetra koa. dia happy non-bday daholo nareo omaly ... :-P

tena miala tsiny fa zao vao afaka mandalo kely fa zay vao tapitra ny fety angamba, lol ! :-D:-D:-D

:-*:-*:-* nareo rehetra !
28. xxx ( 28/05/2007 19:21)
zay vao tena afaka namaky tsara fa teo nanoratra maika fotsiny :oops:

watafon : misaotra leisy an ! :-*

Fiffi : merci be amin'ilay voninkazo + gateau e ! dia samy hotahiana Andriamanitra isika rehetra :-*
Hi hi hi, nezahina ho manja fotsiny ilay poesie fa tsara raha tena manja tokoa :oops:

Karinah : hi hi ! ny app tsy maitsy misy foana ! :-D

Booboo : joyeux non-anniv njy ! hu hu hu ... misaotra betsaka dia mirary ny soa rehetra ho koa :-*

Aino, tywa, lancia, kelly13, cutie, naughtyboy, andry08 : meciiiiii daolo ! :-*

rush : isika rehetra !

Hery : tratry ny fety za ! hi hi hi !
Misaotra e, dia misaotra hatrany amin'ny serasera ! :)

Pitou : bjr njy ! meci njy fa efa hitako le tary ambadika ka ! :-*


xxx = S misaotra e ! ;)

rakaroka : hi hi, samy tara tsika roa :oops:. mankasitra e ! :-*

maditra : henoko hatraty le feo fa thx ;)

ary i wata sy Fiffi tsy mila mivazavaza eo, hi hi hi.
29. watafon ( 29/05/2007 05:41)
pissoa : k elah tsy hita kou ! :-D:-D efa miteny mora io zao an !
fiffi : hihihi !
30. Fiffi ( 29/05/2007 05:47)
zah koh efa miteny mora zao hihihihih
31. ari.malala ( 29/05/2007 07:51)
tara train ndray i ari.malala fa d mirary soa hoan'i pissoa e! enga anie mba ts d ho tara loatra! tratry ny aniversera aky pissoa d ho tratry ny ela ndrindra a!
32. watafon ( 29/05/2007 11:37)
Fiffi: mbola mafy ary zany kou!:-*
ari. :-*
33. ari.malala ( 29/05/2007 11:44)
wata :-*:-* ela tsy hita sy tsy re an!;)
34. pimaso ( 29/05/2007 12:22)
pissoa
bonne anniversaire
meilleurs voeux de bonheur
:*
;-)
35. karinah ( 29/05/2007 12:22)
xxx: c'est faut!!:evil:
36. xxx ( 29/05/2007 12:32)
karinah:

xxx: c'est faut!!:evil:
inona ty?c'est faut?inona no dikan'io?C'EST FAUX ve no tiana lazaina?ary maninona no :evil: :?: :evil:


37. xxx ( 29/05/2007 12:39)
karinah:

xxx: c'est faut!!:evil:



izy no fausse! ne te casse pas la tête!:twisted::twisted:
38. xxx ( 29/05/2007 14:17)
Tout le bien à l'anniversaire=Alles Gute zum Geburtstag
"xxx":
Alles Gute zum Geburtstag:-*
tout le bien à l'anniversaire
"karinah":
xxx: c'est faut!!:evil:
sady diso fanoratra no tsy mahay ny dikan'izay tiany lazaina akory koa maninona no romotra be tahaka izao?
39. xxx ( 29/05/2007 14:36)
izao no malaza.
40. Fiffi ( 29/05/2007 15:23)
watafon:

Fiffi: mbola mafy ary zany kou!:-*
wata: :-*:-*[size=7]ohatry zao ve ?[/size]


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3125