inona no tena mahaliana antsika lhl?

1. najah ( 26/05/2007 14:51)
ankotran'ny vehivavy, de mba inona less no mba mahaliana anareo a, ankamaroan'ny lohahevitra ato manko de miresaka vhv fona!

inona zao ohatra no hevirareo mikasika ny didipoitra! mety efa samy nandalo teo daholo isika angambany. raha toa ianareo izao niteraka lehilahy de ahoana ny ataonareo, misy mahasoa @ ankapobeny ve ilay hanaovana azy sa hoe efa zavatra tsy maintsy atao le izy de atao?

miandry ny valinteninareo! :wink:
répondu par fetrakens le 07/01/2008 06:07
2. sitlo ( 26/05/2007 14:59)
Za wa gaga be nony nahalala hoe kay ve bedebe ny tsy atao didipoitra eh. Raha any aminay hoy aho no miteniteny aman'olona hoe za tsy vita didipoitra tonga dia malaza eraky ny tanana vetivety. :°)
3. ikaretsaka ( 26/05/2007 16:10)
amiko io dia ohatran'ny manao tatoo. piercing ...
misy koa ny sipa mbola kely dia notevehan'ny ray amandreniny
dia rehefa avy eo nanohy sy nanatsara.. ny sasany telo ny sasany 4 isan-tsofina
fa izay voa sy natao aloha tsisy nanenina e
4. naughtyboy ( 27/05/2007 20:17)
aleo ihany enjasana lehibe kofa anapaka ze tiany tapahany fa sao tsy mety @ sainy
5. Jeankely ( 28/05/2007 03:53)
Ny resaka didipotra ry najah dia mbola tohin'ny resaka vehivavy ihany fa tsy hainao angamba. Ny Jiosy sy ny Silamo dia atao didipoitra. Sangy kely ity rehefa vita didipoitra dia miditra mitsiky ary mivoaka mitsiky fa ilay iray tsy vita didipoitra kosa miditra mitsiky ary mivoaka mototrabe=))=))=))
6. menalamba ( 29/05/2007 16:45)
:^)Ary maninona ary no tsy maintsy hohanina manta ilay hoditra kely notapahana iny é? Tsy azo endakendasina aloha ve,na halevina fotsiny tsotra izao,na koa hoe
homena hohanin'ny omby é...!!!Mba azavao hoe ny antony,dé mpinan'olona ve zany isika gasy ?:^):^)
7. salmo1 ( 29/05/2007 17:22)
najah:
inona zao ohatra no hevirareo mikasika ny didipoitra! mety efa samy nandalo teo daholo isika angambany. raha toa ianareo izao niteraka lehilahy de ahoana ny ataonareo, misy mahasoa @ ankapobeny ve ilay hanaovana azy sa hoe efa zavatra tsy maintsy atao le izy de atao?
Raha ozy ny dokotera oe: tokony esorina fa tsy tsara @ fahasalamany bandikely.. dia Hesorina. Raha tsy maninn de tsy esorina. Tsy fombandrazana no hanaovana azy fa mirakotra @ fahasalamana.

Ny sipakely koa dia teboahana ny sofiny... tsy fombandrazana kou no hanaovanazy, fa noho izy mbola kely dia tolorany ray amndreny Batisa kavina... raha izay indray dia fomba lay izy aty aminay.

8. tess ( 29/05/2007 19:27)
menalamba:

:^)Ary maninona ary no tsy maintsy hohanina manta ilay hoditra kely notapahana iny é? Tsy azo endakendasina aloha ve,na halevina fotsiny tsotra izao,na koa hoe
homena hohanin'ny omby é...!!!Mba azavao hoe ny antony,dé mpinan'olona ve zany isika gasy ?:^):^)


otran'ny hoe manaonao foana ihany lay manelina n"'ireny hoditra kely ireny an!


9. tess ( 29/05/2007 19:28)
salmo: taiza koa ny nisy an'izany fanolorana kavina tamin'ny batisa izany????:roll:
10. Jeankely ( 30/05/2007 06:40)
Resaka "didipoitra" ka. Tsy ny Malagasy rehetra no manao didipoitra. Efa nisy fotoana hoe nisy nanely tsao tamin'ny tanana iray fa misy biby mihinan'olona ka izay lehilahy tsy mitapaka dia haniny. Dia hoe nanao didipoitra daholo ny Rabaina rehetra tamin'ny tanana. Ilay hanina manta indray tsy hay io fa ny fantako kosa dia tsy misy mihinana an'ireny izay manao any amin'ny dokotera ary ireo manao fombandrazana no mihinana. Tsy mbola nisy nahazo aretina koa moa tamin'ny finanana ireny.
11. naughtyboy ( 06/06/2007 09:51)
asa ra mety misy mafantatra eto oe inn marina mo no tanjona @ le mihinana hena manta na atao oe fombandrazana aza.karazana cannibalisme ihany ra jerena:°)
12. Jeankely ( 06/06/2007 10:19)
Dadaben'ialahy izany Cannibal?=))Tsy main'ny maha-hena no hinanana an'iny ry "nauqhtyboy" fa ny fitandrovana azy hoe tsy very an. Sahala ny tadipoitra dia nolazain'ny Ntaolo hoe very tadipoitra rehefa very tadidy ka tsy tokony ho very iny fa na alevina na omena ny omby ka sahala izay ilay hanin'i Dadabenareo fa tsy fitiavana hinan-kena manta akory. Ny sasany aza milelaka hena manta kano=))=))=))saingy mbola velona an.
13. naughtyboy ( 06/06/2007 10:46)
an3 tsy ny dadabe nay no cannibal fa 1 @ d'toa no ratsy vitana:lol: zay mo no reviny lerony t@ zany,tsy very ahona e?asorina iny fa tsy madio= maloto de arina fa tsy tahirizina na ohanina ndray avy eo
14. Jeankely ( 07/06/2007 04:29)
Angah izaho Dadaben'ialahy fa ny antony nihinany azy no resahina hoe tsy tokony very amin'ny fisainan'ny Ntaolo. Io fisainana, ohatra raha tapaka ny tongotra amin'ny Malagasy alevina ary any aoriana rehefa maty ilay olona alaina sy atambatra amin'ny vatany. Izany ve moa tsy mbola atao amin'izao sa ahoana tsy haiko? Raha tianao ariana fa maloto ny an'ny zanakao lahy dia arianao na dorana ho lasa lavenona na izay hanaovanao azy fa raha mbola misy mihinanana dia azy ny azy mihinana maloto izany hoy ianao.
15. nathie86 ( 07/06/2007 08:40)
:roll:
16. Jeankely ( 07/06/2007 09:57)
Tsy maharaka angah "nathie". Resaka fihinanana ilay hoditra @ hasoavan-jazalahy io. Ny an'ny vazaha aza avelany mimototra eo tian'ny sipagasy ary lazainy fa tsy alehany ny bandy Malagasy kano. Ny sipa tia vazaha am'ilay tezitrakely io no mahalala hoe maloto sa madio.=))=))=))
17. wooda ( 08/06/2007 00:27)
Jeankely-> :) :D :lol: :^) :-D=))
18. Jeankely ( 08/06/2007 05:56)
Anotanio ilay milaza ny lehilahy Malagasy hoe tsy misy ilavana azy fa izy mahalala tsara io mototran'ny vazaha io hoe madio na tsia na misy sira na Chocolat
19. BOZYLOVE3 ( 14/06/2007 15:21)
jeankely:
Ny resaka didipotra ry najah dia mbola tohin'ny resaka vehivavy ihany fa tsy hainao angamba. Ny Jiosy sy ny Silamo dia atao didipoitra. Sangy kely ity rehefa vita didipoitra dia miditra mitsiky ary mivoaka mitsiky fa ilay iray tsy vita didipoitra kosa miditra mitsiky ary mivoaka mototrabe


[size=13px]hihihihi=)) =)) =)) =)) =)) ary tena mahay mandini-javatra rahavana izany :-p[/size]
20. Jeankely ( 15/06/2007 07:34)
Angah efa nahita "BOZYLOVE3". Matabataba tsy tia anay lehilahy Malagasy mantsy ny sasany dia hampihomehezina kely.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1794