inona no tena mahaliana antsika lhl?

21. xxx ( 28/06/2007 05:10)
nareo ry reto de tsy mahalala ve fa resaka higyène io didipôtra io a!mitazona loto io raha tsy miala iny hoditra kely iny, de ko raha ao amin'ny baiboly de hanavahana ny jiosy io, fa mahamora ny firaisana ara-nofo ny didipôtra eo am L , ka mampitombo haingana ny taranaka jiosy!
22. ondinion ( 23/07/2007 09:19)
Raha izaho Ondinion mpanokana aloha dia mahaliana ahy kokoa ny resaka fahaizana sy sôsy noho ny vehivavy. Tsy miteny akory 'za ho tsy tia vehivavy, fa andaniakao ny androko kokoa ny fitadiavana sy ny travy
23. fetrakens ( 07/01/2008 06:07)
Mampiasa saina leiss baina aloha a!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3132