RAHOVIANA NY TEMPERATURE FAHRENHEIT SY NY CELSIUS NO MITOVY?

1. niryna ( 25/05/2007 18:27)
Rahoviana ny hafanana(temperature) Fahrenheit(F) sy ny temperature)Celsius(C) no mitovy tarehi-marika?
Marihina fa: 32 degree Fahrenheit = 0 degree Celsius
32 F = O C
répondu par niryna le 04/06/2007 05:58
2. legona ( 25/05/2007 19:03)
legona a! :-D
marina raha haiko?
ry zareo anglisy mampiasa ilay fomba fanisana @ "feet" izao efa mivadika @ "m", au lieu de mampiasa hoe 3pied 66 ohatra de miova ho 4m, tsy marina io fa nataoko exemple! :-P
3. niryna ( 25/05/2007 19:57)
legona:

legona a! :-D
marina raha haiko?
ry zareo anglisy mampiasa ilay fomba fanisana @ "feet" izao efa mivadika @ "m", au lieu de mampiasa hoe 3pied 66 ohatra de miova ho 4m, tsy marina io fa nataoko exemple! :-P


Aiza no anglisy izany e,ohatra hoe mafana be izao aty aminay,any aminareo manomboka mangatsiaka.
Marina aloha io fiteninao hoe ny any dago a gramme no ampiasaina ny any amerikana pound no fandanjana(l/b)izany hoe eo amin'ny 450 g = 1 1/b
ny any metatra ny aty yard na 90 cm = 1 yard.
1 feet=12 inches :arrow:1 yard=36inches
na hoe 1yard=36 inches.
Tsy misy hidirany io fa tsy mitovy ny fandrefesana sy ny fandanjana kanefa asiany teny gramme na kg ihany eo.e
:D

Marina io ka sy mitombona io fanontaniako io ka,aleo aloha ny namantsika eto hamaly dia rehefa mahita moa dia samy faly isika rehetra,tsy misy mahita moa dia omeko eto ihany.:D
4. legona ( 25/05/2007 21:33)
niryna-> :oops: :cry:
5. niryna ( 26/05/2007 01:33)
legona:

niryna-> :oops: :cry:



legona>aza mi:cry: fa :x:lol::o8):P:D:D
6. sitlo ( 26/05/2007 01:58)
7. najah ( 26/05/2007 13:01)
legona>40°
8. niryna ( 29/05/2007 05:39)
sitlo sy najah a=D=D
Marina io fa mba omeo kely hoe ny fomba nahitanareo azy io azafady.:D
Ho an'ny namana izany fa izaho afaka mampiseho ny nahitako an'io ihany koa.
9. lapino ( 01/06/2007 14:20)
http://134.176.128.63/fheit.html :°):°)
10. wooda ( 02/06/2007 02:52)
loza fa mbola misy calcul mathématiques marina!

lapino> milay le izy ka
11. Herimiafina ( 02/06/2007 19:43)
Y=….°F.
X=….°C.

*Y [°F] = (X [°C].1,8) + 32.

*X [°C] = (Y [°F] – 32). 0,55.

Izany hoe
Y=1,8x + 32. (Droite D).

Mitovy ny x sy ny y raha toa ka mifanindry amin’ny droite (D) ny droite (D’) y=x, première bissectrice.

Izany hoe 1,8x + 32 = x

X= 32/0,8 = 40°C.

Izany hoe mitovy ny °F sy ny °C eo ho eo amin'ny manodidina ny 39°C sy 40°C araky ny tabilao nomen'i Lapino izay afaka hanaovana interpolation lineaire ihany koa ahitana azy marina! :-D
12. Herimiafina ( 02/06/2007 19:44)
Misy diso fa miala tsiny -39°C sy -40° C fa tsy 39 sy 40 tsy akory, hatsiaka be any NUNAVUT Canada.
13. diamondra27 ( 02/06/2007 19:54)
HM: tonga soa e!:-*:-*

mazava tsara kosa izy zany an
14. cutie ( 02/06/2007 20:03)
za tsy mahazo:oops:
15. diamondra27 ( 02/06/2007 20:45)
cutie

ity ny ligne droite:

(D)__________________________________________ (D')

mifanindry ao e!:wink:
16. cutie ( 02/06/2007 20:50)
non wa
tsy haiko lol
17. diamondra27 ( 02/06/2007 20:50)
:idea:
:-D:-D
18. cutie ( 02/06/2007 20:52)
Diam
32F=O C hono koa
de aiza no mampitovy @ zany
19. niryna ( 03/06/2007 05:31)
lapino:

http://134.176.128.63/fheit.html :°):°)



Dia narahanao tsikelikely izany !
20. niryna ( 03/06/2007 05:32)
wooda:

loza fa mbola misy calcul mathématiques marina!

lapino> milay le izy ka

Toa mampiasa calcul foana ny fiainana ka.:idea:

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2795