RAHOVIANA NY TEMPERATURE FAHRENHEIT SY NY CELSIUS NO MITOVY?
21. niryna
(
03/06/2007 05:35)
cutie:
za tsy mahazo:oops:
Hita hoy aho kou,azavao tsara kosa e.
22. niryna
(
03/06/2007 05:36)
cutie:
Diam
32F=O C hono koa
de aiza no mampitovy @ zany
Ahoana tokony e.
23. diamondra27
(
03/06/2007 11:47)
X=(T°C x 9 :5)= 32
Y=(T°F - 32) x 5:9
__________________
24. niryna
(
04/06/2007 05:58)
MIsaotra diamondra27 a.Misaotra ny rehetra koa:*
Ity ary ny fanazavana e.
Ataovy hoe T ilay tarehi-marika tsy fantatra fa mbola ho tadiavina. Satria ny fanontaniana dia hoe F=C amin'ito ihany an.
Dia lasa hoe F=C=T izany
Ity izany ny formule arahina
F=9/5C+32
Araka ny etsy ambony izany dia F=C=T ary dia araho io.
T izany no tadiavina a
Satria T no tadiavina dia hovaiko ho T daholo izy
izany,na C daholo,na F daholo fa mety ihany.
T=9/5T+32:arrow:T-9/5T=32 :arrow:T(1-9/5)=32
T(5/5-9/5=32:arrow:-4/5T=32
-4/5T=32:arrow:-4=32x5T:arrow:T=-(32x5)/4=-40
Valiny -40F=-40C
(l)niryna
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2024 - page load 0.1381