Miss any @ sobika

1. salmo1 ( 22/05/2007 09:27)


Waou, diso manja be lôtra izy zany.

Aiza ny Miss sera2:?::D
répondu par tinahardos le 15/09/2007 07:51
2. xxx ( 22/05/2007 10:15)
mbola misy manja lavitra noho io e!be molotra loatra!
3. Aino ( 22/05/2007 10:19)
http://serasera.org/namana/media/sary/namana/58700_010517-805.jpg
4. lost ( 22/05/2007 10:25)
fa in ny anareo no mijery ry salmo aa zao v de manja hoy nareo ee aleko koko maka lay naseon'ny Aino io
5. Aino ( 22/05/2007 10:30)
http://www.topgasy.com/?i=3781
http://www.topgasy.com/show_image.php?id=3322&p=3
http://www.topgasy.com/show_image.php?id=1117&p=3
http://www.topgasy.com/?i=3515
http://www.topgasy.com/?i=135
6. Aino ( 22/05/2007 10:32)
ep tsy niseho ny sasany!! salmo raha tsy pikambany toi tsy mahatazana ny sipa manja be ao!!:-P
7. karinah ( 22/05/2007 10:34)
tsisy mister angah? zay tsinn vhv de ny mifanohitra izao ny hitanay oe manja ity na ratsy, fa raha vhv sao dia lasa lesbo eto ny tenanay ! lol
salmo, manja io fa toa tsy mizara hafaliana mintsy koa izy izany ny blem @:-P:-D:-D:-D:-D:oops:
8. xxx ( 22/05/2007 10:40)
karinah:
fa raha vhv sao dia lasa lesbo eto ny tenanay !
eee ben!


9. karinah ( 22/05/2007 10:40)
hihi Aino, miss safiotra ny betsaka ao @ topgasy.com koa!;-)
10. poupousa ( 22/05/2007 10:49)
slamo ôtran sipa avy ninana ramanonaka de mbola tsy voafafa ny vavany sady mivindavinda
11. Aino ( 22/05/2007 10:53)
poupousa lol:-D:-D
12. xxx ( 22/05/2007 10:56)
fa inona ihany no tsara ary e! sa le ndesoka be reny ny tian'i xxx 8):*
13. salmo1 ( 22/05/2007 11:09)
xxx:
mbola misy manja lavitra noho io e!be molotra loatra!
zao ve de be molotra?
antoniny tsara :°) tsy misy sampona hitako alou fa sady masony, ny volony, ny takolany sns...:D
14. xxx ( 22/05/2007 11:30)
hita fa tsy misy goût!zao no atao hoe manja!
http://www.topgasy.com/?i=3515
15. salmo1 ( 22/05/2007 11:49)
xxx & Aino: any @ top gasy tao bobaka be kou!

16. xxx ( 22/05/2007 12:28)
:-D:-D:-D:-D:-D
17. salmo1 ( 22/05/2007 13:15)
xxx:
hita fa tsy misy goût!zao no atao hoe manja!
tsy lay marron ve no misy gout kokou! oh: itsy ambony itsy:lol:

Ary mivoaha tao!
18. xxx ( 22/05/2007 14:32)
salmo:
Aiza ny Miss sera2:?::D
^:^^:^
19. ramorafr ( 22/05/2007 14:34)
tsy misy ratsy ireo miss reo fa(samy manana ny tiany de samy manatsara ny azy...:*
20. nikopol ( 22/05/2007 16:22)
http://serasera.org/namana/media/sary/namana/atlanta.jpg

ny ahy zao io no fidiko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7363