Miss any @ sobika
61. xxx
(
24/05/2007 15:52)
xxx:
[quote=salmo1]Zah zao vao nivoaka 15mn, hiverina hijery baolina Liverpool - Milan... Espaniolas anakitelo sahady no miarahaba @ tsisy antony. /quote]dia midika inona izany?hoe i takaka ve tena bandy milay be?@ zay mba miarahaba azy ny olona dia lazaina fa @ tsy misy antony!takaka marina!
ny an'i salmo angamba raha vevavy ny miarahaba azy dia lazainy fa mikoty azy
ary raha lehilahy na olondehibe no miarahaba azy dia lazainy fa mandady aminy , hany ka tsy hainy ilay fombam-bazaha mahalala fomba miarahaba foana refa mahita, mba efa aty amin'ny tany mandroso ihany dia mbola dondrona be tsssss!
62. salmo1
(
24/05/2007 15:53)
Misy angamba ny olona ato dia tsy mbola nahita masoandro mihiratra zany, fa dia mikatona tahakany varavaram-pasana ny lohany.
Izaho tsy niteny akoury oe: tara tamiko lay vhv anakitelo raha tsy niarahaba ahy fotsiny, de foroniny xxx kely ndray oe: angamba raha vevavy ny miarahaba azy dia lazainy fa mikoty azy. izay teny izay no entina hamelezana ahy, @ izay afaka ny fahoriana @ ity fiainana ratsy ity:-D
Miaiky @ hatsarafanahinareo izaho:-D:-D:-D

63. xxx
(
24/05/2007 16:05)
salmo1:ary ny lohan'i rasalmo hono mba tahaka ny inona?mba nijery fitaratra ve ianao aloha e?tahaka ny varavaran'ny inona ity lokelinao?
Misy angamba ny olona ato dia tsy mbola nahita masoandro mihiratra zany, fa dia mikatona tahakany varavaram-pasana ny lohany.
64. xxx
(
24/05/2007 16:07)
ny an'i salmo tsy ny atidoha no mameno loha fa ny tsinaimbody no miakatra any dia tena mandreraka be mihintsy ny firesany
66. xxx
(
24/05/2007 16:51)
salmo1:
Waou, diso manja be lôtra izy zany.
Aiza ny Miss sera2:?::D
gasy ka manja
xxx:
ny an'i salmo tsy ny atidoha no mameno loha fa ny tsinaimbody no miakatra any dia tena mandreraka be mihintsy ny firesany
:-D:-D
67. salmo1
(
24/05/2007 17:07)
xxx:mahazo itenenana ratsy anga ato @ forum:?::°)
ny an'i salmo tsy ny atidoha no mameno loha fa ny tsinaimbody no miakatra any dia tena mandreraka be mihintsy ny firesany
Rehefa tsy nazaka tokony hangina fa tsy miteniteny fôna.:-D:-D
68. legona
(
25/05/2007 21:59)
tena mahavariana! aleo atao legonina fotsiny ny mamaky anareo marina :?
69. naughtyboy
(
27/05/2007 20:45)
:-Dony oa ry xxx fa nisy innn kalo no tonga de aviavy be satria tsy mifankahalala akory sika ra azoko tsara nefa aleo valina fa mampalelo ,tombony kely fotsiny ho any maso iny de mijanona eo fa aza mandray antendrony zv rehetra tsy nisy endrika fitsiriritana akory:-P
sa ovina ko no nisy oe tsy azo atao intsony ny milaza fa milay ny zv 1,vhv mantsy ianao miteny io mazava oazy sady ratsy ko nge zany tsy misy zv ankafizina zany mihitsy @ fiainana
sa ovina ko no nisy oe tsy azo atao intsony ny milaza fa milay ny zv 1,vhv mantsy ianao miteny io mazava oazy sady ratsy ko nge zany tsy misy zv ankafizina zany mihitsy @ fiainana
70. karinah
(
27/05/2007 21:18)
sssh, aok'izay ry zareo ah! de ankafizo le miss alou fa sssh, mandreraka marina le resaka lasa misy resaka vodiakoho e, ramanokana, etsetra :-D:-D:-D8)
72. miangalyandria
(
07/06/2007 03:24)
Ny anareo koa, samy manana ny tsarany fa aza mifanebaka ohatran'io fa tsy mitondra mankaiza izany.