Miss any @ sobika
43. pissoa
(
23/05/2007 17:30)
salmo1:
pissoa: mbola tsy masera foana anga enao hatram'izao:?:
de mampiova inn nefa na masera za na tsia ? toi tsy mazaka sipa manja na tsisy masera mitsy aza ! :-D:-D:-D
44. salmo1
(
23/05/2007 17:43)
pissoa: raha ampehibamaso, face a face... Mbola tsy nataoko zany mikôty raha tsy izy mintsy alou no manantona.
Ny akoatrizay, oh: ny internet, rehefa mahitahita waou waou haleo tonga de hanantonana fa misy hilaivana azy ihany kou:D
Ny akoatrizay, oh: ny internet, rehefa mahitahita waou waou haleo tonga de hanantonana fa misy hilaivana azy ihany kou:D
45. xxx
(
23/05/2007 18:07)
izany no maha bandy tsy mahavoa anao ry salmo! miandry kôtina , tsy ahazo sipa eo mihintsy de ho antitra fotsy volombav ampitoerana eo ary koa!
hita mihintsy hoe en manque raha resaka sipa ianao:wink:
hita mihintsy hoe en manque raha resaka sipa ianao:wink:
47. ikaretsaka
(
23/05/2007 19:33)
lol.. ialahy letsy ra salmo... fa hono ho'a : mivadika ny ambony no lasa ambany moa sa ny aloha no lasa aoriana moa ny atidohan'ialahy ity?
=))
le mivadika aloha efa ekena 100% iny!:°)
=))
le mivadika aloha efa ekena 100% iny!:°)
49. salmo1
(
23/05/2007 19:43)
Zah zao vao nivoaka 15mn, hiverina hijery baolina Liverpool - Milan... Espaniolas anakitelo sahady no miarahaba @ tsisy antony.
Zah kou maika nde hijery baolina...
-Adios chicas! Maika be aho.
-Izy telo vavy: :-D :-D :-D
Zah kou maika nde hijery baolina...
-Adios chicas! Maika be aho.
-Izy telo vavy: :-D :-D :-D
51. xxx
(
23/05/2007 21:18)
[quote=salmo1]Zah zao vao nivoaka 15mn, hiverina hijery baolina Liverpool - Milan... Espaniolas anakitelo sahady no miarahaba @ tsisy antony. /quote]dia midika inona izany?hoe i takaka ve tena bandy milay be?@ zay mba miarahaba azy ny olona dia lazaina fa @ tsy misy antony!takaka marina!
53. xxx
(
24/05/2007 00:07)
hevitro manokana: za gasy, raha hifidy za aleoko gasy toa za satria haiko ny toetran'izy ireo, fa ny mampalahelo de za tsy ho mety ahazaka ny tsena mihintsiny satria sady tsisy sosy no tsy mahay mikozy!
=((
=((
55. xxx
(
24/05/2007 00:45)
fa na dia izany aza gasy vavy sady tena très belle @ko no sady intelligente + kokoa noho ny hafa, ry zareo ihany no hampirehareha ity mada ity :*
56. bunny
(
24/05/2007 12:20)
Zah zao vao nivoaka 15mn, hiverina hijery baolina Liverpool - Milan... Espaniolas anakitelo sahady no miarahaba @ tsisy antony.
voa mihintsy ny sain'ity bandy ity klé