Mifosa eo ampangerena

1. nikopol ( 21/05/2007 10:06)
Tena mahafinaritra io zavatra iray io. Ilay gabone roa tsy dia mifanalavitra ohatr'ireny any amin'ny Gymnase ireny ohatra dia samy maka ny azy, maka filignina tsara mikapa ventiny, sady mifosa miteny mafy be ...

A : Ary i xxx ve mba hitan'ty oriny ?
B : zao nge no nolazain'tamin'iny e ...
A: ( somary manena ) marrrrrina ve zany?
B: ...

Misy feo somary vatolatsaka ao anaty fahanginana : tsslof tsslofff
répondu par sympa le 24/05/2007 22:48
2. Fiffi ( 21/05/2007 10:08)
:roll:
3. Fiffi ( 21/05/2007 10:10)
zah vhv mbola tsy nanao an'zany ary mbola tsy nahita na naheno olona manao an'zany ..fa de mba mahita atao nareo lhl itony an ! pire no zahay vhv raha izany klé ! kay ve re eh ? :roll::roll:
4. salmo1 ( 21/05/2007 10:15)
k asko :-D
5. kelly13 ( 21/05/2007 10:54)
kay nikopol mpifosa? :-w
6. nikopol ( 21/05/2007 10:57)
kelly za mbola mianatra ka :-D
7. nikopol ( 21/05/2007 10:57)
ramatoa be roa no mpanao an'io
8. ikaretsaka ( 21/05/2007 15:33)
nikopol.. ny hoe mifosa dia tsy atao mitatatata be ilay resaka
tandremo fa raha milahatra kabone sy miara mandatsaka ao koa ilay olona fosaina..
tsiponiny eo ny avy nalatsany dia .....
ataony mihinan'ny..... eo ianao!
9. Samoana ( 21/05/2007 15:39)
ilay mifosa tsy mbola fantatro fa ilay nilatsaham-baratra no efa reko:wink:
10. xxx ( 21/05/2007 16:01)
naninona koa ity no tsy natao tary @ hatsikana :-)

Fiffi >>> ny vehivavy nefa no tena susceptibles hanao an'io :
1/ ny vehivavy ihany no mifampitaona rehefa ho any an-kabone, tsy misy lehilahy mihintsy manao hoe andao isika roalahy hi p.p.
2/ ny vehivavy no matetika mifosa
11. mignone ( 21/05/2007 16:07)
misy mitabataba mifosa ka !
atao hoe , jereo koa zany haratsiny kiraro ny i nikopol e ! :-D:-D
12. nikopol ( 21/05/2007 16:10)
mivoaka any ivelany nga le lohakiraro ry mignone? alaivo antsaina le mikapa dia gabone misy varavarana tsy feno tsara ireny ny ambany ! dia hita avy any ivelany le boty western misy bakiraro tennis fotsy
13. ikaretsaka ( 21/05/2007 16:36)
ny vehivavy ihany no mifampitaona rehefa ho any an-kabone, tsy misy lehilahy mihintsy manao hoe andao isika roalahy hi p.p.
=))
99.9% marina io

nikopol:
mivoaka any ivelany nga le lohakiraro ry mignone? alaivo antsaina le mikapa dia gabone misy varavarana tsy feno tsara ireny ny ambany ! dia hita avy any ivelany le boty western misy bakiraro tennis fotsy


misy dia misy tokoa izany ry le kopol an
ny kabone piblika aty aminay tsy feno tsara foana ny varavarana ambanynkahita loha kiraro eo .. tonga dia hay foana hoe iza io mikapa ao akaikiko io

14. kelly13 ( 21/05/2007 17:30)
nenà klou zany iditra toilettes piblika zany d tsy ataoko e, eretako nenà ka! hs kely fa azafady oooo
15. simplex ( 21/05/2007 17:42)

d any antrano zany i kelly no mifosa? :P
16. kelly13 ( 21/05/2007 17:48)
ié, sady za mifosa rery :°)
17. ikaretsaka ( 21/05/2007 17:49)
any anaty roplam zao toalety piblika ry kelly13
dia aharitra tsy hipipi ve ianao tana paris kle?:roll:
18. simplex ( 21/05/2007 17:51)
hoe, "efa hitan'i xxx ve ny orin'i nikopol" ve ? :roll:
19. kelly13 ( 21/05/2007 17:51)
ie, heretako jusqu'hatrany antranonay
20. Fiffi ( 21/05/2007 17:54)
xxx:

Fiffi >>> ny vehivavy nefa no tena susceptibles hanao an'io :
1/ ny vehivavy ihany no mifampitaona rehefa ho any an-kabone, tsy misy lehilahy mihintsy manao hoe andao isika roalahy hi p.p.
2/ ny vehivavy no matetika mifosa
ié ! marina fa ny vhv no beeeeeee fosafosa fa tsy any ankaboné kosa klé ! :{:{:{:{:{


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0422