Mifosa eo ampangerena
21. ikaretsaka
(
21/05/2007 23:26)
fa ny tsy azoko @ vehivavy dia ilay hoe inona ny antony hifampitarihina sy mandeha tsi 2 2 rehefa handeha hipipi? hifampijery ve sa fifampitsikilo?
kelly13> ary raha tratran'ilay New York -Sydney na Tokyo non stop marina ianao... adiny 26 ve izany hiaritra??:oops: taaaaaa!

22. sakaizakely
(
22/05/2007 08:32)
efa hatr@ andron'ny romana ny lhl no tena fatrampifosa ampangerena any amin'itony lattrines poblika itony

ao no mamaky gazety, mifampitantara ny aventures-ny, miresaka afera, politika sns...

23. sakaizakely
(
22/05/2007 08:35)
ny antony hifampitarihina sy mandeha tsi 2 2 rehefa handeha hipipi?
ho an'ny vhv de fatahorana andeha irery indrindra @ toerana tsy dia hay loatra. Tsisy atahorako hoatr'ireny gabouné any @ brasserie/café ireny, indrindra misy le midina ary @ sous-sol ary
fa ny lhl tsy mba manao an'izany fa matahotra fampitahana kankana :-D:-D:-D:-D:-D
24. xxx
(
22/05/2007 08:38)
diso io sary io, maninona no tsy midina akory ny pataloha ? Sa misy goaka koa ny pataloha :-D
26. kelly13
(
22/05/2007 09:32)
ikaretsaka:
fa ny tsy azoko @ vehivavy dia ilay hoe inona ny antony hifampitarihina sy mandeha tsi 2 2 rehefa handeha hipipi? hifampijery ve sa fifampitsikilo?
kelly13> ary raha tratran'ilay New York -Sydney na Tokyo non stop marina ianao... adiny 26 ve izany hiaritra??:oops: taaaaaa!
ka tsy ho tratra za e
28. ikaretsaka
(
22/05/2007 22:02)
sakaizakely:
ny antony hifampitarihina sy mandeha tsi 2 2 rehefa handeha hipipi?
ho an'ny vhv de fatahorana andeha irery indrindra @ toerana tsy dia hay loatra. Tsisy atahorako hoatr'ireny gabouné any @ brasserie/café ireny, indrindra misy le midina ary @ sous-sol ary
fa ny lhl tsy mba manao an'izany fa matahotra fampitahana kankana :-D:-D:-D:-D:-D
ka io no vao mainka tsy azoko... ilay hoe matahotra.. maninona tsy bandy no antsoina manao garde de corps fa sipa?
ohatra hoe ny sipanao na le bandy mba akama ireny,
30. ikaretsaka
(
23/05/2007 19:17)
sakaizakely> fa ahoana? raha te hiditra sy tsy mikorapaka ny vehivavy dia tsy maninona ka
33. majakely
(
24/05/2007 11:07)
sakaizakely hiihihihihi matahotra ngode kobo le kankana malazo veuhh?? :-D