Voambolana gasy
1. rakaroka
(
17/05/2007 18:02)
Amin'izao maha "izilay" ny "gasy" izao:lol:,( izany hoe tokony izy izany no atao modely):lol: dia tsara mba jerena ihany ny maha "teny fototra" ny teny gasy, ka asa raha mba misy ahita ny teny sasany ianareo:
tahaka ny hoe:
1-ny "midi" teny franc tsa hay dia avy @ hoe "midi-na" ny masoandro
2-ny "adolescent" dia avy @ hoe adolantsento,
dia inn koa:roll::roll::?::?:
tahaka ny hoe:
1-ny "midi" teny franc tsa hay dia avy @ hoe "midi-na" ny masoandro
2-ny "adolescent" dia avy @ hoe adolantsento,
dia inn koa:roll::roll::?::?:
répondu par Bita le 29/05/2007 17:09
4. sympa
(
17/05/2007 19:07)
sitlo>> ohatra ve io omenao io :?:
raha calorie zao de manome kalon' ny fahiny :!: =))=))=))=))
raha calorie zao de manome kalon' ny fahiny :!: =))=))=))=))
8. rakaroka
(
18/05/2007 05:34)
kally:
Ohatry ny hoe "con" avy amin'ny kaondrana ve?
:-D:-D:-D=))=))=))=))Iny indray no tsy hitako!:-w
Ié finn fa tsy abréviation'ilay hoe "kaondrana" ilay "con": izany mihitsy ka! Tena mahay lé "Kally".
:-D:-D:-D:-D
9. rakaroka
(
18/05/2007 05:42)
Ny "amoureux" hono avy @ hoe amoron-tokantrano fa kamo lé vazaha fa lava loatra moa rizareo mpanao heu... dia tsy hainy tsara sady hadino tanteraka ilay tokantrano (izay no mahatonga lé concubinage)
dia izany hono no niandohan'ny hoe "amour:-w:-w:-w
heu...:-w:-w:-w
dia izany hono no niandohan'ny hoe "amour:-w:-w:-w
heu...:-w:-w:-w
10. nathie86
(
18/05/2007 13:12)
Ny METEO hono @ hoe ny MEty ho ToEtrin'ny andrO
Ny Mariage ndray avy @ hoe manary azy
Ny Mariage ndray avy @ hoe manary azy
15. Bita
(
20/05/2007 09:01)
Indray andro hono nisy vazaha tonga taty Madagasikara dia tonga tao @ tanana kely izy ary dia nanao kabary saingy ilay tanana tsy misy mahay miteny frantsay ka voatery tsy maintsy mitady olona handika teny, ka hoy ilay rangahy iray hoe izaho aloha mba mahaihay ihany ka aleo ataoko. Dia hoy ilay vazaha aleo ary ianao eo toy izay tsy misy mihitsy. Dia nanomboka ny kabary: Je vie en France mais je suis tres heureuse d'etre ici: hoy ilay Rangahy :izany hono VIVE LA FRANCE. Teny anelanelan'ny kabary dia sendra nandalo ilay zanak'omby nandalo nisarika sarety kely dia hoy ilay vazaha A qui vaut apparitient la chariot? An'iza hono ry omby lasa ary o?
La chariot ------> lasa ary o?
...................................
How are you? io ary aho ...........Aza mivoana @ resaka moa fa mahakamo ny mamaky azy e. :^):^):^)
La chariot ------> lasa ary o?
...................................
How are you? io ary aho ...........Aza mivoana @ resaka moa fa mahakamo ny mamaky azy e. :^):^):^)
17. Bita
(
20/05/2007 09:45)
Dia nisy bandy avy any ambanivohitra indray nitantara hoe: ilay vazaha ary mila mpiasa ka ttany aho ary vao niditra aho dia nandondona dia tonga ve lesy dia hainy ny anarako an! Ahoana hoy izy : Entrez----> André ange ny anarako e!
18. rakaroka
(
20/05/2007 20:41)
Bita:
Dia nisy bandy avy any ambanivohitra indray nitantara hoe: ilay vazaha ary mila mpiasa ka ttany aho ary vao niditra aho dia nandondona dia tonga ve lesy dia hainy ny anarako an! Ahoana hoy izy : Entrez----> André ange ny anarako e!
:-D:-D:-Dfa angaha tsy Rabe=> Rabais?:-D:-D:-P
19. rakaroka
(
20/05/2007 20:46)
Hitanareo? ianao ilay mikaroka:roll::roll: dia mahita "irika"
tampoka iny, ilay mampiteny hoe::-w:-w: O-A-Y!
no nahatonga ny "why"? vao "Way"
tampoka iny, ilay mampiteny hoe::-w:-w: O-A-Y!
no nahatonga ny "why"? vao "Way"
20. rakaroka
(
20/05/2007 20:49)
dia ilay hira hoe "que sera sera" an'i Pink M.
zavatra "serasera" no nankany inspiration'iny:wink:
Mba kôzy e!^:^^:^^:^
zavatra "serasera" no nankany inspiration'iny:wink:
Mba kôzy e!^:^^:^^:^
