Voambolana gasy
22. kally
(
21/05/2007 13:57)
Schuss nalain-dry zareo alemà fa hitany ilay hoe misosa fotsiny na misosa ambony ranomandry e!
30. sympa
(
22/05/2007 21:39)
Ary ity nga tsy natao nareo tao:
kalacknikov ===> kala tsy nikosoka :-P
kalacknikov ===> kala tsy nikosoka :-P
33. Bita
(
28/05/2007 00:33)
Olona avy any Comore no nifindra monina nankaty Madagasikara. Ireo Ray amandreny tsy mahay miteny gasy mihitsy fa ireo zanany no nalefany nianatra. Tonga tany am-pianarana ilay zazalahy kely Isindy no anarany. Nosoratan'ilay mpampianatra teny @ tabilao hoe: Namorona tantara higagana ny trondro sy ny toho teo amoron'ny kamoro. Dia hoy i Sindy namaky azy: vakio tsara moa ilay o = ô e! Namoron tantarà ganagana ny trondro (accents frantsay) sy toho téo a moroni Comore (renivohitry ny Comore any)
34. Bita
(
29/05/2007 17:09)
mange tout = mazotoa?
souris-sourit = sorisory (mahasorena mihitsy ireny totozy ireny rehefa mandalo an!)
souris-sourit = sorisory (mahasorena mihitsy ireny totozy ireny rehefa mandalo an!)
