Lava loatra ny anaran'ny gasy mety ve raha afohezina?
1. linarako2
(
09/05/2007 14:51)
Tena nandinika ity namako niara-nianatra ahy aho dia tena kivy mihitsy.Asa aloha raha ho tafiditra ao anaty karapanondro daholo e.Aiza ve ka olona iray izy dia anarana tokony omena olona fito lasany daholo.
Noho ny antony tsy dia azo tenenina loatra dia izao ny abreviation'ilay anaran'ilay olona.
Z....M....F.....B.....R....(anarana tokony ho an'ny olona telo ihany koa natambatra daholo.)
Andrianampoinimerina Andry-manompo-an'iza- imerina .
Ravoahangiandrianavalona lehity e ....
Ambohimanambola io mba azo riranana kely
Ny anaran'ny ankizy izany moa dia aoka fotsiny.
Fanambinantsoa,tanamasoandro,fahasambarana.

répondu par wooda le 17/05/2007 21:21
2. sonwin
(
09/05/2007 15:17)
Tsy mety raha afohezina ka.Aleo samy hanao izay mahafinaritra azy fa tsy misy fitsipika mametra ny halavan'ny anarana.
3. paris10
(
09/05/2007 15:30)
ny tena nahazendana ahy indrindra dia ty:nivavaka tany analamahitsy zahay nantrika fiarabàna mariazy,nisy batisa maromaro koa,ny anaran'ty zaza iray ty no nampieritreritra ny rehetra nantrika:"antranom-biby tsy nampoizina "mbola nisy tohiny fa lava loatra sady nahatalanjona be ny ray fiangonana.tsy mety kosa ary ny mairie nanaiky nanoratra io zaza io no tokony nandà, sa aona hoy nareo?
4. sonwin
(
09/05/2007 15:39)
Mety foana io fa izay tian'ny Ray sy Reniny ihany e!Matetika ange e, raha tena miaina ny maha-malagasy dia tsy apetrapetraka fahatany ny anarana fa misy dikany daholo. Raha raisina ohatra izao io hoe "Antranom-biby tsy nampoizina" io dia manambara avy hatrany ny fomba nanorotoronona ilay zaza.
Za mamporisika: Aleo atao lava be sy misy dikany hatrany ny anaran'ny zaza Malagasy :P, fa tsy hoe paris10 dia samy miala :°),Paris 10Eme izao io e!
Za mamporisika: Aleo atao lava be sy misy dikany hatrany ny anaran'ny zaza Malagasy :P, fa tsy hoe paris10 dia samy miala :°),Paris 10Eme izao io e!
5. pissoa
(
09/05/2007 15:42)
Ny anarana gasy matetika dia natao mba hisy dikany, fa tsy anaranarana fotsiny ! Matetika koa dia tahirizina ao ny anaran'ny razam-be mba nisy hafitsoka tany aloha tany, izay rehareha ... dia izay no irariana ho an'ny zanaka. Ka raha lava be ny teny na anarana mahasoritra ny toetra, tanjona, hasina ... an'ny zanany, tsy hitako izay olana ! indrindra raha ny tompon'ilay anarana aza tsy sarotiny.
7. hery
(
09/05/2007 15:54)
Manana zo hanova anarana ny olona raha toa ka hitany tena manembatsembana azy ny anarana kah.
Fa raha izy aza tsy taitra... inona no mampangididy anao amin'izany :-)
Fa raha izy aza tsy taitra... inona no mampangididy anao amin'izany :-)
9. tslem
(
09/05/2007 16:21)
ny anaran'ty zaza iray ty no nampieritreritra ny rehetra nantrika:"antranom-biby tsy nampoizina "
D mba iza no fiantso azy am zany ? :roll:
10. andry08
(
09/05/2007 17:20)
Ny ahy mapmé be fa mitondra ny anaran'i dadabe avy @ dada ary ny ny anaran'i dadabe avy @ neny dia manana 2 be izao ka mapmé ny vazaha , ary na izaho aza toran'ny hehy rehefa manonona ny anarako izy ireo.
Efa mitondra ny anaram-bady (fohy) dia lasa .
Efa mitondra ny anaram-bady (fohy) dia lasa .
11. niryna
(
09/05/2007 17:26)
Marina tokoa io fa aty izahay tena tsy hain'ny olona mihitsy ny manonona ny anaranay.Hany ka ataony hoe niryna ilay lava anarana...:D:D tonga moa dia efa fantatry ny olona.Na matetika dia asainy tononina fa izaho tsy mety fa avelako hiboredika eo=))
12. simplex
(
09/05/2007 17:27)
Aleo kosa samy hametraka izay tiany hatao e. Refa miteraka kou le zaza avy eo mba manao ze reviny. Nena zao somary lava fa tena vao mia mampitsiky ol aza, d mba mafinaritra e.
Fanotaniana tiako hanotaniana fotsiny:
ny anareo ve ataonareo mitovy @ anaranareo ny an'ny zanaka sa ahoana?
Ny taloha manko sady tsy atao mitovy @ anaran'ny ray ny an'ny zanaka no samihafa doly ny an'ny zanaka tsirairay
iza no tsara kokoa? :P
13. niryna
(
09/05/2007 17:33)
Ny an'ny zokiko koa dia asa izay nankan'ny mamanay sy ny dadanay azy fa nisy ny avy any amin'ny dadanay aloha .Rehefa hisaina ilay izy anie ry ireto dia efa saika tafiditra ao daholo ny alfabeta rehetra e.
Marina tokoa izany fa rasazy hono no niteny hoe mba ataovy fohifohy ny anaran'ny ankizy amin'ny sisa tamin'ny rar-nay dia nataon-dry zareo tokony kanefa toa mbola lava ihany.
Nahita tamin'ny boky koa aho fa ny sovietika dia toa lava anarana toy ny antsika fa saingy hafahafa ny fanononana azy,ny antsika toa mora ihany ilay manambatra azy .Firy hoy ianareo no isany 28:roll::idea:
Misy firenena koa aty atao ao anatiny ao daholo ny dada ,ny neny ,ny dadabe roa sy ny bebe.Tena tsy lasa tokoa a:roll: Inona re ireto e anarana lavabe ireto e ,tsy tafiditra ilay izy dia ny initial no nafotaka

16. totofy
(
09/05/2007 19:14)
ny anah refa manontany dia efa miteny zah owé lava be : dia vô miboredika mamaky iny dia ataoko hoe : "kilometrik" :-D:-D:-D:-D
17. Zina
(
09/05/2007 19:33)
tslem [ Valio ] 09-05-2007 18:21:53
Lohateny : Re : Lava loatra ny anaran'ny gasy mety ve raha afohezina?
Voalaza teo :
ny anaran'ty zaza iray ty no nampieritreritra ny rehetra nantrika:"antranom-biby tsy nampoizina "
D mba iza no fiantso azy am zany ?
ie wa?:roll:
danze ndray zany anarana izany kle...sur aho fa tsy hotian'ilay zaza io rehefa lehibe hihiihih
18. sympa
(
09/05/2007 20:38)
tslem:
ny anaran'ty zaza iray ty no nampieritreritra ny rehetra nantrika:"antranom-biby tsy nampoizina "
D mba iza no fiantso azy am zany ? :roll:
8-)8-)8-)8-) inona marina no hiantsoana io zaza io kle:?::?: Raha iza zao de hoy ao e ory ry "an-trano an" :!: na koa hoe: "biby" an:!: na koa hoe: "tsy nampoiziko" an:!: de mety ve nareo raha otry io no hiantsoiny olona ny zanakareo kle :?::roll::roll::roll:
20. ikaretsaka
(
09/05/2007 23:40)
Fony mbola nianatra dia nisy izay bandy gasy izay niray sekoly tamiko taty nanao baseball , dia hoe tsy maintsy ny anarana feno (nom) no hoe apetaka ao aorianan'ilay maillot , moa sady ni insiste be ilay coach t@ mbola tsy nahalala azy tsara .. !
Rafaralahindrakotonandrianarimanana ny anarany!=)) dia mbola asiana numero eo ambaniny!
Rafa sisa tavela nony niverina avy any ny maillots!
Rafaralahindrakotonandrianarimanana ny anarany!=)) dia mbola asiana numero eo ambaniny!
Rafa sisa tavela nony niverina avy any ny maillots!