Lava loatra ny anaran'ny gasy mety ve raha afohezina?

21. LazaDaddy ( 10/05/2007 00:47)
Laza Wong :) hahaha
22. sympa ( 10/05/2007 01:56)
ikaretsaka:

Rafaralahindrakotonandrianarimanana ny anarany!=)) dia mbola asiana numero eo ambaniny!

Rafa sisa tavela nony niverina avy any ny maillots!




8-)8-)8-) OADRAY marina :?::?::?: De lasa aiza zany ny fanampiny anarana kle :?::?: sa mitambatra ao doly koa ny fanampiny :?::?: Aoka moa reeeeeeeeeee :!:8-)8-):-/ Mba aiza ampijaliana otry io ny anaran-janaka marina fa rao na telo no sady fohy anie d'efa mahampy aza eeeeeeeeeeeee :!:;-);-)^:^^:^^:^


23. sympa ( 10/05/2007 03:01)
LazaDaddy:

Laza Wong :) hahaha



8-)8-)8-)8-):@:@:@ inon kay no tianao ho lazaina kle @ io :?: 8-):-/:roll:8O


24. rakaroka ( 10/05/2007 05:39)
'Za aloha dia mahatsapa "fahasahiranana" @ ilay anarana lava e. Mety marina daholo ny teninareo hoe "feeling" sns fa ny blem @ lé izy be dia be ny taratasy fenoina tsy antonona ny halavan'ny anarana ilay sehatra, anefa tsy tokony "abréviation" koa ny atao!
Ny blem @ izany dia rehefa tsy voasoratrao tsara ny anaranao dia à "chaque fois" mitaky "vérification"
rizareo hoe ianao marina io, aty mandreraka Bbbbbbbe mihitsy ilay izy! satria tranga miseho aty izany, efa
am-polony maro izao no nanafatra "copie d'acte de naissance" tany Dago dia tsy maintsy @ teny frantsay ilay izay. 3 mois ihany ny manankery izany ary ny tena blem lava Bbbe ilay Copie anefa maro koa ireo sécretaire any no manao diso tsipeline. Dia ny aty aminay efa be police "siantifika" aty tsy manaiky
rizareo raha vao misy diso e: "non conforme" anefa matetika any @ anarana soit ny anaranao na ny an'ny ray @ dreny no misy tsiplelina diso noho ny halavany!
Fieritreritra mihitsy ka! :roll::roll::roll::wink:
25. mamzelkely ( 10/05/2007 09:14)
fijo:

reveo amin'izao fa aza hovan aiznay e.milay io


ny an sasany aza zao forcern'i fijo apina ftsn le anarana :-D:-D


26. anare ( 10/05/2007 09:56)
Marina fa misy dikany daholo ny anarana gasy fa na izany aza tsy hoa raha afohezina akory dia tsisy dikany intsony. Dia sairana tokoa ane zany admn aty e.oh ANDRIAMAROMANANA azo atao hoe ANDRIAMARO , e mbo efa azoazo.ANDRIANJAFINAVALONA azo atao hoe ANDRIANJAFY de mbo afa mihafohy nefa misy dikany. Ilay ery zao azo atao oe FARALAHY Rakoto Andry Manana.au moins mba nom iray prenoms 3. Fa ny antsika koa ane tiana rariana daholo zao fahasoavana rehetra zao, farany tsy mahazo na ray aza fa kivy manao demarche fa pénalisé par le nom de eo no raisina fa na ny olona tsy te hamaky ny dossier-ntsika tsony. Za alo defa nataoko mora vakiana misy dikany ary tsy lava ny nom oan'ny ankizy e.
27. vahiny2004 ( 10/05/2007 10:06)
Samy manana ny tiany ny ray aman-dreny, fa ny fahitako azy koa mba jerena koa ilay ankizy e : lasa ohatry ny extra-terrestre izy any am-pianarana rehefa manana anarana lavabe sy sarotra tononina (ho an'izay any ivelany izany).

Ankoatry ny frustration nao mihaino ilay hitononan-drizareo azy , eo koa izay frustration n'ny ankizy lasa ohatry ny extra terrestre izay
28. pissoa ( 10/05/2007 10:08)
Anare : dia mba jereo anie ity fanafohezanao azy e :-w:-w:-w
Andriamaromanana ---> Andriamaro :-w
Andrianjafinavalona ---> Andrianjafy :-w
Rehefa mahay mifandray aman'olona sy mampiseho competence ianao dia ny olona indray no maniry mianatra ny famakiana ny anaranao, manontany ny dikan'ny anaranao, be fanontaniana mikasika ny Madagasikara tanindrazanao ... fa tsisy an'izany hoe tsy tian'ny olona ho vakiana izany. Fa rehefa mahakrizy azy kosa ve na ny CV-nao, na ny toetranao sy ny fomba fiasanao raha efa hitany, omenao tsiny izy raha Krizy amin'ny anaranao lava be ? :-D:-D:-D
29. sympa ( 10/05/2007 10:14)
8-):°) omeko ohatra fotsy nareo :!::idea: maninona moa ra io pse nareo io no atao anaran-janakareo de asiana nom de famille avy @ ray na avy @ reny fotsiny de ampy :!::!: sa ahoana hoy izy nareo :?: soso-kevitra ny ahy io an :!::-D:-D:-D
30. linarako2 ( 10/05/2007 14:28)
sonwin:

Tsy mety raha afohezina ka.Aleo samy hanao izay mahafinaritra azy fa tsy misy fitsipika mametra ny halavan'ny anarana.


Mety hono,raha hoe Rabefandrianatsimitsinjonihoavy dia lasa atao hoe Rabe,na andry,tsimba,tsinjo.hoavy angamba tsy lasa fa lasa voapetaka aviavy raha io no atao :D

31. linarako2 ( 10/05/2007 14:32)
jentilisa:

Ary hay aty amin'ny diaspora

Nataoko ato ity fa henoko toa misy olana foana hono ny anaran'ny gasy mipetraka any ivelany satria lava anarana loatra isika.

32. Ratoa ( 10/05/2007 16:14)
Ka iza moa no tompon'ny anarana? ianao malagasy sa ny vahiny mpamaky teny ? Ho sarotina alohan'ny tompony izy dia ianao ve hiemotra noho izy? Ary misy hanitra sy dinikany avy koa anie ny anran-gasy ê! Tamin'ny fanjanahantany nisy ny anarana hoe"tobe", niara nianatra taminay izany dia nisy koa hafa fa io aloha no tonga ato an-tsaiko.
Andrianiko ny teniko ...Andrianiko ny anarako...Andrianiko ny taniko sy ny mpiray tanindrazana amiko...Aleo ho vaky loha eo ny hafa. Fa izany anrana ho"Bachmann" na "Hinderling" mora tononina?
33. niryna ( 10/05/2007 16:45)
Raha azo atao dia aza atao lavabe loatra izany ny anaran-jaza ho an'ireo izay vao hiteraka e.Safidy io aloha a
34. rapala ( 10/05/2007 18:06)
ohatra ny ahy izao rapala, efa fohy io dia mbola misy miantso hoe, slt 'rap'.. tiako alou ilay rap dia tsy mampaninona ahy lotra:-D:-D:-D
fa tena mavarina marina tokoa ny anarantsika malagasy an, tena manankarena mihintsy isika @ anarana
35. fijo ( 10/05/2007 21:35)
mamzely an,iny kosa anie hafa mihintsy e

ny tena olana amin'ilay anarantsika gasy de rehefa manao pasipaoro sy karapanondro iny aty.ny ahy izao indroa naverina vao tena le anarako
36. sakaizakely ( 11/05/2007 09:13)
Rehefa mivoaka any ivelany no toa mananosarotra fa raha any Madagasikara toa tsy misy olana anefa izany.

Marina tokoa fa misy dikany ny anarantsika gasy, ny fanampinanarana koa. Nefa na dia izany aza. Nefa ilay anarana 2 na telo indray miaraka iny sarotra entina be. Misy indray ireo maro fanampinanarana. Tsy ratsy koa, toy ny hoe Andriamampianina Hubert Tolojanahary Jean de la Croix :P

Misy ihany koa anefa ireo anarana malagasy fohy : Zefa, Maro, Resampa, Hoby, Velo sns... Pratika kokoa @ fiainana andavanandro

Ary ahoana indray nareo @ mpilalao foot iry : Kaka :-D
37. niryna ( 11/05/2007 17:10)
Ny anaran'olona na zavatra any ivelany dia ahitana teny gasy maroramoro
Ohatra hoe vary,aloha,elanitra.Tay anarana sinoa,fae toa vata-pe no eritreretena azy na fe koa no maro e.
38. fijo ( 11/05/2007 20:51)
tano ny antsika
39. johnnyandri ( 12/05/2007 04:06)
Ny an'Andrianampoinimerina lavabe
Ny an-dRadama fohy kely
Ny an'i mompera tsy ampiasainy
Ny an'ny lahy omeny ny vavy
INONA ARY IZANY OOO:-D:-D:-D
Izay tsy mahay miverina ery ambony8)8):lol:
40. niryna ( 12/05/2007 06:36)
johnnyandri:

Ny an'Andrianampoinimerina lavabe
Ny an-dRadama fohy kely
Ny an'i mompera tsy ampiasainy
Ny an'ny lahy omeny ny vavy
INONA ARY IZANY OOO:-D:-D:-D
Izay tsy mahay miverina ery ambony8)8):lol:


ANARANA O :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5954