INONA NY LALAM PAMONJENA AHAZOANA NY FIAINANA MANDRAKIZAY
1. sweetlove
(
28/04/2007 01:14)
Andriamanitra dia tena tia ny oombelona saingy izaho sy anao no mankahala Azy matetika ra mamaky ity enao de aza atzo mandalo fotsn fa ny TOMPO no miteny
Mpanta ny olombelona rehetra ka dia tafasaraka t@ ANDRIAMANITRA Tsy izany anefa no ilainy fa isika tafaray Aminy tanteraka noho izany dia nafoiny ny Zanany lahy tokana ho faty teo @ hazo fijaliana ho ahy sy ho anao (l)(l)Fitiavana zany!!!!!!!!
tafatsangana Izy vita ny famonjena fa miandry anao andray zany sisa Jeso de mandondona eo am baravaran ny fonao nandritra zay fiy taona niainanao zay
Androany mbola miala nenina aminao IZY mbola ts tara fa ra rampitso sao de...
minoa Azy enao minoa ny famonjeny de EKEO @ FONAO SY NY VAVANAO FA HO RAISINAO IZY HO TOMPO SY MPAMONJY NY FIAINANAO MANOKANA @ zay fotoana zay de voavela ny helokao ary misokatra ho anao ny lanitra ho tonga
zanank ANDRIAMANITRA ENAO
ZAZAVAVY 16 ans nahatsapa ny fitiavany za ka nanolotena ho AZY Sambatra be za zao

répondu par booboo le 21/05/2007 15:33
2. bozyboleta
(
28/04/2007 08:59)
De misaotra anao nizara fahasoavana ary mbola manantena anao hizara izany koa amin'ny rehetra. Vakio ny Matio 25/14-30 fa ao misy ny fanoharana momba ny fanomezam-pahasoavana.
Na mbola tanora aza enao de manana anjara amin'ny fanomezam-pahasoavana avy amin'ny Tompo, ka ampiasao izany mba hitombo fa mys valisoa lehibe tokoa omen'ny Tompo izay mampiasa sy mampitombo ny fahasoavana omeny.

3. xxx
(
28/04/2007 10:30)
Fa maninona ny dinika ato toa lasa toriteny sy sentosentom-po fotsiny. Ataoko fa samy efa mahalala an'izany avokoa ny ankamaroan'ny olona ato.
4. diamondra27
(
28/04/2007 10:36)
xxx: tsy ze mi-forum ihany no maketo fa misy olona mijery fotsiny fa tsy mandray anjara
misy koa ny olona sendra mba nandalo au hasard nanao recherche google de tonga eto , au contraire mankasitraka an' ny sweet za manao size toa izao.
=D=D^:^^:^
Mbola hanome hevitra fa tsy manampotoana satria suite n'ilay size "fiainana mandrakizay" daholo izao.

5. rakaroka
(
28/04/2007 10:52)
[quote=sweetlove]
Ianao izany no mankahala azy fa tsy izaho ka tsoahy ilay izaho...:roll::wink:
Andriamanitra dia tena tia ny oombelona saingy izaho sy anao no mankahala Azy

6. ikaretsaka
(
28/04/2007 12:06)
Fa maninona ny dinika ato toa lasa toriteny sy sentosentom-po fotsiny. Ataoko fa samy efa mahalala an'izany avokoa ny ankamaroan'ny olona ato.
marina mihitsy.. efa samy mahalala izay lalana nofinidiny daholo . ka aza ilaozana mijanona eo sy mitoritory teny eo intsony fotsiny sy manao sentosentom-po fa mandehana amin'izay.. zohio izay lalana nofinidinao
ny ankamaroany manko dia nahita ny lalana hoe iny izany ny mankany fa dia mijanona sy variana miteny @ olona fotsiny hoe mankany iny lalana iny !
voahitsaka sy voahosy eo anie ianareo raha ilaozanareo miteniteny eo fotsiny fa tsy mandeha e.
mivavaha, ampio ny ory, ataovy ny asa soa, apanjakao ny fitiavana sy ny fiadanana, mifalia sns.. sns...
zany ny fomba famindrana eo ambonin'ilay lalana:wink:
7. Fiffi
(
28/04/2007 16:10)
"sweetlove":TSIA ! tsy marina velively io.....hialako tsiny @ nao ry sweetlove ! hatramin'nahaterahako nanaovana anaha batisa mbola vao 1 volana sy tapany fotsiny de tsy nahatsapa tena zany zah hoe nankahala an'Andriamanitra.....
Andriamanitra dia tena tia ny oombelona saingy izaho sy anao no mankahala Azy
Na de bdb aza ny fahoriana sy olana niseho teo am fiainana de tany am Andriamanitra lalandava no nitodihan'ny saina sy ny fanahy...
"sweeylove":tsy mila mandondona ao am varavarana ny foko zany Izy satria mino azy aho...Ho an'ny tsy mino angamba no hanaoan'zany Izy donky...aza hatao hoe ianao fa aleo atao hoe "misy" na hoe "ireo tsy mino Azy"
miandry anao andray zany sisa Jeso de mandondona eo am baravaran ny fonao nandritra zay fiy taona niainanao zay
"ikaretsaka":marina izany...nefa na izany aza , tsara ny mizara....
efa samy mahalala izay lalana nofinidiny daholo . ka aza ilaozana mijanona eo sy mitoritory teny eo intsony fotsiny sy manao sentosentom-po fa mandehana amin'izay.. zohio izay lalana nofinidinao
8. xxx
(
28/04/2007 17:08)
Tsy ny fizarana no halako fa ilay tendance te-hitory teny @ hafa. Ohatry ny hoe tsy mahalala ny sasany. Any @ Blog-nao manokana any no tokony hanao torinteny fa tsy eto. fifanakalozan-kevitra, fampitam-baovao fa tsy fanaovana toriteny na mòraly akory.
Lasa mankaleo no farany raha izao no mitohy.

9. ikaretsaka
(
28/04/2007 17:52)
xxx> kalma ihany.. ka izay fomba izay dia mbola sarotra amin'ny gasy sasany ny mahazo azy
fiffi> tsara ny mizara, fa any amin'ny olona tsy manana no tsara mizara fa tsy any @ olona efa manana.
raha te hanao izany ianao dia any @ le tany maizina ireny mandeha, any @ ilay tsy mahalala mihitsy ...
ny tendance antsika ato manko dia isika samy efa manana antokom-pinoana sy ny finoany no mifampitory, dia lasa adim-pinoana samy isika no iafarany matetika.
io ilay lazaiko foana hoe jereo aloha hoe aiza ho aiza aloha ianao no miteny...
fa ny iafarany tahakan'ny hoe ao amin'ny fiangonana temoins de jehovah ianao no mitory teny momban'ny fiangonana apokalipsy.

10. majesty
(
30/04/2007 06:32)
hoy sweetlove:
Ilay fitiavan'Andriamanitra zny io sweety love io:D
ZAZAVAVY 16 ans nahatsapa ny fitiavany za ka nanolotena ho AZY Sambatra be za zao
Ilay fitiavan'Andriamanitra zny io sweety love io:D
11. LazaDaddy
(
30/04/2007 07:19)
sweetlove> tohizo foana ny toriteny fa aza mora kivy @ izay mankahala ilay Teny Fiainana :). Ary aza atao mahakivy akory izany fa efa "nampanantenain'i Kristy" olona hankahaka anao ianao :wink: Izahay mamaky sy mitondra am-bavaka mandrakariva na dia tsy nandray anjara teto aza noho ny adidy isan-tsokajiny.
12. prime
(
30/04/2007 10:32)
swtlv> Misaotra indrindra e... voninahitra anie ho an'Andriamanitra irery ihany amin'izany lazainao izany...^:^
Aleo izy ry zareo hitory raha te-hitory fa ny fanahin'Andriamanitra ao anatiny tsy azo ferana amin'izay tiantsika hatao loatra... Marina tokoa io fanamarihan'i diams io hoe tsy voatery isika efa mpino ihany no mitsidika etoana fa maro no mamaky ato na dia tsy mandray anjara an-tsoratra milaza ny heviny aza... Mazotoa aby ô...

13. bozyboleta
(
30/04/2007 11:33)
Ny lohahevitra ato de hoe FIVAVAHANA sy FINOANA.
Ka resak'inn ndray no tadiavin'ny sasany ato?
Avelao ny olona hisera ary tsy miteny ratsy na manafintohina izy ka inn ar'ty! Refa tsy tia fotsiny dia mivadiha any @ lohahevitra hafa fa maro hisafidianana reo.
LOZAN'IZAY MITONDRA FANAFITOHINANA!

14. Rasiligaoma
(
30/04/2007 12:15)
Prime, LD, sy ny sisa...
izaho tsy manda ilay fitoriana teny, fa raha ato samy ato dia lasa ohatran'ny hoe
pasitera no mitory teny @ mompera, na lasa izy samy izy izany (samy mompera sns..) , na masera no mitory teny @ frera foana ko. ny eto manko efa samy mahalala anie e. Tsy misy maharatsy azy, fa lasa fotoam-bery maina, tokonky hahasoa ny hafa anefa ilay torinteny ....
Tsy nisy mihitsy ao anaty baiboly hoe i Jaona nandeha nitory teny t@ Petera, na i Matio nitory ho an'i Maria Magdalenina fa ho an'ireo "tsy mahalala na minia tsy mino"
raha tiana handaitra kokoa anie ny toriteny dia ireo izay tsy mahalala no itoriana e! Izay ny hafatra nasain'i Jesoa nataontsika
Raha mitory teny any amin'ny mpilalao ody gasy sy ny dahalo eny Besalampy , Morafenobe, sy an-tampon'ny Horombe ianao ohatra, na ny Tanala le mbola somary sauvage ireny,na ny 4'mi eny @ bidonvilles, dia izay no hitako mahafaly ilay "tompon'ny teny" lavitra indrindra indrindra, izany hoe any amin'ireo nania! noho ireo efa ao am-bala!
Sa ahoana?
Bozypoleta> marina ny voalazanao, nefa tsy voatery hoe mitory teny foana anie no atao rehefa manao article ato e, azo atao tsara koa ny mifampizara vaovao, manontany sy milaza izay tsy mazava na tsy fantatra momban'ny antokom-pivavahana iray sy ny fombany, manontany tononkira ana hira masina, sns sns...

15. LazaDaddy
(
30/04/2007 12:32)
sweetlove> alefaso mandrakariva ny toriteny fa izaho vonona ny hamaky sy handinika ary hianatra satria aho tsy mahay sady tsy mahalala fa voafetra sy sombintsombiny ny fahalalako. Izay kely mba haiko mety mba mifameno amin'izay arosonao ka dia mankasitraka hatrany :)
16. Rasiligaoma
(
30/04/2007 12:51)
marina mihitsy.. efa samy mahalala izay lalana nofinidiny daholo . ka aza ilaozana mijanona eo sy mitoritory teny eo intsony fotsiny sy manao sentosentom-po fa mandehana amin'izay.. zohio izay lalana nofinidinao
ny ankamaroany manko dia nahita ny lalana hoe iny izany ny mankany fa dia mijanona sy variana miteny @ olona fotsiny hoe mankany iny lalana iny !
voahitsaka sy voahosy eo anie ianareo raha ilaozanareo miteniteny eo fotsiny fa tsy mandeha e.
mivavaha, ampio ny ory, ataovy ny asa soa, apanjakao ny fitiavana sy ny fiadanana, mifalia sns.. sns...
zany ny fomba famindrana eo ambonin'ilay lalana
raha mbola misalasala, Jereo ny kintana fitarikandro, ilay Reny mpitari-dalana, asaivo tarihiny ny lalana
17. LazaDaddy
(
30/04/2007 12:55)
prime:Amena! Fiadanana ho an'ny olony ety an-tany. Torio ny teny ho anay tsy ampy fahalalana sy te ahafantatra bebe kokoa an'i Jesosy Kristy :)
voninahitra anie ho an'Andriamanitra irery ihany amin'izany lazainao izany...
18. Rasiligaoma
(
30/04/2007 12:57)
hay lasa tsy ampy fahalalana indray i LD?
tena niova ny tany:roll:
tena niova ny tany:roll:
19. LazaDaddy
(
30/04/2007 13:05)
i LazaDaddy angamba hatrizay tsy mbola niteny na indray mandeha aza hoe "efa mahalala" na hoe "efa samy mahalala" fa matoa izy manketo dia mianatra avy amin'ny hafa ihany koa. "Fa sombintsombiny ny fahalalako" ka asa raha ny tany no nivadika na ny maso na ny atidohan'izay mahita izany ho mivadika :)
20. Rasiligaoma
(
30/04/2007 13:15)
efa nitoriana i lazadaddy, efa be diploma i lazadaddy araka ny filazany, efa nianatra momban'io manokana i lazadaddy hono araka ny filazany...
lasa be adino indray i lazadaddy araka ny filazako!