INONA NY LALAM PAMONJENA AHAZOANA NY FIAINANA MANDRAKIZAY

21. LazaDaddy ( 30/04/2007 13:22)
=))
22. Rasiligaoma ( 30/04/2007 13:28)
23. Rasiligaoma ( 30/04/2007 13:33)
fa zany vazivazy indro kelin'ny mpandrafitra daholo fa ny hitako tokony hatao dia
andao amin'izay miaraka mamindra fa efa hita izay ilay lalana e..
aza ilaozana miteniteny sy misentosento intsony hoe iny ny lalana fa andao, raiso ny tehina dia misikina, roso ny dia... zohio ny lalana!
"O! izany diako" @ izay hiraina tsara
24. prime ( 30/04/2007 14:13)
rasily> Ka tsy be fahalalàna ohatranao daholo anie ny mpisera eto hoy aho e...:)
25. Rasiligaoma ( 30/04/2007 14:26)
ka na be fahalalana na tsy be fahalalana.. iny ny lalana dia andao ko!
fa tsy mitanontanona eo foana hoe io ny lalana eee. iiiiiny mankany eeee.

raha te ho any Majunga ve ianao dia hijoro eo Talatamaty dia hiteny hoe iny zareo ny lalana an.. dia hanantena ho tonga any?.

na te ho any andafy ve dia hilaza fotsiny eo Ivato hoe iny ny avion mankany andafy dia ho tonga any ?

Raiso ny avion, raiso ny fiara, dia mandehana... izay ianao vao tonga any
tsotra anie izany!
26. xxx ( 30/04/2007 15:47)

Amafisikom eto indray, aza raisina ho fanenjehana ny fanamarihana ataoko. Ny sasany dia sahy milaza sahady fa mitondra fanafintohina ny tenanay. Izay ilay efa voalazako etsy ambony. Trop fanatika loatra isika kristianina ka tsy afaka na mahazaka manao dialogue @ hafa tsy mitovy hevitra aminy. Ka na mandositra na mi-condamner, dia izay foana.
Ka hoy indray aho, tsy tokony ho torinteny sy sentosentonao samirery no arosonao eto( anao manokana iny) fa aleo fifanakalozan-kevitra na fanontaniana na fampitam-baovao no mahaliana kokoa.
Ary na dia ho an'ny tsy mpino anie dia tsy hitany izay raisina @ hoe : tianao Jesosy. Na iJesosy lazainao aza tsy fantany.
Fintiniko : aza raisina ho fanenjehana ny zvtr voasoratra fa soson-kevitra entina hanatsarana ny dinika eto. Na ny Evangélisation koa anie mba mila teknika é fa tsy resaka sentimaka fotsiny. Rah izany tsy efa nahazo kil betsaka izao ireny mpitory teny amoron-dalana ireny. Kanefa tsy dia misy mpijery akory izy ireny.
Miala tsiny @ sweetl. raha manafintohina azy ny resako fa aleo atao @ fomba hafa ny famohana azy. Ohatra hoe tantarao ny expérience de vie nahatsapanao fa misy ary manampy antsika Andriamanitra. Mba histoire concrète é, ka nahatonga anao ho resy lahatra.
27. cutie ( 30/04/2007 16:03)
Ohatra hoe tantarao ny expérience de vie nahatsapanao fa misy ary manampy antsika Andriamanitra. Mba histoire concrète é, ka nahatonga anao ho resy lahatra.

miombon-kevitra:lol:
28. Rasiligaoma ( 30/04/2007 16:11)
marina ny an'i xxx
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m461d1f48da3cc

Amafisiko eto indray, aza raisina ho fanenjehana ny fanamarihana ataoko. Ny sasany dia sahy milaza sahady fa mitondra fanafintohina ny tenanay.

Izay ilay efa voalazako etsy ambony. Trop fanatika loatra isika kristianina ka tsy afaka na mahazaka manao dialogue @ hafa tsy mitovy hevitra aminy. Ka na mandositra na mi-condamner, dia izay foana.

Ka hoy indray aho, tsy tokony ho torinteny sy sentosentonao samirery no arosonao eto( anao manokana iny) fa aleo fifanakalozan-kevitra na fanontaniana na fampitam-baovao no mahaliana kokoa.

Ary na dia ho an'ny tsy mpino anie dia tsy hitany izay raisina @ hoe : tianao Jesosy. Na iJesosy lazainao aza tsy fantany.

Fintiniko : aza raisina ho fanenjehana ny zvtr voasoratra fa soson-kevitra entina hanatsarana ny dinika eto. Na ny Evangélisation koa anie mba mila teknika é fa tsy resaka sentimaka fotsiny. Rah izany tsy efa nahazo kil betsaka izao ireny mpitory teny amoron-dalana ireny. Kanefa tsy dia misy mpijery akory izy ireny.

Miala tsiny @ sweetl. raha manafintohina azy ny resako fa aleo atao @ fomba hafa ny famohana azy. Ohatra hoe tantarao ny expérience de vie nahatsapanao fa misy ary manampy antsika Andriamanitra. Mba histoire concrète é, ka nahatonga anao ho resy lahatra.
29. LazaDaddy ( 01/05/2007 04:48)
sweetlove> tohizo ny toriteny azafady fa liana dia liana izahay :) mangetaheta mihitsy :wink:
30. LazaDaddy ( 01/05/2007 04:53)
sweetlove> Miangavy anefa mba tsy ho izay tianay ho re sy mampangidihidy ny sofinay fotsiny no resahina fa ilay Tenin'Andriamanitra maranitra noho ny sabatra roa lela mihitsy :)
31. rakaroka ( 01/05/2007 05:47)
xxx:


Amafisikom eto indray, aza raisina ho fanenjehana ny fanamarihana ataoko. Ny sasany dia sahy milaza sahady fa mitondra fanafintohina ny tenanay. Izay ilay efa voalazako etsy ambony. Trop fanatika loatra isika kristianina ka tsy afaka na mahazaka manao dialogue @ hafa tsy mitovy hevitra aminy. Ka na mandositra na mi-condamner, dia izay foana.
Ka hoy indray aho, tsy tokony ho torinteny sy sentosentonao samirery no arosonao eto( anao manokana iny) fa aleo fifanakalozan-kevitra na fanontaniana na fampitam-baovao no mahaliana kokoa.
Ary na dia ho an'ny tsy mpino anie dia tsy hitany izay raisina @ hoe : tianao Jesosy. Na iJesosy lazainao aza tsy fantany.
Fintiniko : aza raisina ho fanenjehana ny zvtr voasoratra fa soson-kevitra entina hanatsarana ny dinika eto. Na ny Evangélisation koa anie mba mila teknika é fa tsy resaka sentimaka fotsiny. Rah izany tsy efa nahazo kil betsaka izao ireny mpitory teny amoron-dalana ireny. Kanefa tsy dia misy mpijery akory izy ireny.
Miala tsiny @ sweetl. raha manafintohina azy ny resako fa aleo atao @ fomba hafa ny famohana azy. Ohatra hoe tantarao ny expérience de vie nahatsapanao fa misy ary manampy antsika Andriamanitra. Mba histoire concrète é, ka nahatonga anao ho resy lahatra.



Miombon-kevitra tanteraka^:^^:^^:^^:^ary=D=D=D=D=D
:-$ hoy i LD:tohizo tsy misy farany... ka tsy misy afa-tsy izay rahateo anie no mba "tontolo" sy fahalalany ka inn tokoa moa no horesahiny raha tsy izay?...izany monja ihany no banjinina sy abahana eo @ fiainana, tsy mahagaga raha mahantra ny firenena
satria sakafon-jaza no mba hain'ny mpitory hafahana ny olona ary naifiny tanteraka ny tein'ny baiboly
miverina im-betsaka ao @ ohabolana hoe "mahazoa fahalalàna (illimité io tsy izay voasoratra ao anaty baiboly ihany: mahazoa fahendrena!
32. xxx ( 01/05/2007 11:04)
Ho an'ny LD, ny fomba famalinao dia tsy misy raisonnement fa dia famaliana bontolo be fotsiny. Izay tokoa angah rehefa tsy manan-kevitra dia be tohika sisa no atao. Kanefa toa maneso an'i Sweetlove indray ary ny fahitako azy. Aza dia iva toetra ohatr'io fa tsy mendrika na dia @ maha-kristianina anao aza.
33. Rasiligaoma ( 01/05/2007 12:45)
xxx> izay angaha ianao vao nahalala an'i LD?:-D

tsy hitako intsony izay azo hanampiana fa dia efa voalaza teo daholo ny ambangovangon'ny remarques isan-karazany,:-*

"ka atsipy ny vilia..... vaky,
atsipy ny teny sy ny anatra ary ny remarques.... ho any am-pon'izay manam-panahy sy ny iva na avo toetra ho visavisainy
... na ny avaram-pi io na ny atsimom-pi!"
34. ikaretsaka ( 02/05/2007 00:35)
hoy i LD:tohizo tsy misy farany... ka tsy misy afa-tsy izay rahateo anie no mba "tontolo" sy fahalalany ka inn tokoa moa no horesahiny raha tsy izay?...izany monja ihany no banjinina sy abahana eo @ fiainana, tsy mahagaga raha mahantra ny firenena
satria sakafon-jaza no mba hain'ny mpitory hafahana ny olona ary naifiny tanteraka ny tein'ny baiboly
miverina im-betsaka ao @ ohabolana hoe "mahazoa fahalalàna (illimité io tsy izay voasoratra ao anaty baiboly ihany: mahazoa fahendrena!


tsy hita e:roll: io ilay
xxx:
Izay ilay efa voalazako etsy ambony. Trop fanatika loatra isika kristianina ka tsy afaka na mahazaka manao dialogue @ hafa tsy mitovy hevitra aminy. Ka na mandositra na mi-condamner, dia izay foana.


mivoaha ivelan'ny borne fa mijoroa amin'izay inoanao

coexist
35. niryna ( 02/05/2007 07:02)
Jesosy kristy no lalam-pamonjena ahazoana ny fiainana mandrakizay.Ho an'ny tena kristiana io fa ho an'ireo tsy mino azy fa Atra ihany no hivavahany dia aleo izy hamaly izay lalana ahavonjy azy ho any amin'ny fiainana mandrakizay.
Raha manana fotoana ianao dia jereo ny baiboly hanazava
Toy izao ary ny fanazavako sy ny fahafantarako azy
Hoy Izy hoe lazaiko aminareo fa izay mino ahy dia hanana fiainana mandrakizay.Jereo ao amin'ny Jaona 6:47
Hoy ihany koa izy hoe Izaho no fitsanganan'ny maty sy ny fiainana izay rehetra mino ahy na dia maty aza dia ho velona indray.
Ity dia efa fantatry ny rehetra Noho ny fitiavan'Atra antsika dia nomeny ny Zanany lahi-tokana mba hanavotra antsika izay mino ,ary dia hanana fiainana mandrakizay izy.Vakio ny Jaona 3:16
Ny fahafatesana no tambin'ny ota,fa ny fiainana mandrakizay dia nomen'Atra antsika izay avy amin'ny finoana an'i Jesosy. Vakio ny Romana 3:23
36. ikaretsaka ( 02/05/2007 12:11)
ka mandehana amin'izay ho'aho eo ambonin 'ilay lalana fa tsy variana mitatatata eo fotsiny rehefa nahita ny lalana samy tiana haleha e
37. tsiafoi1 ( 02/05/2007 14:06)
Izay mino sy atao batisa no ho vonjena, fa izay tsy mety mino hohelohina Marka 16:16

Izaho no làlana sy fahamarinana ary fiainanahoy Jesoa, Tsy misy mankany @\'ny Ray afa-tsy @\'ny alalako

Ireo no tenin\'Andriamanitra koa samia manatanteraka
1) MINO
2) ATAO BATISA(=Fandevenana ny fahotana = Fanadiovana @\'ny fahotana)@\'ny anaran\'ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina
38. xxx ( 02/05/2007 17:05)
6 milliards no isan'ny mponin'ny tany. Ataoko fa 2 milliards @ ireo no Kristianina, izany hoe mino an'i Kristy. Dia ny 4 milliards izany mankaiza hoy ianareo ?
39. ikaretsaka ( 02/05/2007 17:22)
izay mantsy:roll:
40. prime ( 03/05/2007 15:18)
Misaotra amin'ny fampatsiahivana ataonareo e...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0084