Ry mpino

1. salmo1 ( 26/04/2007 12:22)
Nareo ve efa nivavaka ho ahy manokana:roll::?:;-)
répondu par ikaretsaka le 02/05/2007 00:26
2. mim ( 26/04/2007 12:28)
lasa indray ialahy ry salmo a!inona no hivavaha'ny olona ho an'lahy leitsy @ izaorediredin'ialahy tsy misy farany izao?
Mpandefa : salmo1 [ Valio ] 25-04-2007 16:18:51
Lohateny : ny vazaha
Tsy mba sarotiny mihintsy rehefa lalaovina ny fitombenany.

ôtrany oe zarany zany kle.
zao ve nama no mba dinika ataon'ialahy d hivavaka ho an'lahy ny olona?
3. Rasiligaoma ( 26/04/2007 12:29)
nivavaka aho mba hitombo ny sain'ialahy fa tsy manao eritreritry ny be tsy aman-tsaina ohatran'io
4. diamondra27 ( 26/04/2007 12:42)
za manokana aloha de tsy mbola nivavaka ho an'i salmo fa ny olona eto @ ankapobeny tsy ankavanaka(vavaka ho an'ny rehetra mpitsidika eto)

Ny tiako ampitaina amin'ny salmo fotsiny dia forum natokana ho an'ny fivavahana sy finoana ny eto, aoka mba tsy ho tsiratsiraina na vazivaziana fa be de be ny rubrique azo ifamazivaziana na hanalàna azy atsy ambadika atsy (39/40 rubriques)
Manararaotra ihany koa manoratra ho an'izay mpamadi-dresaka fa tsy ho an'i salmo ihany.

Raha momba ny finoanao no resahana eto na dia tsy mpino aza ianao dia tsy mampanina izany fa hajainay @zany safidy 'zany ianao.

Misaotra @ fiaraha-miasa sy fitsidihana
5. Fiffi ( 26/04/2007 13:05)
ny olana angamba de zao: natao daholo zao rehetra zao mba nanampiana sy nanorona an'salmo fa injissyyyy !! tsy nahitana vokany de zao ny mpino zao indray no atao bouclier......de efa nolazaina koh salmo hoe tsy eto no...
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 19-04-2007 21:50:04
Lohateny : Re : Fanavakavahana finoana
salmo> efa nianatra katesizy?
ato ialahy tsy mahazo mirediredy an!
sady eto ry salmo de fampiadiana hevitra fa tsy hametraka dinika de iny no tsy hita intsony !!!!!
6. Rasiligaoma ( 26/04/2007 13:12)
salmo> ialahy lety tena tsy haiko mihitsy an.. fa ny zanako 10 taona matotra kokoa noho ialahy le
fa raha ny haha-matotra an'ialahy sy tsy hampi kondrakondrana tsy tsy hampa mankivisy an'ialahy intsony no tian'ialahy hivavahako dia tsy maninona fa hivavaka aho.

7. niryna ( 26/04/2007 13:13)
diamondra27:

za manokana aloha de tsy mbola nivavaka ho an'i salmo fa ny olona eto @ ankapobeny tsy ankavanaka(vavaka ho an'ny rehetra mpitsidika eto)

Ny tiako ampitaina amin'ny salmo fotsiny dia forum natokana ho an'ny fivavahana sy finoana ny eto, aoka mba tsy ho tsiratsiraina na vazivaziana fa be de be ny rubrique azo ifamazivaziana na hanalàna azy atsy ambadika atsy (39/40 rubriques)
Manararaotra ihany koa manoratra ho an'izay mpamadi-dresaka fa tsy ho an'i salmo ihany.

Raha momba ny finoanao no resahana eto na dia tsy mpino aza ianao dia tsy mampanina izany fa hajainay @zany safidy 'zany ianao.

Misaotra @ fiaraha-miasa sy fitsidihana



Mitovy hevitra aminao koa aho.Ny faniriako dia ny ahavoavonjy antsika tsirairay avy ka izany no hijoroako manokana ho vavolombelona fa tena misy Atra ary tena nasehony ahy izany fitolomana ny herin'ny maizina izany ka nahareseko ny heriny tao anaty dimy ora.Resaka lava io fa mbola ho tantaraiko ny namana raha tianareo izany
8. xxx ( 26/04/2007 19:34)
salmo1:

Nareo ve efa nivavaka ho ahy manokana:roll::?:;-)

eny. mivavaka hazaka sipa aingana toi :°)

9. Rasiligaoma ( 26/04/2007 19:42)
salmo> mivavaha aloha ialahy @ fitombenam-behivavy aho hono.
ialahy manko mpivavaka @ fitombenana
10. salmo1 ( 26/04/2007 20:37)
Rasiligaoma: elah ve tsy ti vehivavy e:!::?:

Mandreraka kou zany raha kôboay, sa ianareo efa rangahy.
11. salmo1 ( 26/04/2007 20:42)
Rasiligaoma:
salmo> mivavaha aloha ialahy @ fitombenam-behivavy aho hono.
ialahy manko mpivavaka @ fitombenana
nareo anga tsy manana:?:
Anisany zavatra sarobidy eo @ vatana io ka tokony ho karakaraina tsara, entina eny @ dokotera rehefa marary.

Rehefa tsy tinareo ny fitombenanareo de aza sasana, fa esory hiala tao, doroy mihintsy ho may any.
12. Fiffi ( 26/04/2007 21:07)

FIVAVAHANA SY FINOANA NY ETO EEEEEEEEEEEEEEEEEEEEE
13. Fiffi ( 26/04/2007 21:09)
rehefa tsy mahay manaja tena nareo de mandehana any ambadika any fa HASIO FANAJANA ETO AZAFADY !!!!!!!!!!
14. salmo1 ( 26/04/2007 21:12)
Fiffi: hitako anie le kiana be anao ery @ politika ery e,:-D saingy zah mbola mikaroka ny teny havaly anao manokana. :-D:-D
15. niryna ( 27/04/2007 06:15)
salmo1:

Rasiligaoma:
salmo> mivavaha aloha ialahy @ fitombenam-behivavy aho hono.
ialahy manko mpivavaka @ fitombenana
nareo anga tsy manana:?:
Anisany zavatra sarobidy eo @ vatana io ka tokony ho karakaraina tsara, entina eny @ dokotera rehefa marary.

Rehefa tsy tinareo ny fitombenanareo de aza sasana, fa esory hiala tao, doroy mihintsy ho may any.

fiffi>marina ny anao.
Mivoana any amin'izay tsy izy anie salmo izany e

16. Rasiligaoma ( 27/04/2007 07:23)
fivavahan'i salmo sy ivavahany ny fitombenana vehivavy raha ny resaka ataony atsy ambadika ko..
izy mivavaka amin'io
fiffi> fivavahan'ny marary saina toa azy izany
17. Fiffi ( 27/04/2007 07:28)
Rasiligaoma: ka ozy zah hoe angamba tsy tokony tato no nanaovana an'ity dinika ity koh !
18. salmo1 ( 27/04/2007 08:06)
niryna: mifona fa tsy hanao intsony^:^^:^

De lazao ireto olona ireto mba tsy hanakiana anah ato, fa miverina ato indray aho angamba;-)
19. Rasiligaoma ( 27/04/2007 08:11)
fiffi> ka resaka fivavahana izany..... ohatran'ny mivavaka @ sampy ihany... ho azy marary saina
20. fijo ( 27/04/2007 22:04)
nareo kosa,i salmos anie faralahintsika eto e.mamela ny helony
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0832