Ry mpino

21. salmo1 ( 28/04/2007 02:43)
fijo :D zany no atao oe kôfboay: bandy, matotra, mahafantatra sy mahay manavakavaka ny zavatra adala sy hendry...:-D

Manja leisy e;-)

Tsy Pd aho miteny anio ah^:^

22. ikaretsaka ( 28/04/2007 17:53)
fa inona ny definition an'ny pd @ salmo?
23. ikaretsaka ( 28/04/2007 17:54)
fijo> ka lery ange tsy meloka fa adala e. de efa avela ny adalany de mbola manao ihany:-D
24. LazaDaddy ( 30/04/2007 07:22)
salmo1:
Nareo ve efa nivavaka ho ahy manokana:roll::?:;-)
inona ny vavaka azoko atao ho an'i zandry?:-*


25. Rasiligaoma ( 01/05/2007 13:02)
fa ato misy indro kely tsy azoko mihitsy na izany aza.

noindraindraina tato ny hoe tsy mila olona hafa "mitondra ambavaka" izany! tsy azo atao ny mi implorer olomasina (nokianina mafy mihitsy moa ny fanaovana litania sy ny" mivavaha ho anay" tamin'izany) sy olon-kafa hivavaka ho an'ny tena.
nefa izao ity jere..
ilay niteny sy nandrara ity no manao!
he ben!:-D
26. LazaDaddy ( 01/05/2007 13:20)
Rasiligaoma> tena tsy azonao marina tokoa angamba no mahatonga anao manitatra toy ny siligaoma. ouch! Ary tsy ho azonao mihitsy raha toe-po s toe-panahy "siligaoma" no iatrehanao azy :)
27. ikaretsaka ( 02/05/2007 00:26)
asa re!:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0074