Double nationalité! Ahoana ny tena marina?
1. Herimiafina
(
24/04/2007 23:54)
Miala tsiny raha hanontany kely fa tena tsy azoko mihintsy ny fandehan'ito zavatra ito e!
Inona no tena marina? Tsy maintsy iray ihany ve ny zompirenena zakainao sa mahazo manana maromaro?
Tany iza no manaiky ny maromaro ary iza no tsy manaiky? Ahoana i Madagasikara? :{

répondu par ds le 15/05/2007 17:57
2. marindra
(
25/04/2007 00:58)
Fa te hanana firy alou i herimiafina e
Za zao haka anankiroa manko. De ho lasa 3 zany ny ahy 8)
3 ihany ngamba no fetra fa tsy haiko raha efa niova.
Ry zareo arabo reo no manana betsaka fa tsy haiko we firy .

3. Herimiafina
(
25/04/2007 01:04)
Tsy mikasika ahy io fanontaniako io fa ny olona hitako kah. Zah terantany malagasy pur tsinona! :-D
4. marindra
(
25/04/2007 01:06)
Za ve nahalala :oops:
Na tera-tany gasy pur aza afaka mangataka hafa koa :-D

5. fijo
(
25/04/2007 04:41)
ary elahy rahery tonga avy dia mivatravatra be an.sali aloha e,de taiza foan aletia fa izahay efa nanontany hoe sao lasa vazaha any lery?
ny alemana no toa tsy manaiky izao,fa ny frantsay sy us manaiky

6. Fiffi
(
25/04/2007 06:33)
io aloha de miankina am le firenena hipetrahanao....ohatra fotsiny ity zao : http://www.al.lu/comenius/comenius03/pdf/expose-nationalite.pdf
-Raha manana nationalité vahiny ny olona de droit-ny ny mangataka io double nationalité io....ary droit-ny ny fahazahoana azy ! ny tribonaly hiany nefa no manana ny fara-teny ! ary ny juge no mikarakara an'io ! (grande instance)

7. botrabotra
(
25/04/2007 07:37)
ie madagasikara manaiky raha tera-tany malagasy ianao,ka naaiza na aiza no nahazoanao nationalité hafa,fa raha maromaro noho 2 kosa toa manahirana koa!
8. mirana5
(
25/04/2007 07:53)
Mety mahazo nationalités isan-karazany ianao raha kapotsapotsaka oatran'i Macimo mazotoa!
9. vale
(
25/04/2007 08:47)
Nanin massimo ry Mirana5?:{
ny haiko aloha de 2 ekeny aty eropa, de zay hiany!:oops:('lut HM:wink:)

10. dadie
(
25/04/2007 15:52)
:oops:herimiafina> za koa naeno io teny io oe tsy maintsy iray iany ny nationalité i sarko no niteny anio ,tam oul no naenoko azy fa tsy mivantana ,za ary niteny tam le oul tsy blem zany fa d any dago dray maka ny gasy refa mankany d navalin'ilay oul tamiko oe : am zao fotoana am lé passeport misy cody bara d ita eo ny ampiasaina donc oy izy ny roa tsy mety
HONO io an fa tsy naeno mivantana oa za so misy miataky ana eo indray ,aleo alo mailomailo en c jamé,kay zany ianao koa niteny anio donc naeno io resaka io koa ianao klk part ary tsy oul iray no niresaka tamintsika

11. Herimiafina
(
25/04/2007 21:52)
fijo: teo ihany aho fa somary sahirankirana fotsiny kah!
Ny tena nahatonga ny fanontaniako mantsy dia misy malagasy mizaka ny zompirenena Amerikana satria teraka tany, nefa mipetraka maharitra any Canada, dia nanambady Frantsay avy eo. Dia gaga aho hoe nalainy daholo ve ny nationalité amin'ireo tany ireo?
Mbola gaga ihany aho rehefa namaly ilay olona fa tsy maintsy misy ariana ny sasany amin'ireo satria ny amerikana tsy manaiky sa moa ny Canadiana. Dia tsy haiko intsony ry zareo fa dia ahoana marina ny momba an'izay?

12. niryna
(
26/04/2007 12:49)
Raha ny fahalalako azy dia toy izao.Rehefa mahazo nationalite iray ianao dia tsy maintsy arianao ilay nationalite-nao iny.Misy ny olona tsy te-andoa visa rehefa tonga eo Ivato na vao andeha hody.Tsetsatsetra tsy aritra kely io fa miala tsiny raha misy mpiasan'ny ambassade gasy aty ivelany a.Maka visa eo Ivato no tsara fa sady mora no vita eo noho eo.Ooops! sitrany ahay vola hiditra any.Ohatra hoe $74-$79 no vola aloha raha maka azy aty amerika ianao kanefa $14 fotsiny no aloha eo Ivato.Miala tsiny aho hoy aho a.Misy milaza fa mampiasa ny pass malagasy hono izy raha hiditra eny Ivato ary dia mampiasa ny pass amerikana indray rehefa hiditra any amerika.Ny maha malagasy anao dia anao fa ny hampiasa ny pass-malagasy dia efa voarara ka mety ahavoasazy raha tratra.Izay ilay manary zo amin'ny maha-firenena hafa azy.Misy anefa firenena afaka mitazona ny zo-ny roa ka asa lahy.
13. vahiny2004
(
27/04/2007 08:40)
Arakaraky ny firenena, misy manaiky hoe manana nationalité hafa ianao , ny frantsay ohatra.
Azonao atao tsara ny mivoaka France papier frantsay dia miditra Mada papier gasy, asehonao ny passeports 2. Tsy misy afaka mandrara anao FA raha toa ka manana olana ianao any Mada , dia miala andraikitra tanteraka ny frantsay satria niditra tany Mada en tant que gasy ianao ary any @ taninao (sécurité et autres ).
Raha ny fahalalako azy dia manaiky ny double nationalité koa ny amerikana, misy fianakaviana akaiky mantsy sady gasy no amerikana

14. ravakamalala
(
27/04/2007 11:22)
niryna> fa ilay vola andoavana ny visa any amin ny ambassade kay mankaiza avy eo?
15. fijo
(
27/04/2007 21:31)
izay any aloha tsy haiko,fa raha aty frantsa dia mety aby io.fa ao alemana aloha di atsy ekeny raha manana roa izany.
16. niryna
(
27/04/2007 21:40)
vahiny2004:
Raha ny fahalalako azy dia manaiky ny double nationalité koa ny amerikana, misy fianakaviana akaiky mantsy sady gasy no amerikana
Tsy alainy fotsiny ny pass malagasy fa tsy manaiky ny double izany izy.Efa niteny koa izy fa mila mitandrina satria be ny olona manka ankerin'ny ny pass-ny ka raha miditra any amin'ny tany hafa dia misy sahy mamono mihitsy hono.Misy aza hono sinoa miditra mandoa vola be amin'ny namany te-hipetraka any amerika.Asa aloha raha mitombona io e.Raha sanatria hono misy manjo ny amerikana any amin'ny tany alehany dia tonga dia mankany amin'ny ambassadeny ny olona.Mbola tsy tratra ny mitondra double izany fa tokony tsy azo atao hono.
Asa aloha fa raha volakely iny ve no ahitana romoromo tsy aleo aloha?
17. niryna
(
27/04/2007 21:44)
ravakamalala:
niryna> fa ilay vola andoavana ny visa any amin ny ambassade kay mankaiza avy eo?
Apetraka ao amin'ny pass ny timbre fiscale ary ny karaman'ny mpiasa koa angamba.Eo ivato io timbre io ihany no aloha dia ataony ao anatin'ilay pass ka
18. Herimiafina
(
27/04/2007 23:30)
Misaotra anareo rehetra namaly.
Ny fanontaniako ary dia ireto, iza no tany manaiky ary iza no mety ho tany tsy manaiky ny double nationalité?
Manaraka dia, inona no tena marina momba ilay amerikana, manaiky sa tsy manaiky an'io fa tsy dia mazava amiko loatra? :{

19. niryna
(
28/04/2007 00:57)
Herimiafina:
Misaotra anareo rehetra namaly.
Ny fanontaniako ary dia ireto, iza no tany manaiky ary iza no mety ho tany tsy manaiky ny double nationalité?
Manaraka dia, inona no tena marina momba ilay amerikana, manaiky sa tsy manaiky an'io fa tsy dia mazava amiko loatra? :{
Efa novalian'ireo namana hoe ny frantsay no manaiky ny double,ny an'ny amerikana dia iray ihany,tsy voatery hanary ny pass-nao ianao kanefa tsy misy ilana azy amin'izao fotoana izao ny hanovanao azy raha efa amerikana ianao.Rehefa tonga ny fotoana hodianao angaha no tsy hifakako.Efa niteny ny firenena amerikana fa une fois ianao nahazo ny nationaliteany dia tsy tokony ampiasaina intsony ny pass-nao taloha na firenena taiza na firenena taiza no niavianao.Mampalahelo fotsiny ilay izy hoe rovitina na ariana dia aleo ho tehirizina.Mety ho matin'ny hoe tsy mandoa vola $79 raha any amin'ny ambassade malagasy na mission de mada,na koa hoe tsy te-andoha ilay $14 eo Ivato ilay olona kanefa efa mahalala ny lalana :roll:.Raha izaho manokana aloha dia tsy ho fatin'izay vola kely iny aho e sady tsy hi-risque amin'ny zavatra kely tsy dia misy dikany no sady mba manampy ny firenena andehanana ihany koa e.Ny fahalalany fa nisy olona lasa any anie dia mety hanampy ny vahiny mitsidika any amin'ny firenena iray raha sendra misy rotaka tampoka e ohatra:cry:
20. Ratoa
(
30/04/2007 14:14)
Bjr
Tsy fantatro raha misy firenena hafa manao tahaka ny Amerikana sy Alemaina. Raha maka ny zo maha amerikana na alemaina ianao dia tsy maintsy manary ny zo maha malagasy ianao. Mandalo fandihadiana anoloana ny mpitsara sy bureau de l'immigration ianao. Ary anontaniana ianao hoe "raha vaky ary ny ady ka voatendry ho miarmila hitifitra malagasy ianao, hanaiky ve ianao?". Handaha ianao, tsy ahazo ilay nationalité. Hanaiky ianao, manaiky hamadika tanindrazàna sy hamono havana.Tsy manaiky double nationalité ireo. tsy ho tantiko izany fa mandaka ambava-fo. Raha any kosa ianao ka niteraka tany , dia mizaka ny zoan'ireo tany ireo ny zanakao ary ianao tsy azo roahina raha tsy nandika lalàna.
Misy firenena maro hafa manaiky double nationalité anisan'izany i Madagasikara. Anefa tsy mora hazon'ny vahiny ny nationalité malagasy. Izaho izao dia mizàka nationalité roa. Teratany malagasy aho. Taloha ny psopaoro gasy no hidirako an'i Madagascar, ary ilay iray amin'nilay tany iray. Tsy mbola nandoa visa aho niditra teo Ivato na dia pasopaoro efa 20 ans aza no naseoko. Samy manaiky double nationalité anefa ireto tany roa. "Angaha Mme mbola tsy nahazo double nationalité" hoy ilay douanier. Efa manana aho hoy aho. "asehoy daholo ny pasopaoro roa aty sy any, hoy izy, fa manamora zavatra". Dia izay no nataoko taty aoriana.
Ary ireo manaiky double nationalité tsy manery anao hitifitra tanindrazana, na dia i Frantsa reny malala aza!